Fikambanana « Loharano Tokana » mpitantana ny Rano fisotro madio Kaominina Ambanivohitra Ampanotokana

Atrik’asa fifampizarana traikefa : ny fitantanan’ny fikambanana ny rano fisotro madio

08 oktobra 2019 Kaominina Ambanivohitra Ampanotokana – Fikambanana « Loharano Tokana »

 Faritra :  Distrika :  40 km miala an’  Ny fikambanana Loharano Tokana: nitsangana ara- panjakana t@ 2018  Manana fifanaraham- pitantanana (2019-2021): voasonian’ny Kaominina, Ministera, Loharano Tokana Ny fotodrafitr’asa tantanan’ny « LOHARANO TOKANA »

 23/28 sinibe ao @ Kaominina Ampanotokana  23 sinibe nataon’ny Inter Aide tantanan’ny Loharano Tokana  5 sinibe nataon’ny mpamatsy vola hafa : Tsy manaiky hiditra ho mpikambana  23 sinibe tantanan’ny Loharano Tokana  85 BF  2 paompy tanana  7 Mpanjifa rano manokana any an-trano (branchement privé) Ireo mpisitraka ny rano fisotro madio

 8 452 mpisitraka ny rano fisotro madio  Tantsaha mpamokatra, mivelona @ voly vary sy legioma (voatabia, haricot vert), fiompiana akoho manatody lava , kisoa, omby

 Andraikitry ny mpisitraka rano @ fitantanana  Mifidy solon-tena 1 isaky ny sinibe ho mpikambana ao @ « Loharano Tokana »  Mandoa sandan-drano 132 000 Ar isaky ny toby famatsiandrano (paompy tanana na na baorina) isan-taona Ireo mpikambana eo anivon’ny « LOHARANO TOKANA »

Ben’ny . 1 Filoha Mpanantateraka Mpanolotsaina Mifidy ny tanàna biraon’ny . 1 Filoha lefitra Loharana . 1 Mpitambola Solotena’ny Solotena’ny Solotena’ny Solotena’ny Solotena’ny Tokana . 1 Mpitantsoratra ny vola Mpampiasa ny Mpampiasa ny Mpampiasa ny Mpampiasa ny Mpampiasa ny rano tanàna 1 rano tanàna 2 rano tanàna 3 rano tanàna 4 rano tanàna 5 . 1 Mpanaramaso . 2 Mpitantsoratra PV . 2 Mpanolotsaina

Manakarama, tantsoroka

TEKNISIANINA FOIBE

manaramaso, mikojakoja, manamboatra ny simba

Sinibe 1 Sinibe 2 Sinibe 3 Sinibe 4 Sinibe 5 …. Vola miditra sy mivoaka « LOHARANA TOKANA »

KAOMININA Biraon’ny Ampanotokana Loharano Tokana

 Fanohanana ara-bola ny rano fisotro madio  Asa antsitrapo  40 000 Ar isam-bolana arotsaka ao @ kaonty OTIV ny  Tambikarama isaky ny fivoriana 10 000 Ar/andro/olona Loharano Tokana  Tambikarama ny mpitambola: 5 000 Ar isaky ny Zoma

TEKNISIANINA FOIBE (300 000 Ar isambolana)

Sinibe 1 Sinibe 2 Sinibe 3 sefo de borne sefo de borne Manangona ny latsak’emboka sefo de borne 10% n’ny latsakemboka = 13200 Ariary isan-taona 2 Teknisiana 2 Teknisiana 2 Teknisiana …. ifotoany Fikojakojana sy ifotoany ifotoany Asa fanamboarana madinika 20 000 Ar isan-taona Vola miditra sy vola mivoaka « Loharano tokana »

 Teti-bola anatin’ny taona iray

Mivoaka Miditra • Fanamboarana ny simba • Latsak’emboka isan-taona • Fitaovana sy kojakoja fanolo isaky ny paompy: 132 000 Ar • Tohana avy @ Kaominina: 80 • Fampandehanan- 000 Ar isambolana draharaha(karama • Sandan-drano isam-bolana Teknisianina foibe, avy amin’ny Mpanjifa rano teknisianina ifotony, manokana any an-trano any tambikarama birao…) ambanivohitra • Samihafa (OTIV, …) • Sandan-drano eo @ Renivohitra ny (5Ar/L 100 Ar/bidon) Kaominina sy ny Rano mitokana an-trano Fomba fanangonana ny latsak’emboka

• Mandoa latsak’emboka eny @ Sefo de borne Mpisitraka ny rano

• Mandray an-tsoratra ny latsak’emboka voangona • Manatitra ny latsak’emboka voangona (132 00 Ar)eny @ Sefo de Mpitambola ny Loharano Tokana borne

• Manome rosia ny Sefo de borne • Mandrotsaka ny latsak’emboka voaray ao @ kaonty OTIV ny Mpitam- Loharano Tokana bola ny LT Fandrindrana sy fangaraharan’ny fitantanana

 Fivoriambe 2 isan-taona :  Fanaovana ny teti bola  Fanaovana tatitra ny fandaniana sy tomban’ezaka  Fivoriana tsy ara-potoana raha ilaina  Fitantanana ara-bola:  Tehirizina any @ OTIV avokoa ny vola  Raisina an-tsoratra avokoa ny vola mivoaka sy miditra  Vola mivoaka: Ny filoha miaraka @ mpitam- bola no miara manao sonia  Fividianana fitaovana sy kojakoja: Mpitambola sy Tenisiana foibe Fifandraisana amin’ireo manam-pahefana eo an- toerana  Fifanaraham-pitantanana ara-panjakana:  2019-2021  Voasonian’ny DREAH, Kaominina, Loharano Tokana  Miaraka @ Kaominina  Fanaraha-maso ny fitantanan’ny Loharano Tokana  Fanohanana ara-bola: 80 000 Ar isambolana  Fivoriana miaraka: Fandraisana anjara ny Kaominina @ fanapahan- kevitra raisina , tatitra ara-bola isaky ny 6 volana  Miaraka @ Fokontany  Fampandraisana anjara ny Sefo Fkt @ fivoriana atao : eny ifotony, aorian’ny fanaraha-maso ataon’ny Teknisiana Foibe na misy asam- pokonolona ho fanatsarana ny foto-drafitrasa  Fampandraisana anjara ny Sefo Fokontany @ famahana olana ara piarahamonina, @ fanentanana ny olona mialoha-mandritra – aorian’ny fahavitan’ny foto-drafitrasa Sedra atrehan’ny « Loharano tokana »

 Olana ara-pitantanana :  Tsy faneken’ny Sinibe tsy namboarin’ny Inter Aide hiditra ho mpikambana sy ho tantanan’ny Loharano Tokana  Tsy fandraisan’andraikitry ny Kaominina manoloana ny fampiharana ny Fitsipika kaominaly  Fahasahiranana @ fanarahamaso ny asan’ny Teknisiana foibe : tsy fanajana ny tetiandro fiasana, fanodikodinana vola  Olana ara teknika:  Fahataran’ny vaovao mahasika ny olana ara-teknika eny ifotony  fahataran’ny asa fanamboarana ny simba  Olana ara-bola  Fahataran’ny fandoavanan’ireo mpisitraka rano ny latsakemboka  Fahataran’ny fandoavanan’ny Kaominina ny anjarabirikiny Vina @ ho avy

 Fanamafisana ny fiaraha-miasa miaraka @ DREAH:  Fanentanana sy fandresen-dahatra ireo Sinibe hafa hiditra ao anatin’ny Loharano Tokana

 Fanatsarana ny fomba fiasan’ny Teknisiana Foibe  Fanamorana ny fivezivezena  Fanaraha -maso akaiky sy entitra ny asany  Fanoloana ny teknisianina foibe raha tsy mahatanteraka ara- dalàna ny andraikiny izy  Fanamafisam-pahalalàna mikasika ny fitaovam-pitantanana Fampidirana rano manokana any an-trano Misaotra Tompoko!