Fikambanana « Loharano Tokana » mpitantana ny Rano fisotro madio Kaominina Ambanivohitra Ampanotokana Atrik’asa fifampizarana traikefa : ny fitantanan’ny fikambanana ny rano fisotro madio 08 oktobra 2019 Kaominina Ambanivohitra Ampanotokana – Fikambanana « Loharano Tokana » Faritra : Analamanga Distrika : Ambohidratrimo 40 km miala an’Antananarivo Ny fikambanana Loharano Tokana: nitsangana ara- panjakana t@ 2018 Manana fifanaraham- pitantanana (2019-2021): voasonian’ny Kaominina, Ministera, Loharano Tokana Ny fotodrafitr’asa tantanan’ny « LOHARANO TOKANA » 23/28 sinibe ao @ Kaominina Ampanotokana 23 sinibe nataon’ny Inter Aide tantanan’ny Loharano Tokana 5 sinibe nataon’ny mpamatsy vola hafa : Tsy manaiky hiditra ho mpikambana 23 sinibe tantanan’ny Loharano Tokana 85 BF 2 paompy tanana 7 Mpanjifa rano manokana any an-trano (branchement privé) Ireo mpisitraka ny rano fisotro madio 8 452 mpisitraka ny rano fisotro madio Tantsaha mpamokatra, mivelona @ voly vary sy legioma (voatabia, haricot vert), fiompiana akoho manatody lava , kisoa, omby Andraikitry ny mpisitraka rano @ fitantanana Mifidy solon-tena 1 isaky ny sinibe ho mpikambana ao @ « Loharano Tokana » Mandoa sandan-drano 132 000 Ar isaky ny toby famatsiandrano (paompy tanana na na baorina) isan-taona Ireo mpikambana eo anivon’ny « LOHARANO TOKANA » Ben’ny . 1 Filoha Mpanantateraka Mpanolotsaina Mifidy ny tanàna biraon’ny . 1 Filoha lefitra Loharana . 1 Mpitambola Solotena’ny Solotena’ny Solotena’ny Solotena’ny Solotena’ny Tokana . 1 Mpitantsoratra ny vola Mpampiasa ny Mpampiasa ny Mpampiasa ny Mpampiasa ny Mpampiasa ny rano tanàna 1 rano tanàna 2 rano tanàna 3 rano tanàna 4 rano tanàna 5 . 1 Mpanaramaso . 2 Mpitantsoratra PV . 2 Mpanolotsaina Manakarama, tantsoroka TEKNISIANINA FOIBE manaramaso, mikojakoja, manamboatra ny simba Sinibe 1 Sinibe 2 Sinibe 3 Sinibe 4 Sinibe 5 …. Vola miditra sy mivoaka « LOHARANA TOKANA » KAOMININA Biraon’ny Ampanotokana Loharano Tokana Fanohanana ara-bola ny rano fisotro madio Asa antsitrapo 40 000 Ar isam-bolana arotsaka ao @ kaonty OTIV ny Tambikarama isaky ny fivoriana 10 000 Ar/andro/olona Loharano Tokana Tambikarama ny mpitambola: 5 000 Ar isaky ny Zoma TEKNISIANINA FOIBE (300 000 Ar isambolana) Sinibe 1 Sinibe 2 Sinibe 3 sefo de borne sefo de borne Manangona ny latsak’emboka sefo de borne 10% n’ny latsakemboka = 13200 Ariary isan-taona 2 Teknisiana 2 Teknisiana 2 Teknisiana …. ifotoany Fikojakojana sy ifotoany ifotoany Asa fanamboarana madinika 20 000 Ar isan-taona Vola miditra sy vola mivoaka « Loharano tokana » Teti-bola anatin’ny taona iray Mivoaka Miditra • Fanamboarana ny simba • Latsak’emboka isan-taona • Fitaovana sy kojakoja fanolo isaky ny paompy: 132 000 Ar • Tohana avy @ Kaominina: 80 • Fampandehanan- 000 Ar isambolana draharaha(karama • Sandan-drano isam-bolana Teknisianina foibe, avy amin’ny Mpanjifa rano teknisianina ifotony, manokana any an-trano any tambikarama birao…) ambanivohitra • Samihafa (OTIV, …) • Sandan-drano eo @ Renivohitra ny (5Ar/L 100 Ar/bidon) Kaominina sy ny Rano mitokana an-trano Fomba fanangonana ny latsak’emboka • Mandoa latsak’emboka eny @ Sefo de borne Mpisitraka ny rano • Mandray an-tsoratra ny latsak’emboka voangona • Manatitra ny latsak’emboka voangona (132 00 Ar)eny @ Sefo de Mpitambola ny Loharano Tokana borne • Manome rosia ny Sefo de borne • Mandrotsaka ny latsak’emboka voaray ao @ kaonty OTIV ny Mpitam- Loharano Tokana bola ny LT Fandrindrana sy fangaraharan’ny fitantanana Fivoriambe 2 isan-taona : Fanaovana ny teti bola Fanaovana tatitra ny fandaniana sy tomban’ezaka Fivoriana tsy ara-potoana raha ilaina Fitantanana ara-bola: Tehirizina any @ OTIV avokoa ny vola Raisina an-tsoratra avokoa ny vola mivoaka sy miditra Vola mivoaka: Ny filoha miaraka @ mpitam- bola no miara manao sonia Fividianana fitaovana sy kojakoja: Mpitambola sy Tenisiana foibe Fifandraisana amin’ireo manam-pahefana eo an- toerana Fifanaraham-pitantanana ara-panjakana: 2019-2021 Voasonian’ny DREAH, Kaominina, Loharano Tokana Miaraka @ Kaominina Fanaraha-maso ny fitantanan’ny Loharano Tokana Fanohanana ara-bola: 80 000 Ar isambolana Fivoriana miaraka: Fandraisana anjara ny Kaominina @ fanapahan- kevitra raisina , tatitra ara-bola isaky ny 6 volana Miaraka @ Fokontany Fampandraisana anjara ny Sefo Fkt @ fivoriana atao : eny ifotony, aorian’ny fanaraha-maso ataon’ny Teknisiana Foibe na misy asam- pokonolona ho fanatsarana ny foto-drafitrasa Fampandraisana anjara ny Sefo Fokontany @ famahana olana ara piarahamonina, @ fanentanana ny olona mialoha-mandritra – aorian’ny fahavitan’ny foto-drafitrasa Sedra atrehan’ny « Loharano tokana » Olana ara-pitantanana : Tsy faneken’ny Sinibe tsy namboarin’ny Inter Aide hiditra ho mpikambana sy ho tantanan’ny Loharano Tokana Tsy fandraisan’andraikitry ny Kaominina manoloana ny fampiharana ny Fitsipika kaominaly Fahasahiranana @ fanarahamaso ny asan’ny Teknisiana foibe : tsy fanajana ny tetiandro fiasana, fanodikodinana vola Olana ara teknika: Fahataran’ny vaovao mahasika ny olana ara-teknika eny ifotony fahataran’ny asa fanamboarana ny simba Olana ara-bola Fahataran’ny fandoavanan’ireo mpisitraka rano ny latsakemboka Fahataran’ny fandoavanan’ny Kaominina ny anjarabirikiny Vina @ ho avy Fanamafisana ny fiaraha-miasa miaraka @ DREAH: Fanentanana sy fandresen-dahatra ireo Sinibe hafa hiditra ao anatin’ny Loharano Tokana Fanatsarana ny fomba fiasan’ny Teknisiana Foibe Fanamorana ny fivezivezena Fanaraha -maso akaiky sy entitra ny asany Fanoloana ny teknisianina foibe raha tsy mahatanteraka ara- dalàna ny andraikiny izy Fanamafisam-pahalalàna mikasika ny fitaovam-pitantanana Fampidirana rano manokana any an-trano Misaotra Tompoko!.
Details
-
File Typepdf
-
Upload Time-
-
Content LanguagesEnglish
-
Upload UserAnonymous/Not logged-in
-
File Pages13 Page
-
File Size-