TATITRA DINGANA FAHATELO Kaominina : Daty : 27 Janvier 2013 FANONTANIANA  Nanova ny fijerinay tokoa ny fandrantoana fiofanana nataonareo GENDER LINKS teto amin’ny Distrikan’Antsimondrano Kaominina Bemasoandro. Indro kely anefa fa voafetra ireo olona mpandray anjara. Mbola hisy fotoana ve hiverenanareo aty ka hitohizan’ny fiofanana ary inona no mbola tokony hanatevenana ny fahalalana azonay mba ahafahanay mampita amin’ny namanay. Fohy loatra mantsy ny fotoana nefa mahaliana tanteraka ilay izy.  Araka ny zavamisy iainana ankapobeny, izahay vehivavy dia mahavita zavatra ary rehefa miasa dia miasa amin’ny fo tokoa, betsaka anefa ny sakatsakana tsy hahafahanay mandray andraikitra foana ka mahatonga ny fihemorana, ianareo GL ve afaka miaro anay raha misy herisetra na ara-moraly na ara-batana mahazo anay mandritra ny firotsahanay hofidina amin’ny sehatra rehetra ? Sa raha tsy afaka ianareo, mety misy olona na fikambanana azonareo atoro anay ve ?

VALINY  Tsy azo lazaina ho fohy ny fotoana nananaovana fiofanana taty aminareo raha ny habetsaky ny fiofanana nentinay no jerena satria nahafahanay nampita ny tena tokony ho anjara toeran’ny vehivavy amin’ny fandraisana anjara eo amin’ny raharaham-pirenena dia ny firotsahan-kofidiana amin’ny sehatra maro samihafa eny anivon’ny fokontany sy kaominina. Koa raha mampihatra izay voalaza ianareo dia ho hita fa hisy ny vokatsoa ho azo indrindra amin’ny ady amin’ny herisetra sy fanakanana amin’ny endriny maro ny vehivavy tsy handray andraikitra. Na izany na tsy izany anefa, ianareo eto amin’ny Kaominina Bemasoandro dia efa voafidy ho Centre d’Excellence hanatanterahana ny tetikasa miaraka @ PNUD , noho izany dia hisy foana ny fanaraha-maso ny dingana vita tamin’ny fiofanana, ary izany dia miankina amin’ny programan’asan’ny mpamatsy vola.  Tsy tokony hitranga intsony ny hevitra raiki-tapisaka ka mahatonga fihemorana na mitory tsy fahasahiana. Ho antsika izay nanaraka ny fiofanana sy fanentanana nataon’ny GL dia sahy avy hatrany hiroso amin’ny sehatry ny fifidianana sy fandraisana andraikitra, ho sahy haneho hevitra ankalalahana tsy misy teritery. Noho izany : tsy ilaina ny hitady olona na fikambanana hiaro amin’izany fa ianao ihany dia efa afaka mitady vahaolana toy ny fanehoan-kevitra amin’ny haino aman-jery sy izay heverinao fa ahafahana miaro ny zonao. Mila antsika miditra sy mandray anjara mba hitondra fiovana eo amin’ny fitantanana ny raharaham-pirenena. Fa raha izany no tanteraka dia ho foana ny sakantsakana amin’ny endriny rehetra.

Sokajin’olona nanatrika  Mpanolotsainan’ny tanàna  Ben’ny tanàna  Sefo fokontany  Mpikambana

1

 Mpampianatra  Mpanentana  Teknisiana  Olontsotra  Mpiasa birao  Mpiompy  Mpiasa tena

2

Tovana B: Fanamarinam-pahatongavana Stage 3 Country: Kaominina Bemasoandro Toerana: Biraon’ny kaominina Date: 27 Janvier 2012 FICHE DE PRESENCE N° ANARANA SY FANAMPINY SEXE TOERANA ANDRAIKITRA TEL E mail HIANDREKETANA 01 RANDRIAMALALA Anaclet L Maire 0331500745

02 RAZANAKOLONA Jean de Dieu L Ambatofahavalo Pdt COGE 0331219229

03 RAKETABAO Marie Hollandine V Chef ZAP 0325241171 04 RAKOTOARIVELO Joseph L Secrétaire Général 0337442876 05 RAKATROARILALA Robertine V Bemasoandro Chef Fkt 0341911095 rrakatroarilala@yaho o.fr 06 RAHARIMANANA Emilia V Ambohidrapeto Coiffeuse 0331403619 [email protected] r 07 ANDRIANAIVOSON Michel L Itaosy Mpanolotsaina 08 RAKOTOSOLOFO L Itaosy Mpanolotsaina 09 RAZANAKA Samuël L Technicien 0324719895 samuelrazanaka@ya hoo.fr 10 RAVOLOLONA Razafiarimanana V Ambohidrapeto Mpiompy 033 82 818 97 11 RASOLOFONIAINA Jean Honorat L Ankadivoribe Sce Technique 0348016993 rjeanhonorat@yahoo .fr 12 RANDRIAMARO Dianah V Ambohidrapeto Olon-tsotra

3

13 RAZAFINATOANDRO Odette V Ampahitrosy Vice Pdte 0337488721 razafinatoandroodett [email protected] 14 RASAMIMANANA Mamy V Ampitatafika STC Commune 0341079615 rasamimanana@yah oo.fr 15 RASOLONIRINA Esther Alberthe V Ampitatafika Secrétaire d’Etat Civil 0331137907 16 RAHARINIRINA Jean Patrice L Ankadivoribe Agent technique 0342995253 raharinirinajeanpatri [email protected] 17 RAKOTONDRAMANANA Andry L Magasinier 0334123877 andrianantenaina@y Aurélien ahoo.fr 18 RAKOTOARIVELO James L Ambohidrapeto 0331109359 rakotojemysa@yaho o.fr 19 RAVAOSOLONIRINA Florine V Ambohidrapeto Mpamboly 034 06 158 38 20 RAZANADRASOA Marie Josephine V Bemasoandro Association FIVEMA 0330806880 razanadrasoamariejo [email protected] 21 EMMANUEL Irma V Bemasoandro SG Com Bemasoandro 033028084O [email protected] m 22 RAZAFIMALALA Lalao Berthine V Ambatomirahavavy Association Fanantenana 0348493081 rlalaoberthine@yaho o.fr 23 RAHARIMALALA Marie Sophie V Ambohidrapeto Mpamboly 034 43 251 97 24 RASOANIAINA Zoé Claire V Bemasoandro Chef Fkt Anosimasina 0332829998 [email protected] 25 RAKOTONDRAMONJY Amélie V Ampitatafika Chef fkt 0346890400 daniellarakotondram Daniella [email protected] 26 RAVOLOLONIRINA Olga V Bemasoandro Olon-tsotra

28 RAJAOBELINA Tovoniaina L Adjointe au Maire 0332145731 Nainarajaobelina@ya hoo.fr 29 RAKOTONOELY Lovasoa Lucien L Bemasoandro ATC 03348095798 30 BODOMALALA Juliana V Bemasoandro Association 0337994416 [email protected] 31 RAKOTONDRAMANANA L Ambohidrapeto BTP 0332931822 [email protected] Herimanjaka 32 RAHARISOA Marie Suzanne V Ampasika Mpanentana

4

33 Association RAHASINORO Francine V Bemasoandro 034 43 251 97 34 RATOANDROSOLOARIMALALA Mpanentana V Bemasoandro 033 11 940 64 Eulalie 35 RABENANDRASANA Nivolalaina V Bemasoandro Mpanao volo

36 V Bemasoandro Filoham-paritra RAVAOHARIMALALA Célestine 37 RAMAROSON Hantanirina V Ambohijanaka Resp social O340438896 hantanamana@yaho o.fr 38 RAMBELOARISON David L Andranonahoatra Pdt Conseil 0331254958 39 RAKETABAO Marie Hollandine V Bemasoandro Chef ZAP 0325241171 40 RAHARIMALALA Vololoniaina Julie V Ambatofahavalo Stagiaire 03328331297 [email protected] r 41 RAZAFINDRAMANGA Justine V Bemasoandro Mpanentana 42 RASOAZANAJAFY Noroseheno Filoham-paritra V Bemasoandro 033 12 367 15 Edouardine 43 RAZANADRAFARA Angeline V Ampasika Mpikambana 44 RASOANIRINA Clotilde V Ampasika Mpiompy 034 66 613 91 45 RAZAFINDRAZAKA Olga Beby V Ampasika Mpanentana

46 RASOARIMANANA V Andranonahoatra Mpivarotra 47 RAHAINGONARIVOSOA Fara V Ampitatafika Secrétaire d’Etat Civil 0341992351 48 RABEFAKATRO Alphonse L Bemasoandro Maire 0340464854 49 RAKOTOARIMANANA Jean Noël L Ampitatafika Mpiompy 50 RASOANANAHARY Jeannette V Ampitatafika Mpanentana 034 66 613 91 51 ANDRIANOELISOA Manantsoa Ampitatafika Association Noroson V 52 RASOARINIRINA Gisèle V Ampasika Mpikambana 034 02 670 51 53 RAKOTOARIMANGA Jean de Mpanolotsaina 034 90 095 39 L Andranonahoatra Dieu 54 RAKOTOMANANA Aristide STC 0348987925 L Andranonahoatra

55 RAHARIMALALA Berthine V Bemasoandro Mpiompy 032 51 582 54

5

56 RAHOLIMALALA Angeline V Bemasoandro Ménagère 57 RASOALIMANGA Lalaonirina V Bemasoandro Ménagère 58 RAMANANTENASOA Abéline V Soavina Ménagère 59 MELIARISOA Bakoly V Soavina VC Conseiller 60 RAKOTONDRATSIMBA Marc L Bemasoandro Conseiller 0320773935 61 RASOARINAIVO Ferdinand L Bemasoandro Conseiller 0340639676 62 RANAIVOARISON Michel André V Bemasoandro CAA 0330778O92 63 RAZANAMADA Romaine V Bemasoandro Ménagère Tahan’isa lahy sy vavy: Lahy 20 31,8% Vavy 43 68,2% Totaliny 63 100%

6