REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana -Tanindrazana –Fahafahana ------oOo------FARITRA DISTRIKA ATSIMONDRANO KAOMININA ------oOo------

ATRIK’ASA FIFAMPIZARANA MIKASIKA NY FAMPANARAHAN-DALANA Sahalemaka , 22 Jona 2018 NANDAMINANA NY FITANTANANA NY SERVISY R.F.F TETO AMIN’NY KAOMININA ANDOHARANOFOTSY

MIKASIKA NY KAOMININA: Faritra: Analamanga Distrika: Antananarivo Atsimondrano Isan’ny mponina: 84 370 Velaran-tany: 12 km² Isan’ny Fokontany: 08 09 km miala an’Antananarivo Renivohitra; RN 7 Ny manodidina azy:- Avaratra : sy Ankaraobato - Atsimo : - Atsinanana: - Andrefana : Ampanefy sy Ankadivoribe Misy ny Lapam-panjakana izay ao amin’ny Fokontany Iavoloha ZAVA-NISY TANY ALOHA (talohan’ny 2015)

Maro lafy ny fitantanana ny Fotodrafitr’asa: Fitantanana mivantana nataon’ny kaominina: 01 Bain-douche Fitantanan’olon-tokana:46 BF sy 03 BL Fikambanana tsy ara-dàlana: 13 Bornes Fontaines Fikambanana ara-dàlana: 11 BF sy 01 BL Tsy nisy fifandraisana teo amin’ny Kaominina sy ireo mpitantanana: Sandan-drano samy manana ny azy Tsy ampy ny fahafantaran’ny mpisehatra eo amin’ny R.F.F ny lalàna mifehy ny R.F.F Tsy nisy tompon’andraikitra manokana misahana ny R.F.F. teo amin’ny Kaominina. Tsy nisy fanavaozana sy/na fanitarana nataon’ny mpitantana.

FEHINY: Ratsy ny kalitaon’ny Servisy R.F.F natolotry ny Kaominina ho an’ny Vahoaka. EZAKA NATAON’NY KAOMININA

• Fanisana ireo F.D.A fananan’ny Kaominina sy ireo mpitantana • Famantarana ny lalàna mikasika ny R.F.F Fanantonana ny Tale-paritry ny Rano Fitsidihana sy Fifanakalozana natao tany Fianarantsoa sy Toliary. • Fampiofanana ny mpitantana mikasika ny lalàna mifehy ny R.F.F niarahana tamin’ny D.R.E.A.H • Fanarahana izay torolalana voarakitra ao amin’ny lalàna mifehy ny R.F.F Famindram-pitantana ny FDA • Famolavolana ny Fitsipika mifehy ny R.F.F na Code d’Hygiène • Fanitarana sy Fanendrena ny tompon’andraikitra misahana ny R.F.F VOKATRA AZO

Nihenany isan’ireompitantanany FDA ny Kaominina MAHAVELONA: FDA 20 TAMBATRA: FDA 04 F.V.R.M.M: FDA 13 RANO SOA: FDA 49

Nanaikyny fandaminananapetrakyny Kaomininaireompisehatra Manarakany lalànamifehyny R.F.F ireompisehatraeo amin’nyR.F.F: Fampidiranacompteur ireoFDA azoavyamin’nyloharanoeto an-toerana( FokontanyMorarano) Fampaharetanany FDA Fitarainanaazoavyamin’ireompanjifa Miparitakaeo anivon’nyKaomininany Fitsipikamifehyny Fanadiovanasy Fidiovana IREO SINGA NAHAZOANA NY VOKATRA 1-Risi-pon’ny mpitarika hampiatra ny lalàna. 2-Fiaraha-miasa akaiky niarahana tamin’ny D.R.E.A.H Analamanga sy ireo mpiara- miombon’antoka 3-Fahavitrihan’ireo tompon’andraikitry ny R.F.F IREO SAKANA NODIAVINA

• Sarotra ny fampanarahan-dalàna ny Fikambanana • Fandraisana ny fandaminana ho raharaha Politika • Fitiavan-tena nasehon’ireo mpahazo tombontsoa manokana teo aloha • Tsy fahampian’ny tosiky ny rano avy any amin’ny JIRAMA • Loton’ny rano IREO LESONA AZO TSOAHINA 1-Ny lalàna dia: • Vakiana • Fantarina • Zaraina • Ampiharina 2-Mila resy lahatra sy manaiky fa ny R.F.F dia zo fototra tokony hositrahan’ny Vahoaka 3-Ny fampanarahan-dalàna dia mitaky fitondrana tsy mitanila 4-Fitovian-kevitry eo amin’ny Ekipa Kaominaly 5-Famolavolana code d’hygiène: tokony avy hatrany dia mijery ny fepetra rehetra takiana amin’ny fampiharana azy. 6-Ezaka isan’andro ny fanolorana kalitao tsara ho an’ny servisy R.F.F MANKASITRAKA TOMPOKO!!