REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana -Tanindrazana –Fahafahana -------------oOo------------- FARITRA ANALAMANGA DISTRIKA ANTANANARIVO ATSIMONDRANO KAOMININA ANDOHARANOFOTSY -------------oOo------------- ATRIK’ASA FIFAMPIZARANA MIKASIKA NY FAMPANARAHAN-DALANA Sahalemaka , 22 Jona 2018 NANDAMINANA NY FITANTANANA NY SERVISY R.F.F TETO AMIN’NY KAOMININA ANDOHARANOFOTSY MIKASIKA NY KAOMININA: Faritra: Analamanga Distrika: Antananarivo Atsimondrano Isan’ny mponina: 84 370 Velaran-tany: 12 km² Isan’ny Fokontany: 08 09 km miala an’Antananarivo Renivohitra; RN 7 Ny manodidina azy:- Avaratra :Tanjombato sy Ankaraobato - Atsimo : Bongatsara - Atsinanana: Ambohijanaka - Andrefana : Ampanefy sy Ankadivoribe Misy ny Lapam-panjakana izay ao amin’ny Fokontany Iavoloha ZAVA-NISY TANY ALOHA (talohan’ny 2015) Maro lafy ny fitantanana ny Fotodrafitr’asa: Fitantanana mivantana nataon’ny kaominina: 01 Bain-douche Fitantanan’olon-tokana:46 BF sy 03 BL Fikambanana tsy ara-dàlana: 13 Bornes Fontaines Fikambanana ara-dàlana: 11 BF sy 01 BL Tsy nisy fifandraisana teo amin’ny Kaominina sy ireo mpitantanana: Sandan-drano samy manana ny azy Tsy ampy ny fahafantaran’ny mpisehatra eo amin’ny R.F.F ny lalàna mifehy ny R.F.F Tsy nisy tompon’andraikitra manokana misahana ny R.F.F. teo amin’ny Kaominina. Tsy nisy fanavaozana sy/na fanitarana nataon’ny mpitantana. FEHINY: Ratsy ny kalitaon’ny Servisy R.F.F natolotry ny Kaominina ho an’ny Vahoaka. EZAKA NATAON’NY KAOMININA • Fanisana ireo F.D.A fananan’ny Kaominina sy ireo mpitantana • Famantarana ny lalàna mikasika ny R.F.F Fanantonana ny Tale-paritry ny Rano Fitsidihana sy Fifanakalozana natao tany Fianarantsoa sy Toliary. • Fampiofanana ny mpitantana mikasika ny lalàna mifehy ny R.F.F niarahana tamin’ny D.R.E.A.H • Fanarahana izay torolalana voarakitra ao amin’ny lalàna mifehy ny R.F.F Famindram-pitantana ny FDA • Famolavolana ny Fitsipika mifehy ny R.F.F na Code d’Hygiène • Fanitarana sy Fanendrena ny tompon’andraikitra misahana ny R.F.F VOKATRA AZO Nihenany isan’ireompitantanany FDA ny Kaominina MAHAVELONA: FDA 20 TAMBATRA: FDA 04 F.V.R.M.M: FDA 13 RANO SOA: FDA 49 Nanaikyny fandaminananapetrakyny Kaomininaireompisehatra Manarakany lalànamifehyny R.F.F ireompisehatraeo amin’nyR.F.F: Fampidiranacompteur ireoFDA azoavyamin’nyloharanoeto an-toerana( FokontanyMorarano) Fampaharetanany FDA Fitarainanaazoavyamin’ireompanjifa Miparitakaeo anivon’nyKaomininany Fitsipikamifehyny Fanadiovanasy Fidiovana IREO SINGA NAHAZOANA NY VOKATRA 1-Risi-pon’ny mpitarika hampiatra ny lalàna. 2-Fiaraha-miasa akaiky niarahana tamin’ny D.R.E.A.H Analamanga sy ireo mpiara- miombon’antoka 3-Fahavitrihan’ireo tompon’andraikitry ny R.F.F IREO SAKANA NODIAVINA • Sarotra ny fampanarahan-dalàna ny Fikambanana • Fandraisana ny fandaminana ho raharaha Politika • Fitiavan-tena nasehon’ireo mpahazo tombontsoa manokana teo aloha • Tsy fahampian’ny tosiky ny rano avy any amin’ny JIRAMA • Loton’ny rano IREO LESONA AZO TSOAHINA 1-Ny lalàna dia: • Vakiana • Fantarina • Zaraina • Ampiharina 2-Mila resy lahatra sy manaiky fa ny R.F.F dia zo fototra tokony hositrahan’ny Vahoaka 3-Ny fampanarahan-dalàna dia mitaky fitondrana tsy mitanila 4-Fitovian-kevitry eo amin’ny Ekipa Kaominaly 5-Famolavolana code d’hygiène: tokony avy hatrany dia mijery ny fepetra rehetra takiana amin’ny fampiharana azy. 6-Ezaka isan’andro ny fanolorana kalitao tsara ho an’ny servisy R.F.F MANKASITRAKA TOMPOKO!!.
Details
-
File Typepdf
-
Upload Time-
-
Content LanguagesEnglish
-
Upload UserAnonymous/Not logged-in
-
File Pages9 Page
-
File Size-