Tatitra dingana faha 3 Toerana : Birao Kaominina Daty : 29 Novembre 2012 FANONTANIANA

 Lasa nalaza ato amin’ny Distrika Anjozorobe ny momba ny fiofanana nampanaovin’ny Gender Links (vokatr’ireo Radiom-paritra sy Telem-paritra misy ety an-toerana) ho an’ireo ho kandidà na hieritreritra ny ho kandidà ,araka izany dia maro ireo kaominina manodidina mandrafitra ny Distrika no mangetaheta ny hahazo fiofanana toy izany ka nametram-panontaniana hoe toy inona no sivana handraisan’ny Gender Links ireo kaominina homena fiofanana ?  Raha hilatsaka ho fidiana ve izahay tohananareo Gender Links ny fampielezan- kevitray?

VALINY

 Ny tanjon’izao fampiofanana ataon’ny fiaraha-miombon’antoka eo amin’ny GL sy ny PNUD izao dia ho fampiofanana ny vehivavy mba ho sahy handray andraikitra eo amin'ny sehatry ny fanapahan-kevitra eo aminin’ny raharaham-pirenena , ka hampisy vehivavy hirotsaka betsaka ho fidiana ho Ben’ny Tanàna na ho mpanolontsaina kaominaly amin’ny fifidianana ho avy, noho izany ny GL izay miara- miasa @ PNUD dia tsy mampivaky fikambanana efa mijoro na tonga hampiofana fikambanana tokana fa izay vehivavy rehetra liam-pandrosoana ka voaantso na dia tsy ao anaty fikambanana aza dia tafiditra @ izao fiofanana izao, ny toro hevitra azo aroso dia tokony hampijoro ny komitin’ny miralenta ianareo .Manaraka izany dia ireo Faritra iasan’ny PNUD mivantana toy ny ATSIMO ANDREFANA sy no nosafidiana hangalana kaominina any amin’ny Distrika ,ka aoriana dia mbola hodinihina ny fanitarana izany .  Ny Gender Links dia tsy ONG mpanao politika na manohana antoko politika na ihany koa manana firehana fa mipetraka toy ny fiaraha-monim-pirenena ka manampy indrindra indrindra ireo vehivavy te handray anjara ho amin’ny firotsahan-kofidiana amin’ny lafiny fanofanana isan-karazany ka tsy manavaka antoko politika na iza na iza na inona firehany na inona firehany.

Sokajin’olona nanatrika

 Maire Anjozorobe,sy kaominina manodidina  Sefo fokontany  Adjoint sefo distrika  Solen-tenan’ireo serivisy tekinika  STC  Mpanolotsaina  Talen-tsekoly  Mpampianatra  Mpiasan’ny kaominina  Mpiompy  Mpivarotra  Mpamboly  Solontena avy@ ireo karazam-pikambanana samihafa

Dingana: III Firenena: MADAGASIKARA Toerana:BIRAO NY KAOMININA ANJOZOROBE Daty: 29 NOVAMBRA 2012 FANAMARINAM-PAHATONGAVANA N° Anarana sy fanampiny Lahy Kaominina Andraikitra Téléphone E-mail (L)/Va vy(V) 01 RANARY Julie V ANJOZOROBE Conseil Communale 033 04 061 61 [email protected] 02 RATSARAIBE Juliette V ANJOZOROBE VMLF 034 14 222 92 03 RAZAIARISOA Jacqueline V ANJOZOROBE Mampianatra 032 40 870 02 04 ZAKA-RANDRIANJAFY Liva L ANJOZOROBE Cyber Multi-Service 034 14 811 97 05 RAKOTOARISON Bodo V ANJOZOROBE menagére 034 02 359 21 06 HARIMBOLA Vololoniaina V ANJOZOROBE MPIOMPY 033 25 928 31 07 RASOAMANAMPIARIJAONA H Zéa V ANJOZOROBE Femme 08 mars 033 73 536 72 08 RANIVOMANANA Cathérine V ANJOZOROBE Filohan’ny Dorkasy 033 14 982 84 09 RANOMENJANAHARY Volampeno V ANJOZOROBE Assistante Nutritionnel 033 81 254 41 CRNI ANJOZOROBE

10 RAVAOARIVELO Lucie Zoë V ANJOZOROBE VMLF 032 41 948 75

11 ANDRIAMBOLANORO Abdon L ANJOZOROBE SG CU ANJOZOROBE 033 04 024 82

12 RAKOTOARISON Gilbert L ANJOZOROBE Adjoint au Maire 033 14 808 04 13 RAKOTOARIMANGA Justine V ANJOZOROBE V .L.M.F Myriame

14 RANDIMBIARISON Roméo Ari L ANJOZOROBE Mpivarotra 15 RANDRIAMAHEFASON Lantonirina L ANJOZOROBE Mpamboly 034 09 689 23 16 RAMIADAMAHEFA Jesy L ANJOZOROBE Animateur ASSOS 034 21 485 55 [email protected] 17 RAZAFINDRAHAJA V ANJOZOROBE Mpamboly 034 13 406 86 Vololomboahangy 18 MAMINIRINA Estelle Annicette V ANJOZOROBE Mpamboly Elodie 19 ANDRIAMANANTSOA Lova L Ben’ny tanàna ben’ny tanàna 033 17 077 51 [email protected] ANJOZOROBE

20 RAVONIMBOLATINA Zoë Julisse V ANJOZOROBE Animatrice 033 76 355 52 [email protected]

21 RANDRIANIMANANA J. Alfred L ANJOZOROBE mpivarotra 032 60 401 02 22 RASOANANDRASANA V ANJOZOROBE Mmpikarakara tokatrano 23 RASOARIMANGA Olga V ANJOZOROBE Mpamboly 24 RAFARALAHISOA Prosper L ANJOZOROBE Mpamboly 25 RANDRIANASOLO Yvon L ANJOZOROBE Mpamboly 26 RASOANANDRASANA Julienne V ANJOZOROBE Mpamboly 27 RAHELIARISOA V ANJOZOROBE Mpamboly 28 RAZAFY J Réné L ANJOZOROBE Mpamboly 29 RAZAIARIVELO V ANJOZOROBE Mpamboly 30 RAZAFINDRAKOTO Julien L ANJOZOROBE Mpivarotra 032 60 498 82 31 RADONA Salomon L ANJOZOROBE Mpamboly 032 60 498 80 32 RAHELINALA T.Mike Elianne V ANJOZOROBE Mpamboly 33 RAKOTOARIMANANA Jules L ANJOZOROBE Mpamboly 34 RAHARISON Mamy L ANJOZOROBE Gérant du Hotel Castel 033 14 195 64 [email protected]

35 RAHARISON Angèle V Adjoint au maire 033 04 763 56 [email protected] 36 NIRINARIMANANA Jacques C L ANJOZOROBE ARTISANT 033 78400 29 [email protected]

37 RAVELOSON Voahirana V CR ANTANETIBE VMLF - ANATIVOLO [email protected]

38 RAHARY Suzanne V CR BELANITRA Chef Fonkotany - [email protected]

39 RASOLOFOARISOA Etienne L CR BEN’NY TANANA 033 08 030 64 40 RAKOTOMAVO James L CR MANGAMILA BEN’NY TANANA 033 05 064 52 41 RAKOTONDRAIBE Lanto L CR TSARASAOTRA BEN’NY TANANA 033 02 093 66 rakotondraibe_lanto@yahoo. fr 42 ANDRIANAIVOSON Jeanson L CR ALAKAMISY BEN’NY TANANA 033 17 882 99 43 RAVAOARIMANANA V CR ALAKAMISY MPAMPIANATRA 034 18 463 91 44 RAKOTOARIVELO Raymond L CR ALAKAMISY STC 032 28 320 67 45 TSIFERANA Andriamamonjiraibe L CR MANGAMILA PCC/TALE CEG 033 11 316 07 46 RANDRIANARIVELO L CR AMBONGAMAR BEN’NY TANANA 033 14 302 40 47 RAZANANDRAKOTO L CR BEN’NY TANANA 032 87 549 48 48 RANDRIAMANANTENASOA Gabriel L CR STC 033 21 707 50 49 RASOLOFONIRINA Guy Aime L CR AMBONGAMARINA BEN’NY TANANA 032 88 029 22 Jhonson 50 RANDRIAMAHERISON Emile L CR BEN’NY TANANA 032 79 372 79 51 RANDRIANARIVELO Hantasoa V CR MANGAMILA STC 033 41 295 62 [email protected] 52 RANDRIAMIZANASOA Jeannot L CR ANTANETIBE BEN’NY TANANA 032 43 053 62 53 RAVELOMAHATODY Ernest L CR AMPARATANJONA BEN’NY TANANA 033 11 895 78 54 RANDRENOAVY D. Patrice L CR BETATAO STC 033 16 300 25 55 RANDRIANIRINA Jean Bà L CR AMPARATANJONA STC

56 RANDRIAMITASOA Andrinirina V BETATAO PCC BETATAO 033 08 849 58 Fenosoa 57 RATINARIVOARISON Théodile L CR ANTANETIBE MPAMPIANATRA 032 86 005 36 58 RASOAZANAMIAJA Herilala Odile V CR ALAKAMISY MPAMPIANATRA 033 11 005 59 59 LOLONA Macrime V ANJOZOROBE Mpitarika Tanora 032 52 265 86 [email protected] 60 RAZANANDRAISOA Harilalao V ANJOZOROBE P FRAM 032 29 654 55 61 RALALAOHARISOA Emilienne V AMBOHIMIRARY MPIVAROTRA 032 25797 22

Tahan’isa lahy sy vavy

% Lahy 32 0, 52 Vavy 29 0, 48 Totaliny 61 100%