Empowered lives. Resilient nations.

NY FIKAMBANANA SOAMITAMBATRA Madagasikara

Fanadihadiana nataon’ny Equator Initiative Vahaolana ho fampandrosoana maharitra eo anivon’ny mponina, ny valajavam-boahary sy ny fiarahamonina marefo FANADIHADIANA ISAN-KARAZANY NATAON’NY EQUATOR INITIATIVE AVY AO AMIN’NY UNDP

Ny vondrom-piarahamonina Fokonolona rehetra manerana amina firenena 126 manerana izao tontolo izao, ka nasaina izao tontolo izao dia efa mampihatra vahaolana ho an’ny manokana tany amin’ilay fivorian’ny Firenena Mikambana fampandrosoana maharitra eo anivon’ny fiarahamonina sy momba ny fiovaovan’ny toetrandro (na COP21) tany ny tontolo iainana. Fantatra fa misy fanadihadiana vitsivitsy Parisy, mba handray mari-pankasitrahana. Nomena lanjany izay manazava ny fandraisana fepetra sasantsasany sy manokana ny fiarovana, ny famerenana amin’ny laoniny ny haben’ny vokatra azo, na fivoarana tsapa mandritry ary ny fikajiana maharitra ny ala; ny fiarovana ireo faritra ny fotoana voatondro. Vitsy amin’izy ireny ihany anefa voasokajy sy ny harena voajanahary; ny fanazarana ireo no manao tatitra amin’ireo Fokonolona nohadihadiana Fokonolona marefo amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro; sy nanaovana andrana. Noho izany ny tanjony Equator ary ny fandraisana andraikitra ho fitandrona ny tontolo Initiative dia ny hanatanteraka izany tatitra izany. iainana. Ity fandalinana manaraka ity kosa dia anisan’ny Ny Equator Initiative dia notohanan’ny malalatanana antonta izay mamelabelatra ireo hetsika tsara indrindra, eo anivon’ny governemanta norveziana mba hizara mba hanomezana hevitra ny fifanakalozana ara-politika. mari-pankasitrahana an’ireo mpiara-monina 21 miavaka Izany dia ilaina mba hampitombo ny fahombiazana hita indrindra, izay nanao hetsika ho fanenana ny tahan’ny eo amin’ny fiaraha-monina, sy hampivoatra ny fahalalana fahantrana, ho fiarovana ny valanjava-boahary sy fototra ankapobeny mikasika ny tontolo iainana sy ny fanamafisana ireo Fokonolonamarefo manoloana ny vahaolana fampivoarana, ary mba ho tonga modely ho fiovaovan’ny toetr’andro. Olona 1.461 no voafidy avy amin’ireo sisa manaraka. FAMINTINANA NY TETIK’ASA TSARA HO FANTATRA

Ny fikambanana Soamitambatra dia mampiasa rafim- Equator Prize Winner pintantanana nentim-paharazana Malagasy, dia ny 2015 Fokonolona izany, manana fitsipika ifampitondrana fantatra amin’ny anarana hoe ‘dina’, mba hamelomana Naorina tamin’ny indray ny alana Badika sy ireo farihy manodidina azy. 2003 Ny fikambanana dia miara-miasa amin’ny mponina Toerana miisa 6.589 avy amin’ny tanàna folo, Fokonolona miisa folo, ny manam-pahaizana manokana, ny kaominina, Tanàna folo ao amin’ny kaominina ambanivohitr’i sy ireo mpiara-miombon’antoka amin’ny sehatra , any amin’ny faritra tsy miankina. Izany no natao dia ny mba hiarovana Mpisitraka sy hamerenana amin’ny laoniny indray ny tontolo iainana eo an-toerana, ary koa mba ho azo antoka olona miisa 6,589 ny fisian’ny asa amin’ny fotoana maharitra. Nohon’ny Sehatra fivarotana trondro sy ireo vokatra maro samihafa, dia Ny fiarovana sy ny fampiasana maharitra ny harena niakatra avo efatra heny ny karama farany ambany, voajanahary ety an-tany sy/na any anaty rano; fiarovana ny fidiram-bolan’ireo mponina ireo. Niakatra ho 90 ny zo amin’ny fananan-tany iombonana sy ireo harena isan-jato ny tahan’ny fidirana an-tsekoly amin’ny voajanahary; ary ny fanohanan’ny Fokonolonamba ambaratonga fototra, raha 30 izany teo aloha. Ireo hiarovana ny tontolo iainana sy ny fanomezam-bahaolana tantsaha kosa dia saika nirona tamin’ny famokarana manoloana ny fiovaovan’ny toetr’andro voly fihinana toy ny vary, ny katsaka, tsaramaso sy ny voanjo avokoa, mba hanapariahana ny vokatra Tanjona amin’ny fampandrosoana maharitra fambolen’izy ireo. Voaaro ankehitriny ny toerana iantefany fanjonoana rehetra, ka nampanarahana ny fenitra mitsinjo lavitra mba hampitomboana ny hamarony sy ny haben’ny trondro voajono. Nohoizany, ny Fikambanana dia mikarakara ala hatramin’ny 14.910 hektara sy farihy 65 hektara, no sady mampiditra ny fitantanana ny harena voajanahary ho loharano maharitra ara-toekarena sy sosialy. Io fikambanana io no hany rindrina farany manakana ny firoboroboan’ny orinasa mpamokatra paraky any an-toerana, izay isany tena mpanimba ny ala ao amin’io faritra io.

42° 44° 46° 48° 50° 52° Moroni Cape of Ambre 12° Anjiabe 12° COMOROS Antsiranana Bemanevikabe Irodo Bobasakoa Mayotte Ambatoharanana Ampisikinana (under French Lokia Ambilobe Daraina Administration) Ampohana Ampondra Antsiranana Ambanja Zarambavy Tanambao-Daoud 14° Bemanno 14° Maromandia Doany Sambava Antanantanana Farahalana Analalava Antsahabe Andranofotsy The boundaries and names shown and the Antalaha designations used on this map do not imply Anjajavy Marovotry official endorsement or acceptance by the Tsianinkira United Nations. Ambohitralanana Maroantsetra l Mahajanga e Bay Ampanavoana n Cape of 16° n Saint-André Marovoay Antongil 16° a Vilamatsa h Morafeno Seranambe Ambato Boeny C Ambohipaky Antanambe Matsitso e Besalampy u Andrangazaha Ambodiatafana q AntanandavaAntanandava Besakay i Onara Vohilava b Mahajanga Maria Ampandrana Toamasina m Fenoarivo Atsinanana a Tambohorano Ranobe AmbakirenyAmbakireny z Andasibe Manakana Amparafaravola o Ankatrafay Ambatondrazaka M Ambohimena 18° Makaraingo 18° Maintirano Fiadanana Ivondro Toamasina Antananarivo Ankiliroa Tsiroanomandidy Bemamba Ambila-Lemaitso Sakay Bekopaka Antananarivo Moramanga Indian Appontement Vohitrampasina Ocean Vatomandry Andramasay Behamotra Belo Tsiribihina Adabozato Mangoro HORONAN-TSARIN’IREO MPANDRESY Avaratra 20° Ambodiharina 20° Masomeloka Manometimay Amborompotsy Nosy-Varika Maharivo M Belo a Toliary n a Ambatomainty n j Mahela a Ankoba Mandronarivo r Fianarantsoa Mananjary Ambohibe Manja Fianarantsoa TAMIN’NY EQUATOR 2015 Ampasimanjeva Morombe Nosy Ambositra Sahasinaka Menamaty Iloto Mattana 22° Andavadoaka Befandriana Atsimo Manakara MADAGASCAR Ambohitsabo Vohipeno Ranohira Mananaba National capital Tanambao Farafangana Regional capital Manombo Atsimo Fiherenana Lopary Town, village Toliary Ankiliarivo Ranomena Airport Onilahy Bezaha Anakao Isahara International boundary Betioky Beheloka Provincial boundary 24° Efoetse Sandravinany Roads

ra d Toliary Railroad Vohombe ra a en Manambato Ankazoabo M Linta Mandrane 0 100 200 300 km Indian Etrobeke Mahatalaky Androka Beloha Tolanaro Ocean (Fort-Dauphin) 0 100 200 mi Beaniky Lavanono Talaky 42° Cape Betanty 42° 44° Sainte-Marie 46° 48° 50° 52°

Map No. 4360 United Nations Department of Field Support March 2009 Cartographic Section The designations employed and the presentation of material on this map do not imply the expression of any opinion whatsoever on the part of the Secretariat of the United Nations or UNDP concerning the legal status of any country, territory, city or area or its authorities, or concerning the delimitation of its frontiers or boundaries. ZAVA-MISY FOTOTRA

Vondrom-piarahamonina 10 eo an-toerana, izany hoe tonta dia ny Kaomina Manambina, ny Sampandraharaham- Fokonolona 10, ao amin’ny kaominin’ny Manambina paritry ny Ekolojia, ny Ala sy ny tontolo iainana (DREEF) ao Madagasikara, no mikajy ny hiarovana ny tontolo sy ny sampandraharaham-paritry ny jono sy ny harena voajanahary izay iankinan’ny fivelomen’izy ireo. Hatramin’ny an-dranomasina (DRPRH) .Ireo famindram-pitantanana ireo taona 2003 no nanao ezaka izy ireo, ka nampiato fandravana dia nohavaozina mandritra ny 10 taona indray nanomboka ala Badika (Hyphaene shatan), mirefy hatramin’ny 14 910 tamin’ny taona.2017 hektara. Izy ireny izay karazana hazo palmie zanatany, mampiavaka ny faritra, ny Fikambanana koa dia miaro Ny farihy moa dia feno tilapia (Oreochromis niloticus), mitantana ny farihy miisa 5 izay mitotaly 165 hektara. carpe (Cyprinus carpio), ary amalona (Anguilla mauritiana), sy karazany maro tsy voatanisa. Ny Fokonolona ao an- Madagasikara dia fantatra toerana misy zava-maniry toerana dia mitantana farihy dimy izay mirefy 165 hektara, maro indrindra tsy fahita any amin’ny firenena hafa. Misy ka tafiditra amin’izany ny fanadiovana azy amin’ny fotoana karazany 204 ny palmie ao amin’io firenena io, ary 98 isan- fanaovana izany mandritra ny maintany. Mandritra io jato dia tsy fahita hatraiza hatraiza hafa tsy ao amin’io nosy fotoana io dia sady manamboatra ny fitaovana fanjonoana io ihany. Nefa ny ankamaroan’ny palmie (83 isan-jato) dia ny Fokonolona no mamela ny trondro hanatody amin’ny atahorana ho lany tamingana. faritra tokony hanatodizany ary manala ny zavamaniry mandrakotra ny farihy (Bemiridana sy Sara) mba Ny vatany, ny tahony sy ny ravin’ny palmie ao amin’ny hanamorana ny fanjonoana. ala Badika dia ampiasaina amin’ny fanamboarana trano, fitaovana sy asa-tanana maro. Ity tontolo voajanahary Ny rafitra ara-tsosialin’ny mpikambana ao amin’ny Union sarobidy ity dia tena voatrandraka tokoa, fa indrindra ny Soamitambatra dia ahitana ny vondrona mpifanolo- orinasa mpamokatra paraky (SOCTAM), izay manapaka bodirindrina (Fokonolona) ao amin’ny faritra izay manana hazo manodidina eo amin’ny 500 metatra toradroa isan- asa fivelomana iraisana. Ireo zokiolona, izay tena hajaina taona eo ho eo ao amin’ny ala Badika, hany ka taonina tokoa, no mitantana ny fandaminana rehetra ka miantoka maro ny fako sisa tavela avy amin’ny fampiasana izany ny filaminana ara-tsosialy. Izany dia nitarika amin’ny hazo izany. Mba hampitomboana ny tombom-barony, dia fananganana fifanarahana ara-tsosialy sy fady, toy ny manitatra ny velaran-tany trandrahina hatrany ny orinasa fandraràna ny jono amin’ny andro alakamisy. SOCTAM, ka lasa simba tsikelikely ny ala Badika sy vala- java-boahary rehetra misy ao. Ny foto-pivelomana nentim-paharazana dia ny fambolena (vary, katsaka, voanjo, vomanga, ary mangahazo, Nefa nohon’ny ezaka nataon’ny fikambanana Soamitambatra, tsaramaso), fanjonoana, ary fiompiana (akoho amam- dia niverina sy niroborobo indray ny ala Badika. Amin’ny borona, omby, kisoa, ondry), ary eo ihany koa ny fandrariana, alalan’ny fiarovana amin’ny fitrandrahana sy fanimbana, dia izay tena ataon’ny vehivavy (tsihy, fanihifana, harona). Ny rakotra ala voajanahary indray ny toerana. Hita ao amin’io ankamaroan’ny mpikambana dia mpamboly avokoa (60 faritra io indray ny karazambiby sy zavamaniry mampiavaka isan-jato), ary ny sisa dia mpanjono (40 isan-jato). ny toerana toy ny ramanavy, ny lambo ala, ny akanga (guinea fowl), ny goaika, ny gidro, ary ny hazo isan-karazany toy ny Ny tsirairay amin’ireo Fokonolona folo ireo dia samy Soaravy (Faurea forficuliflora), ny Bonara (Albizia lebbeck), manana loharano voajanahary izay arahin’izy ireo maso ary ny Vondro (Typha angustifolia). Ireo Fokonolona folo avy. Raha misy ny olana mitranga, Filohan’ny Fokonolona mpikambana ao amin’ny Union Soamitambatra , mpitantana dia mampahafantatra avy hatrany ny fikambanana ny ala badika mirefy 14 910 ha sy farihy mirefy 165 ha raka Soamitambatra. Nohoizany, ny fiarahamonina ao an- ny lalàna 96- 025 mikasika ny famindram-pitantanana ny toerana dia tena mafana fo amin’ny fiarovana ny loharano harena voajanahary azo havaozina , izay vita sonian’ny telo fototra satria miantoka ny fiveloman’izy ireo izany. 4 Ny famoronana sy ny rafitry ny fikambanana Soamitambatra

Tamin’ny taona 2003, ny Union Soamitambatra dia niorina fitsi-pitondrana sy fitantanana novolavolain’ny kaominina, sy nohon’ny fitrandrahana tsy ara-dalàna ny ala sy ny farihy ireo Fokonolona ao an-toerana sy ireo mpampiasa ireo harena ataon’ny olona tsy fantatra, ny sasany izay mifandray amin’ny ireo, anisan’izany ihany koa ilay orinasa mpikira paraky. orinasa SOCTAM. Io fitrandrahana io dia nisy fiantraikany ratsy teo amin’ny fiainan’ny mponina tao amin’ny kaominina Ny Biraon’ny fikambanana Soamitambatra dia fidian’ny ambanivohitra Manambina, ary nanimba ny fivelomany. Ho Fivoriamben’ny Fokonolona, izay mivory in-droa isan- setrin’izany toe-javatra izany, ireo Fokonolona tompon-tany taona. Ny fanapahan-kevitra rehetra mifandraika amin’ny ao amin’ny kaominina Manambina miaraka amin’ny ny fitantanana ny ireo harena voajanahary dia andraikitry ny distrika Marolefo mitambatra, dia nangataka ny famindrana fiaraha-monina manontolo. Isaky ny Fokonolona dia misy ny fitantanana ny harena voajanahary avy amin’ny birao mpitarika manaraka ity rafitra ity: ny filoha, ny filoha Minisiteran’ny tontolo iainana, ny ala sy ny jono ho an’ny lefitra, ny sekretera, ny mpitam-bola sy ny mpanolo-tsaina. Fokonolonaao an-toerana. Io Biraon’ny Fokonolona na vondron’olona ifotony io no miandraikitra ny fanatanterahana ny fanapahan-kevitra Tamin’ny taona 2005, satria hita fa nahazo fahombiazana noraisina rehetra. Ny asa rehetra dia atao an-tsitrapo, tsy tokoa ireo Fokonolona tamin’ny lafin’ny fitantanana, dia andraisana karama. Ny fanonerana ihany no azo atao nanatevin-daharana ny fikambanana kosa ny Fokonolona raha toa ka tsy maintsy mandeha amin’ny faritra hafa ilay valo ambiny tao amin’ny kaominina Manambina. olona. Ny tanjona fototra ho an’ity fikambanana ity dia Resy lahatra tamin’ny fahombiazana izy ireo ka niditra ny fitantanana maharitra ny harena voajanahary, mba ho mpikambana ao amin’ny Union Soamitambatra hahafahan’ny taranaka ho avy handova azy ka ho tsara ny ny Fokonolona valo ambiny. Taorian’izay, ny fitsipi- kalitaon’ny fiainan’izy ireo. pitantanana ny harena voajanahary dia nasiana fepetra ka nohamafisina hatrany izany. Ireo fokontany ao Ny taona 2012 kosa dia niditra ho mpiikambana ao aamin’ny amin’ny kaominina ambanivohitra Manambina, avy any TAFO MIHAAVO (Tambazotran’ny Fokonolona Mitantana avaratra mianatsimo: Andreketa, Ampasifasy, Marolefo, ny Harena Voajanahary) ny fikambananaSoamitambatra, Soatanimbary, Manambina, Ankaboka, Ambohibary, io izay tambajotra nasionaly nijoro mba hiaro ny zon’ny Ambalabe, Besakoa ary Ambararata. Fokonolona sy hizara traikefa amin’ireo Fokonolona eto Madagasikara ka mba ho zary ankatoavina izy ireo eto Ny fikambanana Soamitambatra dia miasa ao anatin’ny an-toerana sy manerantany. fifanaraham-piarahamonina izany hoe ‘dina’, ka voafehin’ny

5 NY FANAMBIN’NY FOKONOLONA EO AN-TOERANA

Fandripahana ny ala

Nandritra ny taona maro, ny orinasa SOCTAM dia karazana hazo hafa, anisan’izany ireo hazo voaaro, satria nanararaotra nitrandraka ireo hazo Badika, saingy noho tsy nanana hazo ho tapahina intsony izy ireo teo amin’ny ny asan’ny fikambanana Soamitambatra, dia ireo rantsana taniny. Efa miroso amin’izany ny orinasa ankehitriny. sy hazo tanora sasantsasany ihany no sisa azon’izy ireo ampiasaina amin’izao fotona izao. Efa nanomboka Fa na dia eo aza izany dia anisan’ny nampitombo ny namboly hazo kininina ihany koa ny SOCTAM manodidina fandripahana ny ala ihany koa ny firoboroboan’ny ny toerana famboleny paraky, Ny mponina no nihetsika ary halatr’omby, indrindra taorian’ny taona 2009, satria nanaitra ny orinasa SOCTAM mba hantanteraka fambolen- doran’ireo dahalo ny ala mba hamafana ny dian’omby ka kazo, taorian’ny nanombohan’ny orinasa nanapaka hahavery ireo mpanara-dia. Tsy fahampian’ny hetsika ara-piarahamonina

Talohan’ny fisian’ny fikambanana Soamitambatra, dia fa tsy ho toy ny lalàna mifehy ny fiarahamonina. Ohatra ambany dia ambany ny vola miditra amin’ny mpiompy, amin’izany ny: Tsy fahazoana mikapa fototra badika,tsy mpamboly sy mpanjono, satria ireo mpividy no nametra fahazoana manao doro tanety, tsy fahazoana mampiasa ny vidin’entana. Ankehitriny kosa, dia tena hafa tanteraka famamo, fanajana ny masona harato , fanajana ny fady eo ny zavamisy, nohon’ny Fisian’ny fikambana mandrindra ny an-toerana , fanajana ny zo nentim-paharazana , fanajana vidin’entana ho ara-drariny. ny ‘pas géométriques’ , fandoavana lamandy arak any voasoratra. Mba hamahana izany olana izany, dia nilaina Tany am-boalohany, dia nampanahirana ihany ny tokoa ny nanaitra ny vahoaka sy nanazava amin’izy ireo ny nandresy lahatra ireo mponina mba hanao ilay dinam- tena dikan’ny fifanaraham-piarahamonina, ao anatin’izany pokonolona, satria noraisin’izy ireo ho toy ny sazy ireny ny fampiharana azy eo anivon’ny fiarahamonina. Fiofiovan’ny toe-trandro

Tsapan’ny Fokonolona ny fiantraikan’ny fiovaovan’ny haingam-pihodina ary nianarana ny fomba fitantanana sy toetr’andro teo amin’ny fotoam-pambolena sy ny fotoam- fitehirizana ny masomboly isan-karazany. pijinjana. Nahatratra hatramin’ny 40 ° C ny mari-pana, ary nihena be ny habetsaky ny rotsak’orana fa kosa ny hamafiny Mba hitahirizana ny trondro dia Fokontany roa dia dia mitombo be ka manimba ny fambolena. Ny fandinihana Ambalabe sy Ankaboka no nanana fitaovana ampy isan’andro nataon’ireo mpanarato dia naneho fa ny fotoam- indrindra ho an’ny fanamainana trondro. Saingy efa panatodizan’ny trondro dia lasa nandroso volana iray ka noravan’ny jiolahy indray ireo fitaovana ireo. Ireo fokontany lasa volana septambra raha tokony ho oktobra teo aloha. ireo no mihataka indrindra no sady ratsy lalana. Vokatr’ izany, tsy afaka mandeha an-tsena matetika ny mponina, Noho izany, dia tsy maintsy nampiroborobana ny hany ka ny fanamainana trondro ihany no ahafahan’izy fambolena izay mifanaraka amin’ny toetr’andro, ary ireo mitahiry izany mandritra ny fotoana maharitra. tsy maintsy niroso tamin’ny fampiasana masomboly

6 VAHAOLANA MISY EO AN-TOERANA

Fiarovana ireo ala sy farihy

Vavarano sivy sy farihy dimy no diovin’ireo Fokonolona Seranana iray ihany no natsangana ho fiarovana ny ao an-toerana, ary izy ireo ihany no manapa-kevitra ny faritry ny farihy ary hifehezana ny fanjonoana gaboraraka amin’ny fotoana fisokafany sy fihidian’ireo vavarano. amin’ireo farihy. Sady manamora ihany koa ny fanaraha- Mandritra ny vanim-potoanan’ny orana, dia mitombo ny maso ny fampiasana ny farihy izany. zavamaniry anaty rano ary manasarotra ny fandehanan’ny zana-trondro mankeny amin’ny farihy. Noho izany, Ny Fokonolona no miandraikitra ny fanaraha-maso ny ala ny Fokonolona dia manadio ireo vavarano ireo mba mba hampihenana ny fitrandrahana tafahoatra ataon’ireo hahafahan’ny trondro mitombo soa amantsara. rehetra izay mivelona amin’ny ala. Ny fikambanana Soamitambatra dia nanana fahasahiaana tokoa nandà Ny fantsona voajanahary, fantatra amin’ny hoe ‘kinga’ - dia ny onitra avy amina orinasa mpamokatra paraky eo an- fihaonan’ireo farihy sy renirano roa, Sakena sy Loazy. Ireo toerana. Ity farany izay saika hanome kininina ho amin’ny fantsona ireo dia miasa ho an’ny tontolo iainana toy ny fambolen-kazo takalon’ny fahafahan’izy ireo mitrandraka famatsiana voajanahary ny farihy. Ho amin’izany indrindra, ny ala Badika. Hentitra tokoa amin’ny fanarahana ny no mahatonga ny Fokonolona miasa isan-taona amin’ny fitsipi-pitanana mba hisorohana ny fanimbana ny tontolo volana Oktobra mba hanafoanana hanalana ny ahidratsy iainanaanefa ny fikambanana. manenika ny farihy.

FIANTRAIKANY LEHIBE AMIN’NY Fiarovana ny farihy sy ny loharanon-jono

■■ Nanao sonia fifanarahana mikasika ny daty fanokafana sy fanidiana ireo tohan-drano, ny mpanjono sy tantsaha. Ampiharina hatrany amin’ny distrika izany mba hisorohana ny fifandonana. ■■ Nitombo ny hamaron’ny zana-trondro. ■■ Nitombo ny velaran’ny faritra azo anjonoana eny amin’ireo ankehitriny dia tafakatra 90%n’ny faritry ny farihy no azo anjonoana raha toa ka 50% ihany izany teo aloha. ■■ Naroso ho septambra ny vanim-potoana fanakatonana ny fanjonoana, raha tokony ho oktobra izany, noho ny fiofiovan’ny toetrandro, ary didim-paritra ofisialy no nahazoana nampihatra azy. Izany fotoana izany dia natao eo anelanelan’ny faha 25 septambra sy faha 25 novambra. ■■ Ny famporisihana ny mpanjono mba hanaraka ny fenitra ara-teknika sy ny fitandrona ny faritra tsy hisy loto izay mirefy 6 hektara dia mitondra vokatsoa amin’ny famokarana trondro. ■■ Ny fikambanana Soamitambatra dia nahavita nanara-maso ny fanaovana doro tanety (tavy ho an’ny fambolena sy famokarana saribao) ary nampihena ny doro ala. ■■ Nivelatra ny velaran’ny ala. ■■ Ny ala dia iaraha-mitantanana amin’ireo injenieran’ny ala any amin’ny faritra. Ny fanomezan-dàlana hitrandraka ny ala Badika dia tsy maintsy mandalo ao amin’ny fikambanana Soamitambatra alohan’ny hanomezana azy amin’ny injenieran’ny ala. 7 Fivelomana azo antoka sy fivarotana ara-drariny

Ny vidin’ny sakafo rehetra dia voafehy (trondro, vokatry ny Fokonolona amin’ny famatsiana vola tetikasa hanatsarana fambolena sy ny fiompiana) noho ny tsena iombonana izay ny fari-piainan’ny Fokonolona ao amin’ny kaominina naorina. Amin’ny ankapobeny, dia nihatsara ny fari-piainan’ny Manambina amin’ny alalan’ny fitantanana maharitra ny mponina. Ankehitriny ny fikambanana Soamitambatra dia harena voajanahary. Anisan’izany ny famerenana indray efa afaka manatanteraka fampandrosoana eny amin’ny ny tontolon’ny fanjonoana, ny fanesorana ireo ahi-dratsy fiarahamonina sy fanampiana amin’ny fitantanana ny harena menenika ny farihy, ary ny fandrindrana ny fitantanana voajanahary. ny harena voajanahary ao amin’ilay faritra.

Satria ny fiovaovan’ny toetrandro dia misy fiantraikany ratsy Manan-jo kokoa ankehitriny ny vehivavy, anisan’izany ny eo amin’ny fiovaovan’ny hahavon’ny rano sy ny fotoam- zo hanjono, fa koa ny hivarotra ny vokatra eny an-tsena. Ny pamokarana, ny fikambanana Soamitambatra dia nanapa- vehivavy dia afaka mivarotra trondro maina ary mitazona ny kevitra ny hampitombo ny sehatry ny asa fambolena. sasany ho an’ny fananany manokana mandritra ny vanim- Mamboly vary, katsaka , tsaramaso ary voanjo izy ireo potoanan’ny orana, rehefa lany ny vokatra avy any an-tanàna. ankehitriny araka ny fenitra ara-teknika mifandraika amin’ny masomboly vokarina ao anaty fotoana fohy, izay tohanany Nifarana ny fe-potoana voafehin’ny fifanarahana programa fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra avy momba ny fitantanana ny harena voajanahary amin’ny fiaraha-miasa Suisse. nananan’ny Fokonolona mpikambana ao amin’ny Union Soamitambatra izay nosoniaviny miaraka amin’ny Mba hiarovana amin’ny voka-dratsy ateraky ny fiovaovan’ny kaomina sy ny Sampandraharahan’ny Tontolo iainana, toetr’andro sy hampihenana izany voka-dratsy izany, ekolojia sy ala ary ny sampandraharahan’ny jono sy ny tsapan’ireo mpikambana ny maha-zava-dehibe ny fitehirizam- harena an-dranomasina. Amin’izao fotoana izao dia bokatra . Ohatra amin’izany, ny fiara izay mitatitra trondro nohavaozina izany fifanarahana izany eo anivon’ny Talem- dia mila mandoa vola amin’ny fikambanana Soamitambatra paritry ny tontolo iainana, ekolojia ary nyala (Direction de amin’ny sarany tena mora isaky ny fitanterana. Ny vola azo la Régionale de l’Environnement, Ecologie et de Forêts, dia ampiasaina mba handoavana ny sandan’ny asa atao DREEF). Matoky ny Fokonolona fa raha omena ny mponina hiarovana ireo farihy sy ny ala. ao an-toerana ny fitantanana ny harena voajanahary, dia hiverina amin’ny laoniny tateraka ny fanan-tany. Tamin’ny taona 2014, ny programa madiniky ny UNDP-GEF (na UNDP-GEF Small Grants) dia namaly ny fangatahan’ny

8 FIANTRAIKANY LEHIBE AMIN’NY Fivelomana azo antoka sy fivarotana ara-drariny

■■ Napetraka ny tsenan-trondro iombonana ka naparitaka manerana ireo Fokonolona mifanakaiky izany toy ny any: , -Antsikida, ary Nosy Mena Misiakampy. ■■ Ny 100 isan-jaton’ny tokantrano rehetra dia mitahiry ny masomboly. Ny trondro voasaly vitan’ireo vehivavy dia anisan’ny mampitombo ny tahirin-tsakafo, manome antoka ny fahatsaran’ny fanjarian-tsakafo. ■■ Nisy fiakaran’ny vidin’ny trondro. Tany aloha, ny kilaon’ny trondro kely indrindra dia namidy MGA 1.200 (US$0,35), fa ankehitriny dia lasa, MGA 2,000 (US$0.58), ary ny kilaon’ny trondro lehibe dia amidy MGA 3,500 (US$1.04). ■■ Misy fikambanam-behivavy mpanjono roa, manamboatra fitaovam-panjonoana ary manasaly trondro, ka mivarotra 100 kilao isam-bolana amin’ny vidiny MGA 3.600 (US$1.06) ny kilograma ho an’ny mpivarotra avy any Antananarivo sy Antsirabe, ary koa trondro maina 350 kilao amin’ny vidiny MGA 3,000 (US$0.89) ny kilao. ■■ Ny tontolo voajanahary dia manome fidiram-bola maharitra ho an’ny Fokonolona vokatr’izany ny famokarana trondro mahatratra hatramin’ny 150 taonina isan-taona. ■■ Ny tokantrano tsirairay dia mampidi-bola farafahakeliny MGA 400,000 (US$117.59) isam-bolana, na avo efatra heny amin’ny ny karama farany ambany indrindra eto Madagasikara. Ny ampahatelon’io vola io dia avy amin’ny asa-tanana ataon’ny vehivavy ary ny ambiny dia azo avy amin’ny fivarotana trondro. ■■ Amin’io fidiram-bola io, dia tokatrano efatra no mitantana ny fikirakirana ny hazo ary 100 isan-jaton’ny tokantrano no manana lakana iray farafahakeliny entina manjono, raha ampitahaina amin’ny 40 isan- jato alohan’ny fiorenan’ny sendikà. ■■ Nisokatra ny tsena iombonana, mikendry ny fivarotana ny asa-tanana vitan’ireo vehivavy, ary koa ny fanombohan’ny fampiofanana amin’ny asa tanana. Izay mamadika ny ravina Bemiridana ( karazana tsikafona mandrakotra ny farihy) mba ho vokatra asa tanana toy ny harona, satroka, fametrahana lovia… na koa avadika ho saribao vita avy amin’ny ravina Bemiridana

9 FIHATRAIKANY ARA-POLITIKA

Fihatraikany ara-politika nasionaly

Ny fikambanana Soamitambatra dia anisan’ny mpikambana fahombiazan’ny Fokonolona ho fantatra manerantany. voalohany mpanorina ny tambazotra nasionaly TAFO Hatramin’ny fidirana ao amin’ny TAFO MIHAAVO, dia mizara MIHAAVO, izay nahitana fikambanana miisa 500 teo ho eo fahalalana eo amin’ny sehatra nasionaly ny fikambanana tamin’ny volana Mey 2012. Ny tambazotra dia manao ady amin’ny alalan’ny atrikasa. sisika sy manohina ireo minisitera samihafa momba ny olana mifandraika amin’ny fitantanana maharitra ny harena Ny fikambanana dia mandray anjara ihany koa amin’ny voajanahary eto Madagasikara ary mampahafantatra ny famolavolana ny drafitry ny fampandrosoana eo amin’ny faritraMenabe Fampandraisana anjara amin’ny tetikasa global agenda

Ny asan’ny fikambanana Soamitambatra dia manampy (SDG 12), hiantoka ny fiainana an-dranomasina maharitra amin’ny tanjona maromaro ho an’ny fampandrosoana (SDG 14), ary hampiroborobo ny fitantanana maharitra ny maharitra (SDGs). Ny fiarovana ny farihy sy ny ala ary ny tontolo iainana (SDG 15). Ankoatr’izay, ny ezaka hahazoana ezaka hahazoana fivelomana maharitra sy ny varotra ara- fivelomana maharitra sy ny varotra ara-drariny ary ny drariny dia manampy amin’ny fampihenana ny fahantrana fampivoarana ny fahasalamana sy ny fampianarana dia (SDG 1), manafoana ny hanoanana (SDG 2), hiantohana manampy ny fitovian-jo ho an’ny lahy sy ny vavy (SDG 5), ny asa mendrika sy ny fitomboana ara-toekarena (SDG mampihena ny fatran’ny karbaona miparitaka (SDG 13) ary 8), hamporisika ny fandaniana sy famokarana ara-drariny manatsara ny fahasalamana sy ny fampianarana (SDG 4).

10 FANAMPARIAHANA, FAMPITOMBOANA, ARY FAHARETANA

Fanampariahana

Ny fikambanana Soamitambatra dia mampitombo ny fikambanana mifanaraka amin’ny isa voafaritra. Anisan’ny traikefany amin’ny alalan’ny tambazotra nasionalin’ny zavatra atao mahazatra mandritra ireny fivoriana ireny ny: TAFO MIHAAVO, izay efa nahafahana nitsidika sy nanao fitsidihana sy fandinihana ireo farihy, ny fomba fiasa, ary ny fifanakalozana tany amin’ny faritr’i Itasy, Analavory, Miarinarivo, famaritana ny vidin’ny trondro. Matetika, dia olona mahay sy faritra Vakinaknaratra Antsirabe, sy faritra maro hafa. Ireo mamaky teny sy manoratra no alefa hiatrika ny fivoriana mpikambana ao amin’ny fikambanana Soamitambatra mba hahafahan’izy ireo mizara ny fahaiza-manao azony dia mandeha manatrika fivoriana izay iarahana amin’ny nandritra amin’ny fiverenany. Ny kaominina Ankotrofotsy, fikambanana maro hafa, ka ny filohan’ny Fikambanana Isalo, ary Nosimena dia anisan’ireo naka tahaka ny modelin’ny no miandraikitra ny fanendrena izay ho solontenan’ny fikambanana Soamitambatra. Fampitomboana

Ankoatra ireo dinam-piarahamonina manan-kery any Ny taona 2012 ny tambazotran’ny Fokonolona mpitantana amin’ny faritra, ny fifanarahana dia lasa ho fitsipi-pifehezana ny harena voajanahary, dia nampahafantatra ny andraikiny kaominaly eo amin’ny ny fitantanana ny harena voajanahary amin’ny ilàna ny fanavaozana ny tetikady nasionaly amin’ny alalan’ny fanaovan-tsonian’ny mpandray anjara momba ny fitantanana sy ny fandrindrana ny harena rehetra. Ireo fitsipika ireo dia mifehy ny vanim-potoana voajanahary. Ireo izay nikambana ao anatin’ny tambazotra fanjonoana, ny tamberimbidy, ny sarany aloa, ny taonina TAFO MIHAAVO. ifanarahana, ny taom-pamokarana ary ny fenitra momba ny fanjonoana. Eo ihany koa ny fepetra fisorohana ny doro Nohon’ny fikambanany ao amin’io tambazotra TAFO tanety, ny fahazoan-dàlana hanapaka hazo amin’ny alàlan’ny MIHAAVO, ny fikambanana Soamitambatra dia afaka mizara fanatanterahana ny fahazoan-dàlana manokana amin’ny ny fahombiazany sy ny fanambiny amin’ireo Fokonolona faritra voatokana sy ny fihodinan’ny mponinaamin’ny zo hafa eto Madagasikara. Ireo singa ireo dia tafiditra ao nentim-paharazana isaky ny 15 taona ho an’ny ala Badika. anatin’ny paikady nasionaly ho fampiroboroboana, ny fiarovana sy ny fampandrosoana maharitra eo amin’ny Ny famindrana ny fitantanana ho an’ny Fokonolona ao fitantanan’ny fiaraha-monina sy ny paikady politika eto an-toerana dia efa nomanina tamin’ny taona 1996 avy Madagasikara. amin’ny lalàna “Secure Local Management” (Gestion Locale Sécurisée, GELOSE amin’ny fanafohezana azy amin’ny Ny fikambanana Soamitambatradia nanolo-tena fatratra teny Frantsay) momba ny fandraisan’anjaran’ny mponina hiara-miasa amin’ny fitantanana sy ny fandrindrana amin’ny fitantanana ny harena voajanahary. Kanefa ny ny harena voajanahary, ary mandray anjara amin’ny politika amin’izao fotoana izao dia mbola tsy voafehy, fampiharana ny paikadin’ny Fokonolona any an-toerana indrindra, ny tsy fahampian’ny fahefana sy ny andraikitry eo amin’ny sehatry ny firenena manontolo, indrindra raha ny Fokonolona amin’ny fanapaha-kevitra momba ny mikasika ny fanavaozana ny lalàna mifandraika amin’ny fitantanana ny harena voajanahary, ka mamporisika ny Fokonolona. Vokatr’izany, dia mitaky ny fiomanana sy ny fandrobana ny harena voajanahary sy ny tsy fisian’ny fampiharana ny paikady nasionaly sy ny politika eo an- fandraisana anjara amin’ny tombontsoa azo avy amin’ny toerana ireo fokonolona. fampiasana ny harena ho an’ny Fokonolona.

11 Faharetan’ny tetik’asa Union Soamitambatra

Ny fahavitrihana sy ny fandraisan’anjaran’ireo Fokonolona Na izany aza, ny fikambanana Soamitambatra dia tsy tompon-tany eo amin’ny fitantanana sy fiarovana ny harena mahaleo tena amin’ny lafiny ara-bola.Mbola mila fanampiana voajanahary no tena mahatonga izany tetik’asa izany izy ireo. Mba hahatrarana ny fahatomombanana ara-bola, haharitra. ny Fokonolona dia tsy maintsy ampiofanina mikasika ny fitantanam-bola ireo mpitantana eo anivon’ny fiaraha- monina tsirairay.

TETIK’ASA MANARAKA

Ny fikambanana Soamitambatra ia mieritreritra ny hametraka rafitra fandrindrana fitantanam-bokatra iaraha manana, izay mety ahitana fikirakirana fitaovam-pamokarana na vokatra azo amidy. Ny tahirim- bokatra dia efa misy any amin’ny any aminatra iaraha mananaa, fa ny tahirim-bola iombonana dia napetraka amin’ny kaonty iombonana miaraka amin’i TAFO MIHAAVO, ireo vondrom-piarahamonina Malagasy isan-karazany, izany dia iraisinahamvondrom-piarahamonina ifotony rehetra manerana an’i Madagasikara. Manampy ireo mpikamba mba hahaleo tena ara-bola izany. Fametrahana kaoperativa kely amin tena ara-bola iz fampanofana fitaovam-pambolena, fametrahana tahiry iombonana izay vatsianra- bola izanyO MIHAAVOtena mahatonga izany tetik’asa o an-toerantsoa sy varotra vokatra, fifampizarana amintra, fnana izay vatsianra-bola izanyO MIHAAVOfitantanana ny zavamaniry mandrakotra ny farihy eo anivonHAAVOtena mahatonga izany teti

MPIARA-MIASA

■■ AD2M: Ity fikambanana ity dia manohana ny ■■ RAVINTSARA: Fikambanana tsy miankina ara- fampandrosoana ny faritr’I Menabe sy Melaky. Izy io tsosialy (ONG), mpanome fanampiana, fanohanana koa dia manome fanohanana ara-bola amin’ny sehatry miarakamin’ny tetikasa GEF SGP. ny fambolena sy fiompiana, toy ny masomboly sy ny ■■ Ny birao rejionalin’ny fitanana ny rano sy ny zanan-kazo ary ny fampiofanana momba ny fomba ala (DREF): Ity rafitra governemantaly ity dia hambolena azy ireo. manohana ny fampitana ny fitantanana any amin’ny ■■ GEF-UNDP Small Grants Programme (SGP): Ankoatra vondrom-bahoaka ny vola, ny tetikasa natao teo anelanelan’ny taona ■■ SAHA: Ny fandaharan’asa SAHA dia nanome 2014 sy 2016 dia nanome fampiofanana ho an’ireo fanofanana sy fanamafisana ny fahaiza-manao mpanao trondro maina sy ny fanenomana harato ho an’ny fikambanana Soamitambatra amin’ny fanjonoana ary nanampy tamin’ny fanasoniavana ny fitantanana ny vondron’olona ifotony nanomboka laharana voalohany amin’ny fitantanana. tamin’ny 2003 ka hatramin’ny 2012. ■■ PECHE: Ity fikambanana ity dia manampy amin’ny ■■ Swiss Cooperation: Ity sampana ity dia nanome fanentanana ireo vondrom-piarahamoniana ao an- fanampiana ara-bola sy ara-teknika. toerana mikasika ny fampiharana ny lalàna momba ■■ TAFO MIHAAVO: Io fikambanana tsy miankina (ONG) ny fanjonoana io dia manome fiofanana ary manampy amin’ny fanamorana ny fitantanana ny harena voajanahary eo amin’ny firenena sy ho ann’ny mponina eo an-toerana.

12 LOHARANO NAMPIASAINA SY LOHARANO FANAMPINY

State of the World’s Plants, Country focus – Status of knowledge of Madagascan plants, 2017. Available online here.

TAFO MIHAAVO, Facebook Page. Available online here.

TAFO MIHAAVO, Union Soamitambatra. Available online here.

TAFO MIHAAVO, Union Soamitambatra Video, 2015. Available online here.

The Conversation, The Loss of Madagascar’s Unique Palm Trees Will Devastate Ecosystems, 2017. Available online here.

UNDP, Gestion Communautaire et Durable des Ressources Naturelles - Commune Manambina- District -Region Menabe – Madagascar. Available online here.

World Bank Group, Analysis of Community Forest Management (CFM) in Madagascar, 2015. Available online here.

World Food Programme, Standard Project Report 2015, World Food Programme in Madagascar, Republic of (MG), 2015. Available online here.

13 FISAORANA

Ny Equator Initiative dia mankasitraka feno an’i Yda Njaka Razanamahery amin’ny fanampiany azy ireo mba hamoahana ny fanadihadiana natao. Ny sary rehetra dia natolotr’i Union Soamitambatra . Ny sarintany dia natolotry kosa dia avy amin’ny United Nations Geospatial Information Section sy Wikipedia. Ity rakin-tsoratra ity dia nadikan’i Rasolomanana Faneva Kezia ary nahitsin’i HASIMPITIAVANA Loubien, mpirotsaka an-tsitrapo avy amin’ny vondrona iraisam-pirenena tao amin’ny tranokala www.onlinevolunteering.org.

Mpamokatra ny lahatsoratra Tonian’ny famoahana: Anne LS Virnig Nandray anjara tamin’ny famoahana: Jenna Ingram, Jamison Ervin

Mpanoratra Marcela Torres

Famolavolana Kimberly Koserowski

Suggested Citation United Nations Development Programme. 2018. Ny fikambanana Soamitambatra, Madagasikara. Equator Initiative Case Study Series. New York, NY.

Equator Initiative Sustainable Development Cluster United Nations Development Programme (UNDP) 304 East 45th Street, 15th Floor New York, NY 10017 www.equatorinitiative.org

The United Nations Development Programme (UNDP) is the UN’s global development network, advocating for change and connecting countries to knowledge, experience and resources to help people build a better life.

The Equator Initiative brings together the United Nations, governments, civil society, businesses and grassroots organizations to recognize and advance local sustainable development solutions for people, nature and resilient communities.

©2018 Equator Initiative All rights reserved

Empowered lives. Resilient nations.