
Empowered lives. Resilient nations. NY FIKAMBANANA SOAMITAMBATRA Madagasikara Fanadihadiana nataon’ny Equator Initiative Vahaolana ho fampandrosoana maharitra eo anivon’ny mponina, ny valajavam-boahary sy ny fiarahamonina marefo FANADIHADIANA ISAN-KARAZANY NATAON’NY EQUATOR INITIATIVE AVY AO AMIN’NY UNDP Ny vondrom-piarahamonina Fokonolona rehetra manerana amina firenena 126 manerana izao tontolo izao, ka nasaina izao tontolo izao dia efa mampihatra vahaolana ho an’ny manokana tany amin’ilay fivorian’ny Firenena Mikambana fampandrosoana maharitra eo anivon’ny fiarahamonina sy momba ny fiovaovan’ny toetrandro (na COP21) tany ny tontolo iainana. Fantatra fa misy fanadihadiana vitsivitsy Parisy, mba handray mari-pankasitrahana. Nomena lanjany izay manazava ny fandraisana fepetra sasantsasany sy manokana ny fiarovana, ny famerenana amin’ny laoniny ny haben’ny vokatra azo, na fivoarana tsapa mandritry ary ny fikajiana maharitra ny ala; ny fiarovana ireo faritra ny fotoana voatondro. Vitsy amin’izy ireny ihany anefa voasokajy sy ny harena voajanahary; ny fanazarana ireo no manao tatitra amin’ireo Fokonolona nohadihadiana Fokonolona marefo amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro; sy nanaovana andrana. Noho izany ny tanjony Equator ary ny fandraisana andraikitra ho fitandrona ny tontolo Initiative dia ny hanatanteraka izany tatitra izany. iainana. Ity fandalinana manaraka ity kosa dia anisan’ny Ny Equator Initiative dia notohanan’ny malalatanana antonta izay mamelabelatra ireo hetsika tsara indrindra, eo anivon’ny governemanta norveziana mba hizara mba hanomezana hevitra ny fifanakalozana ara-politika. mari-pankasitrahana an’ireo mpiara-monina 21 miavaka Izany dia ilaina mba hampitombo ny fahombiazana hita indrindra, izay nanao hetsika ho fanenana ny tahan’ny eo amin’ny fiaraha-monina, sy hampivoatra ny fahalalana fahantrana, ho fiarovana ny valanjava-boahary sy fototra ankapobeny mikasika ny tontolo iainana sy ny fanamafisana ireo Fokonolonamarefo manoloana ny vahaolana fampivoarana, ary mba ho tonga modely ho fiovaovan’ny toetr’andro. Olona 1.461 no voafidy avy amin’ireo sisa manaraka. FAMINTINANA NY TETIK’ASA TSARA HO FANTATRA Ny fikambanana Soamitambatra dia mampiasa rafim- Equator Prize Winner pintantanana nentim-paharazana Malagasy, dia ny 2015 Fokonolona izany, manana fitsipika ifampitondrana fantatra amin’ny anarana hoe ‘dina’, mba hamelomana Naorina tamin’ny indray ny alana Badika sy ireo farihy manodidina azy. 2003 Ny fikambanana dia miara-miasa amin’ny mponina Toerana miisa 6.589 avy amin’ny tanàna folo, Fokonolona miisa folo, ny manam-pahaizana manokana, ny kaominina, Tanàna folo ao amin’ny kaominina ambanivohitr’i sy ireo mpiara-miombon’antoka amin’ny sehatra Manambina, any amin’ny faritra Menabe tsy miankina. Izany no natao dia ny mba hiarovana Mpisitraka sy hamerenana amin’ny laoniny indray ny tontolo iainana eo an-toerana, ary koa mba ho azo antoka olona miisa 6,589 ny fisian’ny asa amin’ny fotoana maharitra. Nohon’ny Sehatra fivarotana trondro sy ireo vokatra maro samihafa, dia Ny fiarovana sy ny fampiasana maharitra ny harena niakatra avo efatra heny ny karama farany ambany, voajanahary ety an-tany sy/na any anaty rano; fiarovana ny fidiram-bolan’ireo mponina ireo. Niakatra ho 90 ny zo amin’ny fananan-tany iombonana sy ireo harena isan-jato ny tahan’ny fidirana an-tsekoly amin’ny voajanahary; ary ny fanohanan’ny Fokonolonamba ambaratonga fototra, raha 30 izany teo aloha. Ireo hiarovana ny tontolo iainana sy ny fanomezam-bahaolana tantsaha kosa dia saika nirona tamin’ny famokarana manoloana ny fiovaovan’ny toetr’andro voly fihinana toy ny vary, ny katsaka, tsaramaso sy ny voanjo avokoa, mba hanapariahana ny vokatra Tanjona amin’ny fampandrosoana maharitra fambolen’izy ireo. Voaaro ankehitriny ny toerana iantefany fanjonoana rehetra, ka nampanarahana ny fenitra mitsinjo lavitra mba hampitomboana ny hamarony sy ny haben’ny trondro voajono. Nohoizany, ny Fikambanana dia mikarakara ala hatramin’ny 14.910 hektara sy farihy 65 hektara, no sady mampiditra ny fitantanana ny harena voajanahary ho loharano maharitra ara-toekarena sy sosialy. Io fikambanana io no hany rindrina farany manakana ny firoboroboan’ny orinasa mpamokatra paraky any an-toerana, izay isany tena mpanimba ny ala ao amin’io faritra io. 42° 44° 46° 48° 50° 52° Moroni Cape of Ambre 12° Anjiabe 12° COMOROS Antsiranana Bemanevikabe Irodo Bobasakoa Mayotte Ambatoharanana Ampisikinana (under French Lokia Ambilobe Daraina Administration) Ampohana Ampondra MADAGASCAR Antsiranana Ambanja Zarambavy Tanambao-Daoud 14° Bemanno 14° Maromandia Doany Sambava Antanantanana Farahalana Analalava Antsahabe Andranofotsy The boundaries and names shown and the Antalaha designations used on this map do not imply Anjajavy Marovotry official endorsement or acceptance by the Tsianinkira United Nations. Ambohitralanana Maroantsetra l Mahajanga e Bay Ampanavoana n Cape Mandritsara of 16° n Saint-André Marovoay Antongil 16° a Vilamatsa h Morafeno Seranambe Ambato Boeny C Ambohipaky Antanambe Matsitso e Besalampy u Andrangazaha Ambodiatafana q AntanandavaAntanandava Besakay i Onara Vohilava b Mahajanga Maria Ampandrana Toamasina m Fenoarivo Atsinanana a Tambohorano Ranobe AmbakirenyAmbakireny z Andasibe Manakana Amparafaravola o Ankatrafay Ambatondrazaka M Ambohimena 18° Makaraingo 18° Maintirano Fiadanana Ivondro Toamasina Antananarivo Ankiliroa Tsiroanomandidy Bemamba Ambila-Lemaitso Sakay Bekopaka Antananarivo Moramanga Indian Appontement Vohitrampasina Ocean Vatomandry Andramasay Behamotra Ambatolampy Belo Tsiribihina Adabozato Mangoro HORONAN-TSARIN’IREO MPANDRESY Beroboka Avaratra Antsirabe 20° Ambodiharina 20° Morondava Malaimbandy Soavina Masomeloka Manometimay Amborompotsy Nosy-Varika Maharivo M Belo a Toliary n a Ambatomainty n j Mahela a Ankoba Mandronarivo r Fianarantsoa Mananjary Ambohibe Manja Fianarantsoa TAMIN’NY EQUATOR 2015 Ampasimanjeva Morombe Nosy Ambositra Sahasinaka Menamaty Iloto Mattana 22° Andavadoaka Befandriana Atsimo Manakara MADAGASCAR Ambohitsabo Vohipeno Ranohira Mananaba National capital Tanambao Farafangana Regional capital Manombo Atsimo Fiherenana Lopary Town, village Toliary Ankiliarivo Ranomena Airport Onilahy Bezaha Anakao Isahara International boundary Betioky Beheloka Provincial boundary 24° Efoetse Sandravinany Roads ra d Toliary Railroad Vohombe ra a en Manambato Ankazoabo M Linta Mandrane 0 100 200 300 km Indian Etrobeke Mahatalaky Androka Beloha Tolanaro Ocean (Fort-Dauphin) 0 100 200 mi Beaniky Lavanono Talaky 42° Cape Betanty 42° 44° Sainte-Marie 46° 48° 50° 52° Map No. 4360 United Nations Department of Field Support March 2009 Cartographic Section The designations employed and the presentation of material on this map do not imply the expression of any opinion whatsoever on the part of the Secretariat of the United Nations or UNDP concerning the legal status of any country, territory, city or area or its authorities, or concerning the delimitation of its frontiers or boundaries. ZAVA-MISY FOTOTRA Vondrom-piarahamonina 10 eo an-toerana, izany hoe tonta dia ny Kaomina Manambina, ny Sampandraharaham- Fokonolona 10, ao amin’ny kaominin’ny Manambina paritry ny Ekolojia, ny Ala sy ny tontolo iainana (DREEF) ao Madagasikara, no mikajy ny hiarovana ny tontolo sy ny sampandraharaham-paritry ny jono sy ny harena voajanahary izay iankinan’ny fivelomen’izy ireo. Hatramin’ny an-dranomasina (DRPRH) .Ireo famindram-pitantanana ireo taona 2003 no nanao ezaka izy ireo, ka nampiato fandravana dia nohavaozina mandritra ny 10 taona indray nanomboka ala Badika (Hyphaene shatan), mirefy hatramin’ny 14 910 tamin’ny taona.2017 hektara. Izy ireny izay karazana hazo palmie zanatany, mampiavaka ny faritra, ny Fikambanana koa dia miaro Ny farihy moa dia feno tilapia (Oreochromis niloticus), mitantana ny farihy miisa 5 izay mitotaly 165 hektara. carpe (Cyprinus carpio), ary amalona (Anguilla mauritiana), sy karazany maro tsy voatanisa. Ny Fokonolona ao an- Madagasikara dia fantatra toerana misy zava-maniry toerana dia mitantana farihy dimy izay mirefy 165 hektara, maro indrindra tsy fahita any amin’ny firenena hafa. Misy ka tafiditra amin’izany ny fanadiovana azy amin’ny fotoana karazany 204 ny palmie ao amin’io firenena io, ary 98 isan- fanaovana izany mandritra ny maintany. Mandritra io jato dia tsy fahita hatraiza hatraiza hafa tsy ao amin’io nosy fotoana io dia sady manamboatra ny fitaovana fanjonoana io ihany. Nefa ny ankamaroan’ny palmie (83 isan-jato) dia ny Fokonolona no mamela ny trondro hanatody amin’ny atahorana ho lany tamingana. faritra tokony hanatodizany ary manala ny zavamaniry mandrakotra ny farihy (Bemiridana sy Sara) mba Ny vatany, ny tahony sy ny ravin’ny palmie ao amin’ny hanamorana ny fanjonoana. ala Badika dia ampiasaina amin’ny fanamboarana trano, fitaovana sy asa-tanana maro. Ity tontolo voajanahary Ny rafitra ara-tsosialin’ny mpikambana ao amin’ny Union sarobidy ity dia tena voatrandraka tokoa, fa indrindra ny Soamitambatra dia ahitana ny vondrona mpifanolo- orinasa mpamokatra paraky (SOCTAM), izay manapaka bodirindrina (Fokonolona) ao amin’ny faritra izay manana hazo manodidina eo amin’ny 500 metatra toradroa isan- asa fivelomana iraisana. Ireo zokiolona, izay tena hajaina taona eo ho eo ao amin’ny ala Badika, hany ka taonina tokoa, no mitantana ny fandaminana rehetra ka miantoka maro ny fako sisa tavela avy amin’ny fampiasana izany ny filaminana ara-tsosialy. Izany dia nitarika amin’ny hazo izany. Mba hampitomboana ny tombom-barony, dia fananganana fifanarahana ara-tsosialy sy fady, toy ny manitatra ny velaran-tany trandrahina hatrany ny orinasa
Details
-
File Typepdf
-
Upload Time-
-
Content LanguagesEnglish
-
Upload UserAnonymous/Not logged-in
-
File Pages14 Page
-
File Size-