Alarobia 8 Aprily 2015 GAZETIM-PANJAKAN' NY REPOBLIKAN' I MADAGASIKARA 2051

DIDIM-PANJAKANA LAHARANA FAHA-2015-593 DECRET N° 2015-593 ananganana ireo fari-piadidiam-panjakana portant création des circonscriptions administratives

Ny Filohan’ny Repoblika, Le Président de la République, Araka ny Lalàmpanorenana. Vu la Constitution, Araka ny lalàna fehizoro laharana faha-2014- 018 tamin’ ny 12 septambra 2014 Vu la loi organique n° 2014-018 du 12 septembre 2014 régissant les mifehy ny tandrifim-pahefana, ny fombafomba fandaminana sy ny fomba fiasan' ny compétences, les modalités d’organisation et de fonctionnement des Collectivités Vondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana, ary koa ny mahakasika ny Territoriales Décentralisées, ainsi que celles de la gestion de leurs propres affaires; fitantanana ny raharahany manokana; Araka ny lalàna laharana faha-2014-020 tamin' ny 27 septambra 2014 mikasika Vu la loi n° 2014-020 du 27 septembre 2014 relative aux ressources des ny loharanom-bolan' ireo Vondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana, ny Collectivités Territoriales Décentralisées, aux modalités d’élections, ainsi qu’à fombafomba fifidianana, ary koa ny fandaminana sy ny fomba fiasa ary ny anjara l'organisation, au fonctionnement et aux attributions de leurs organes; raharahan’ ireo rantsa-mangaikany; Araka ny lalàna laharana faha-2014-021 tamin’ ny 12 septambra 2014 mikasika Vu la loi n° 2014-021 du 12 septembre 2014 relative à la représentation de ny fisoloantenam-panjakana; l’Etat; Araka ny lalàna laharana faha-2015-002 tamin’ ny 26 febroary 2015 mameno ny Vu la loi n° 2015-002 du 26 février 2015 complétant l’annexe n° 01 de la loi tovana laharana voalohany arnin’ ny lalàna laharana faha-2014-020 tamin' ny n° 2014-020 du 27 septembre 2014 relative aux ressources des Collectivités 27 septambra 2014 mikasika ny loharanom-bolan' ireo Vondrombahoakam-paritra Territoriales Décentralisées, aux modalités d’élections, ainsi qu’à l’organisation, au Itsinjaram-pahefana, ny fombafomba fifidianana, ary koa ny fandaminana sy ny fonctionnement et aux attributions de leurs organes; fomba fiasa ary ny anjara raharahan' ireo rantsa-mangaikany; Araka ny lalàna laharana faha-2015-008 tamin' ny 1 aprily 2015 anovàna ny Vu la loi n° 2015-008 du 1" avril 2015 modifiant certaines dispositions de la loi fepetra sasantsasany amin’ ny lalàna laharana faha-2014-020 tamin' ny 27 septambra n° 2014-020 du 27 septembre 2014 relative aux ressources des Collectivités 2014 mikasika ny loharanom-bolan’ ireo Vondrombahoakam-paritra Itsinjaram- Territoriales Décentralisées, aux modalités d’élections, ainsi qu'à l’organisation, au pahefana, ny fombafomba fifidianana, ary koa ny fandaminana sy ny fomba fiasa ary fonctionnement et aux attributions de leurs organes; ny anjara raharahan’ ireo rantsa-mangaikany; Araka ny lalàna laharana faha-2015-009 tamin’ ny 1 aprily 2015 anaovana ny Vu la loi n° 2015-009 du 1" avril 2015 portant statut particulier de la Commune sata manokan’ ny Kaominina ambonivohitr’i Nosy Be; urbaine de Nosy Be; Araka ny lalàna laharana faha-2015-010 tamin’ ny 1 aprily 2015 anaovana ny Vu la loi n° 2015-010 du 1“ avril 2015 portant statut particulier de la Commune sata manokan’ ny Kaominina ambonivohitr’i Sainte Marie; urbaine de Sainte Marie; Araka ny lalàna laharana faha-2015-011 tamin’ ny 1 aprily 2015 anaovana ny Vu la loi n° 2015-011 du 1“ avril 2015 portant statut particulier d'Antananarivo, sata manokan’ Antananarivo, Renivohitry ny Repoblikan’ i Madagasikara; Capitale de la République de ; Araka ny didim-panjakana laharana faha-2014-289 tamin’ ny 13 mey 2014, Vu le décret n° 2014-289 du 13 mai 2014 modifié et complété par le décret novàna sy nofenoin’ ny didim-panjakana laharana faha-2014-1725 tamin’ ny 12 n° 2014-1725 du 12 novembre 2014 fixant les attributions du Ministre de l'intérieur novambra 2014, manondro ny anjara raharahan' ny Minisitry ny Atitany sy ny et de la Décentralisation ainsi que l’organisation générale de son Ministère; Fitsinjaram-pahefana ary koa ny fandaminana ankapobe ny Minisiterany; Araka ny didim-panjakana laharana faha-2014-1929 tamin’ ny 23 desambra Vu le décret n° 2014-1929 du 23 décembre 2014 fixant les modalités 2014 amaritana ny fombafomba fampiharana ny fepetra sasantsasany ao amin’ ny d'application de certaines dispositions de la loi n° 2014-021 du 12 septembre 2014 lalàna laharana faha-2014-021 tamin' ny 12 septambra 2014 mikasika ny relative à la représentation de l’Etat; fisoloantenam-panjakana; Araka ny didim-panjakana laharana faha-2015-021 tamin’ ny 14 janoary 2015 Vu le décret n° 2015-021 du 14 janvier 2015 portant nomination du Premier anendrena ny Praiminisitra, Lehiben’ ny Governemanta; Ministre, Chef du Gouvernement; Araka ny didim-panjakana laharana faha-2015-030 tamin' ny 25 janoary 2015 Vu le décret n° 2015-030 du 25 janvier 2015 portant nomination des membres anendrena ireo mambra ao amin' ny Governemanta; du Gouvernement;

Araka ny tolo-kevitra avy amin' ny Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram- Sur proposition du Ministre de l'intérieur et de la Décentralisation; pahefana; Eo amin’ ny Filankevitry ny Minisitra, En Conseil des Ministres,

Dia mamoaka izao didim-panjakana izao : Décrète :

TOKO VOALOHANY CHAPITRE PREMIER FEPETRA ANKAPOBE DISPOSITIONS GENERALES Andininy voalohany.- Ity didim-panjakana ity no ananganana Article premier.- Le présent décret porte création des ireo fari-piadidiam-panjakana, ho fampiharana ny fepetra voalazan’ circonscriptions administratives, en application des dispositions de ny lalàna laharana faha-2014-021 tamin7 ny 12 septambra 2014 la loi n° 2014-021 du 12 septembre 2014 relative à la représentation mikasika ny fisoloantenam-panjakana. de l’Etat. And. 2.- Ny fari-piadidiam-panjakana dia ahitana : Art. 2.- Les circonscriptions administratives sont : • N y Faritany; • les Provinces; • Ny Prefektiora; • les Préfectures; • N y Distrika; • les Districts; • Ny Boriborintany ara-panjakana. • les Arrondissements Administratifs. And. 3.- Ny anarana, ny fetran-tany sy ny renivohi-paritany, ny Art. 3.- La dénomination, la délimitation et les chefs lieux des Prefektiora ary ny Distrika dia hita ao amin’ ny lisitra atovana amin’ Provinces, des Préfectures et des Districts figurent dans une liste ity didim-panjakana ity. annexée au présent décret.

TOKO II CHAPITRE II NY AMIN’ NY FETRAN’ NY LAFIN-TANY DES LIMITES TERRITORIALES And. 4.- Ny fari-piadidian’ ny Faritany tsirairay dia mifanojo Art. 4.- Les limites territoriales de chaque Province coïncident amin’ ny fetran’ ny latin-tanin’ ny Faritany amin’ ny maha- avec le ressort territorial de la Province en tant que Collectivité Vondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana azy. Territoriale Décentralisée. Ny Faritany iray dia ahitana Prefektiora roa na maromaro. La Province comprend deux ou plusieurs Préfectures. And. 5.- Ny fetran’ ny lafin-tanin’ ny Prefektiora tsirairay dia Art. 5.- Les limites territoriales de chaque Préfecture coïncident mifanojo amin’ ny fari-piadidian’ ny Faritra. avec le ressort territorial de la Région. A hitana Distrika roa na maromaro ao anatin’ ny Prefektiora iray. La Préfecture comprend deux ou plusieurs Districts. 2052 GAZETIM-PANJAKAN' NY REPOBLIKAN' I MADAGASIKARA Alarobia 8 Aprily 2015

And. 6.- Ny fari-piadidian’ ny Distrika teo aloha dia mifanojo Art. 6.- Les limites territoriales de chaque District coïncident amin’ ny fetran’ ny lafin-tanin’ ny Distrika tsirairay. avec le ressort territorial des anciens Districts. Ahitana Kaominina maromaro ao anatin’ ny Distrika iray. Le District regroupe plusieurs Communes.

TOKO III CHAPITRE III FEPETRA MANOKANA DISPOSITIONS SPECIFIQUES And. 7.- Mitambatra amin’ ny asany, ny Prefe no miandraikitra Art. 7.- Cumulativement à ses fonctions, le Préfet exerce la ny asan’ ny Lehiben’ ny Distrika ho an’ ny Distrika eo anivon’ ny fonction de Chef de District pour le cas des Districts situés au niveau renivohitry ny Prefektiora. des chefs lieux de Préfecture. And. 8.- Araka ny fepetra voalazan’ ny andininy faha-35 amin’ Art. 8.- Conformément aux dispositions de l’article 35 de la loi ny lalàna laharana faha-2015-011 tamin’ ny 1 aprily 2015 anaovana n° 2015-011 du 1er avril 2015 portant statut particulier ny sata manokan’ Antananarivo, Renivohitry ny Repoblikan’ i d’Antananarivo, Capitale de la République de Madagascar, le Préfet Madagasikara, ny Prefen’ ny polisin’ Antananarivo dia misahana de police d’Antananarivo exerce également la fonction de ihany koa ny asan’ ny Solontenam-panjakana eo anivon’ ny Faritra Représentant de l’Etat auprès de la Région Analamanga. Analamanga. And. 9.- Ny fetran’ ny lafin-tanin’ ny Prefektioran’ ny polisin’ i Art. 9.- Les limites territoriales de la Préfecture de police de Nosy Be dia mifanojo amin’ ny fari-piadidian’ ny Distrikan’ i Nosy Nosy Be coïncident avec le ressort territorial de l’ancien District de Be teo aloha. N osy Be. And. 10.- Ny fetran’ ny lafin-tanin’ ny Prefektioran’ ny polisin’ Art. 10.- Les limites territoriales de la Préfecture de police de i Sainte Marie dia mifanojo amin’ ny fari-piadidian’ ny Distrikan’ i Sainte Marie coïncident avec le ressort territorial de l’ancien District Sainte Marie teo aloha. de Sainte Marie.

TOKO IV CHAPITRE IV FEPETRA FARANY DISPOSITIONS FINALES And. 11.- Hisy rijan-tenin’ ny didy amam-pitsipika hamaritra Art. 11.- Des textes réglementaires préciseront, en tant que de mazava ny fombafomba fampiharana ity didim-panjakana ity raha ilaina. besoin, les modalités d’application du présent décret. And. 12.- Foanana ary dia foana ireo fepetra rehetra teo aloha Art. 12.- Sont et demeurent abrogées toutes dispositions mifanohitra amin’ izao didim-panjakana izao, indrindra ny voalazan’ antérieures contraires au présent décret, notamment celles du décret ny didim-panjakana nasiam-panovana laharana faha-2005-012 modifié n° 2005-012 du 11 janvier 2005 portant création des tamin’ ny 11 janoary 2005 ananganana ny Distrika sy ny Districts et Arrondissements Administratifs. Boriborintanim-panjakana. And. 13.- Noho ny hamehana sy araka ny fepetra voalazan’ ny Art. 13.- En raison de l'urgence, et conformément aux andininy faha-6 amin’ ny hitsivolana laharana faha-62-041 tamin’ ny dispositions de l'article 6 de l'ordonnance n° 62-041 du 19 septembre 19 septambra 1962 mikasika ny fepetra ankapobe momba ny lalàna 1962 relative aux dispositions générales de droit interne et de droit ifampitondrana eto an-toerana sy ny lalàna iraisam-pirenena international privé, le présent décret entre immédiatement en ifampitondran’ ny isam-batan’ olona, dia manan-kery avy hatrany ity vigueur dès qu'il aura reçu une publication par émission didim-panjakana ity raha vantany vao ampahafantarina ny radiodiffusée et télévisée ou affichage, indépendamment de son besinimaro amin’ ny alàlan’ ny fampielezam-peo sy fahitalavitra na insertion au Journal Officiel de la République. peta-drindrina, ankoatra ny famoahana azy amin’ ny Gazetim- panjakan’ ny Repoblika. And. 14.- Ny Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana, Art. 14.- Le Ministre de l’intérieur et de la Décentralisation, le ny Mpitahiry ny Kasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, ny Garde des Sceaux, Ministre de la Justice, le Ministre des Finances et Minisitry ny Fitantanam-bola sy ny Tetibola, ny Minisitry ny Asam- du Budget, le Ministre de la Fonction Publique, du Travail et des panjakana sy ny Asa ary ny Lalàna Sosialy, ary ny Minisitry ny Lois Sociales, et le Ministre de la Communication et des Relations Fifandraisana sy ny Fifandraisana amin’ ireo Andrim-panjakana no avec les Institutions sont chargés, chacun en ce qui le concerne de miandraikitra araka ny tandrify azy avy, ny fanatanterahana izao l’exécution du présent décret. didim-panjakana izao. Natao tao Antananarivo, ny 1 aprily 2015. Fait à Antananarivo, le 1“ avril 2015. Hery Martial RAJAONARIMAMPIANINA. Hery Martial RAJAONARIMAMPIANINA. Avy amin’ ny Filohan’ ny Repoblika : Par le Président de la République : Ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta, Le Premier Ministre, Chef du Gouvernement, RAVELONARIVO Jean. RAVELONARIVO Jean Ny Minisitry ny Atitany Le Ministre de l'Intérieur sy ny Fitsinjaram-pahefana, et de la Décentralisation, MAHAFALY Solonandrasana Olivier. MAHAFALY Solonandrasana Olivier. Ny Mpitahiry ny Kasem-panjakana, Le Garde des Sceaux, Minisitry ny Fitsarana, Ministre de la Justice, RAMANANTENASOA Noëline. RAMANANTENASOA Noëline. Ny Minisitry ny Fitantanam-bola sy ny Tetibola, Le Ministre des Finances et du Budget, RAKÔTO ARIM AN AN A François RAKOTOARIMANANA François Marie Maurice Gervais. Marie Maurice Gervais. Ny Minisitry ny Fifandraisana Le Ministre de la Communication ary ny Fifandraisana amin’ ny Andrim-panjakana, et des Relations avec les Institutions, ANDRIANJATO RAZAFINDAMBO Vonison. ANDRIANJATO RAZAFINDAMBO Vonison. Ny Minisitry ny Asam-panjakana Le Ministre de la Fonction Publique, sy ny Asa ary ny Lalàna Sosialy, du Travail et des Lois Sociales, MAHARANTE Jean De Dieu. MAHARANTE Jean De Dieu. Alarobia 8 Aprily 2015 GAZETIM-PANJAKAN' NY REPOBLIKAN' I MADAGASIKARA 2053

TOVANA amin’ ny didim-panjakana laharana faha-2015-593 tamin’ ny 1 aprily 2015 ananganana ireo fari-piadidiam-panjakana

ANNEXE au décret n° 2015-593 du 1" avril 2015 portant création des circonscriptions administratives

FARITANY PREFEKTIORA DISTRIKA PROVINCES PREFECTURES DISTRICTS

Anarana Renivohitra Anarana Renivohitra Anarana Renivohitra Dénomination Chef lieu Dénomination Chef lieu Dénomination Chef lieu

ANTANANARIVO Antananarivo Renivohitra Préfecture de Police Antananarivo Antananarivo I Analakely d’Antananarivo Renivohitra Antananarivo II Ambanidia Antananarivo III Antaninandro Antananarivo IV Mahamasina Antananarivo V Ambatomainty Antananarivo VI Ambohimanarina

ANALAMANGA Antananarivo Atsimondrano Bemasoandro Antananarivo Avaradrano Sabotsy Namehana Ambohidratrimo Ambohidratrimo Ankazobe Ankazobe Anjozorobe Anjozorobe Andramasina Andramasina Manjakandriana . Manjakandriana

TSIROANOMANDIDY Tsiroanomandidy Tsiroanomandidy Tsiroanomandidy Ville Fenoarivo Be Fenoarivo Be

MIARINARIVO Miarinarivo Miarinarivo Miarinarivo Arivonimamo Arivonimamo Soavinandriana Soavinandriana

ANTSIRABE Antsirabe I Antsirabe I Antsirabe Ville Antsirabe II Andranomanelatra Ambatolampy Ambatolampy Antanifotsy Antanifotsy Betafo Betafo Faratsiho Faratsiho Mandoto Mandoto

TOAMASINA Toamasina TOAMASINA Toamasina I Toamasina I Toamasina Ville Toamasina II Foulpointe Antanambao Manampotsy Antanambao Manampotsy I Brickavilie Brickavilie Mahanoro Mahanoro Marolambo Marolambo Vatomandry Vatomandry

AMBATONDRAZAKA Ambatondrazaka Ambatondrazaka Ambatondrazaka Amparafaravola Amparafaravola Moramanga Moramanga Andilamena Andilamena Anosibe an" Ala Anosibe an’ Ala

FENERIVE EST Fénérive Est Fénérive Est Fénérive Ville Mananara Nord Mananara Nord Maroantsetra Maroantsetra Vavatenina Vavatenina Soanierana Ivongo Soanierana Ivongo

Préfecture de Police Ambodifotatra de Sainte Marie 2054 GAZETIM-PANJAKAN' NY REPOBLIKAN' I MADAGASIKARA Alarobia 8 Aprily 2015

FARITANY PREFEKTIORA DISTRIKA PROVINCES PREFECTURES DISTRICTS

Anarana Renivohitra Anarana Renivohitra Anarana Renivohitra Dénomination Chef lieu Dénomination Chef lieu Dénomination Chef lieu

ANTSIRANANA Antsiranana ANTSIRANANA Antsiranana I Antsiranana I Antsiranana Ville Antsiranana II Anivorano nord Ambanja Ambanja Ambilobe Ambilobe

SAMBAVA Sambava Sambava Sambava Antalaha Antalaha Vohémar Vohémar Andapa Andapa

Préfecture de Police Hell-Ville de Nosy Be

FIANARANTSOA Fianarantsoa FIANARANTSOA Fianarantsoa I Fianarantsoa I Fianarantsoa Ville Vohibato Alakamisy Itenina Lalangina Ambalakely Isandra Isorana Ambalavao Ambalavao Ambohimahasoa Ambohimahasoa Ikalamavony Ikalamavony

AMBOSITRA Ambositra Ambositra . Ambositra Fandriana Fandriana Ambatofinandrahana Ambatofinandrahana Manandriana Ambovombe Centre

MANAKARA Manakara Manakara Manakara Mananjary Mananjary Ifanadiana Ifanadiana Ikongo Ikongo Nosy Varika Nosy Varika Vohipeno Vohipeno

FARAFANGANA Farafangana Farafangana Farafangana Vangaindrano Vangaindrano Vondrozo Vondrozo Befotaka Befotaka Sud Midongy atsimo Nosifeno

IHOSY Ihosy Ihosy Ihosy Iakora Iakora Ivohibe Ivohibe

MAHAJANGA MAHAJANGA Mahajanga I Mahajanga I Mahajanga ville Mahajanga II Belobaka Ambato Marovoay Soalala Mitsinjo

MAEVATANANA Maevatanàna Maevatanàna Maevatanàna I Kandreho Kandreho Tsaratanàna Tsaratanàna

ANTSOHIHY Antsohihy Antsohihy Antsohihy Analalava Analalava Bealanana Bealanana Befandriana Nord Befandriana Nord Mampikony Mampikony Mandritsara Mandritsara Port Bergé Port Bergé I

MAINTIRANO Maintirano Maintirano Maintirano Morafenobe Morafenobe Ambatomainty Ambatomainty Antsalova Antsalova Besalampy Besalampy Alarobia 8 Aprily 2015 GAZETIM-PANJAKAN' NY REPOBLIKAN’ I MADAGASIKARA 2055

FAR1TANY PREFEKTIORA DISTRIKA PROVINCES PREFECTURES DISTRICTS

Anarana Renivohitra Anarana Renivohitra Anarana Renivohitra Dénomination Chef lieu Dénomination Chef lieu Dénomination Chef lieu

TOLIARY Toliary TOLIARY Toliary I Toliary I Toliary Ville Toliary II Miary Ampanihy Ampanihy Centre Benenitra Benenitra Beroroha Beroroha Betioky Betioky Sud Ankazoabo Ankazoabo Sud Morombe Morombe Sakaraha Sakaraha

AMBOVOMBE Ambovombe Ambovombe Androy Ambovombe Androy Beloha Beloha Bekily Beraketa Tsihombe Tsihombe

TAOLAGNARO Taolagnaro Taolagnaro Taolagnaro Amboasary Amboasary Betroka Betroka

MORONDAVA Morondava Morondava Morondava Belo sur Tsiribihina Belo sur Tsiribihina Manja Manja Mahabo Mahabo Miandrivazo Miandrivazo

FARITANY 6 PREFEKTIORA 24 DISTRIKA 117 6 PROVINCES 24 PREFECTURES 117 DISTRICTS

DIDIM-PANJAKANA LAHARANA FAHA-2015-616 DECRET N° 2015-616 anaikàna ny mpifidy ho amin’ ny fifidianana any amin’ ny portant convocation des électeurs pour les élections communales Kaominina sy monisipaly. et municipales.

Ny Praiminisitra, Lehiben’ ny Govememanta, Le Premier Ministre, Chef du Gouvernement, Araka ny Lalàmpanorenana; Vu la Constitution, Araka ny hitsivolana laharana faha-2001-003 tamin' ny 18 novambra 2001 Vu l’ordonnance n° 2001-003 du 18 novembre 2001 relative à la Haute Cour mikasika ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana; Constitutionnelle; Araka ny lalàna fehizoro laharana faha-2012-005 tamin’ ny 22 febroary 2012 Vu la loi organique n° 2012-005 du 22 février 2012 portant Code électoral; anaovana ny Fehezan-dalàna momba ny fifidianana; Araka ny lalàna fehizoro laharana faha-2014-018 tamin’ ny 12 septambra 2014 Vu la loi organique n° 2014-018 du 12 septembre 2014 régissant les mifehy ny tandrifim-pahefana, ny fombafomba fandaminana sy ny fomba fiasan’ ny compétences, les modalités d’organisation et de fonctionnement des Collectivités Vondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana ary koa ny mahakasika ny Territoriales Décentralisées, ainsi que celles de la gestion de leurs propres affaires; fitantanana ny raharahany manokana; Araka ny lalàna laharana faha-2001-025 tamin’ ny 9 aprily 2003 novan’ ny Vu la loi n° 2001-025 du 9 avril 2003 modifiée par la loi n° 2004-021 du 19 août lalàna laharana faha-2004-021 tamin’ ny 19 aogositra 2014 mikasika ny Fitsarana 2004 relative au Tribunal Administratif et au Tribunal Financier; momba ny Ady ifanaovana amin’ ny Fanjakana sy ny Fitsarana momba ny Vola; Araka ny lalàna laharana faha-2004-036 tamin’ ny 1 oktobra 2004 mikasika ny Vu la loi n° 2004-036 du 1" octobre 2004 relative à l’organisation, aux fandaminana, ny anjara raharaha, ny fomba fiasa ary ny paika arahina ampiharina attributions, au fonctionnement et à la procédure applicable devant la Cour Suprême manoloana ny Fitsarana Tampony sy ny Fitsarana telo mandrafitra azy; et les trois Cours la composant; Araka ny lalàna laharana faha-2012-004 tamin’ ny 1 febroary 2012 mamaritra ny Vu la loi n° 2012-004 du 1" février 2012 fixant l’organisation, le fandaminana, ny fomba fiasa ary ny anjara raharahan’ ny rafitra eto amin’ ny Firenena fonctionnement et les attributions d’une structure nationale indépendante dénommée mahaleotena atao hoe Vaomieram-pirenena Mahaleotena misahana ny Fifidianana ho Commission Electorale Nationale Indépendante pour la Transition; an’ ny Tetezamita; Araka ny lalàna laharana faha-2014-020 tamin’ ny 27 septambra 2014 mikasika Vu la loi n° 2014-020 du 27 septembre 2014 relative aux ressources des ny loharanom-bolan’ ny Vondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana, ny Collectivités Territoriales Décentralisées, aux modalités d’élections, ainsi qu’à fombafomba fifidianana ary koa ny fandaminana, ny fomba fiasa ary ny anjara l’organisation, au fonctionnement et aux attributions de leurs organes; raharahan’ ny rantsa-mangaikany;