Ny Gazetin'ny Fiompiana Trondro Eto Madagasikara
Total Page:16
File Type:pdf, Size:1020Kb
NY FEON’NY MPIOMPY TRONDRO Ny gazetin’ny fiompiana trondro eto Madagasikara May 2016 - n° 31 - Mivoaka isaky ny telo volana Lohahevitra : NY FIVAROTANA FAMOKARANA «CAVIAR» AMIN’NY FOMBA AVO LENTA (P. 2) KAOPeRATIVA FIFIMPAVA «Mifototra amin’ny NY TSENAN’NY fitazonana mpanjifa TRONDRON-DRANOMAMY ny paikady fivarotana» eTO ANALAMANGA (P. 5-6) Azon’ny mpamokatra trandrahana tsara (P. 7) Fanofanana fiompiana FOMBA FITANTANANA trondro an-tanimbary VAROTRA AO ITASY MIDITRA AMIN’NY (P. 4) FAMPIHARANA NY MPIANATRA (P.2) Ny Feon’ny Mpiompy Trondro n° 31 SASINTeNY Fitsidihana ny orinasa Acipenser Ry mpamaky hajaina, FAMOKARANA «CAVIAR» An-kafaliana lalandava no anoloranay anareo ity laharana AMIN’ny FOMBA avo Lenta vaovao ity. Mino izahay fa nanampy ireo mpanatavy trondro ihany koa ny gazetintsika farany. Nitsidika ny toeram-piompian’ny orinasa Acipenser ny ekipan’ny APDRA eto Madagasikara, ny talata 26 febroary 2016, tao ana- Amin’izao fotoana izao dia eo am-piotazana sy fivarotana tin’ny fivoriana fanaony isan-taona, tsy lavitra an’i Mantasoa. trondro ny mpiompy. Izany indrindra no nahatonga anay hisa- fidy ny«Fivarotana» ho lohahevitra amin’izao laharana izao. Ny APDRA dia mampiasa modely fiompiana an-dobo sy an- tanimbary eny anivon’ny tantsaha eto Madagasikara. Tsapany Hampahafantarinay anareo ny momban’ny tsenan’ny zana- anefa fa ilain’ny mpiasa ao aminy ny mahita fomba fiompiana trondro manerana ireo faritra iasan’ny APDRA, ny tsenan’ny avo lenta. trondron-dranomamy ao Analamanga ary ny fomba fitanta- nana varotra ataon’ireo mpiompy trondro ao Itasy. Ny fanadi- hadiana ny filohan’ny Kaoperativa FIFIMPAVA Vakinankaratra kosa dia haneho amintsika ireo paikady fivarotana ampihariny. Ho hita ato ihany koa ireo fivoaran’ny vaovao momban’ny fa- nofanana mpianatra amin’ny fiompiana trondro an-tanimbary ao Matsiatra Ambony, ny famokarana «caviar» eto Madaga- © APDRA 2016 sikara. Ny «esturgeon» no ahazoana «caviar» Mirary anareo hahazo fy eo am-pamakiana ny gazetintsika Acipenser no orinasa tokana manao izany fomba fiompiana ary manome fotoana anareo sahady ho amin’ny laharana izany eto Madagasikara. Mamokatra atodina «esturgeons» atao manaraka. hoe «caviar» izy. Any amin’ny tontolon’ny fikirakirana sakafo Ny ekipan’ny FMT eran-tany no be mpankafy io vokatra io. Mitentina 300 € izao ny vidin’ny «caviar» milanja 25 grama (febroary 2016). Avy tamin’ny INONA NO VAOVAO ? anarana siantifikan’ilay trondro ompiany ihany ny anarana fiant- Fanofanana an-tsekoly : fiompiana trondro an-tanimbary soana ilay orinasa (Acipenser baeri sy Acipenser gueldenstaed- tii). Tsapan’ny ekipan’ny APDRA tamin’io fitsidihana io fa tena MIDITRA AMIN’NY FAMPIHARANA samy hafa tokoa ny fiompiana atao miaraka amin’ny tantsaha sy NY MPIANATRA ny fiompiana avo lenta mitodika amin’ny fanondranana. Mpianatra miisa 2082 ao amin’ny kilasy fahaenina sy fa- Lava ny fotoam-piompiana hadimy ao amin’ny faritra Matsiatra Ambony no efa manao Amin’ny 2017 no vinavinaina hisian’ny fanondranana «caviar» fampiharana. Ny volana febroary ka hatramin’ny tapaky ny voalohany rehefa manatody ireo «esturgeons» andiany voalo- volana martsa no nampidirana ny trondro tao an-tanimbary. hany nompiana. Lava nohon’ny an’ny tilapia sy karpa ny foto- Nahatratra 2527 ny isan’ny zana-trondro nalefa tao anatina am-pamokarana : hatramin’ny 6 taona no ilain’ny «esturgeons» velarana mirefy 1,36 ha raha atambatra. ahafahany mamokatra atody. Ny taona 2012 no nanombo- Ny mpianatra ihany no mikarakara ny fiompiana hahaizany han’ny orinasa nametraka toeram-pamokarana tsy lavitra an’i mampihatra izay fahalalana nomena tany an-dakilasy. Mantasoa. Isan-taona dia manafatra atodina «esturgeons», il- Nanampy tamin’ny ainy amin’ny fiompiana, avy any Frantsa sy Rosia ny orinasa. fanatontosana io Fomba fiompiana avo lenta tetikasa fampi- harana io koa ny Hitan’ny ekipan’ny APDRA fa tena avo lenta tokoa ny foto-drafi- mpampianatra sy ny trasa notsidihina : ampiasana rano tsy an-kiato avy ao Mantasoa ray aman-drenin’ny ny dobo, fehezina ireo singa ara-teknika toy ny hazavana, famat- mpianatra. Azy ireo siana oksizena, hafanan’ny rano sy ny harikiviny sns. Ireo singa ny tanimbary nam- ireo ihany anefa no tantanan’ny mpiompy eny ambanivolo, na piasaina ary man- dia samy hafa aza ny fomba fiompiana. dray anjara amin’ny Famahanana miavaka © APDRA 2016 f a n a r a h a - m a s o Tahaka ny fomba fiompiana eny anivon’ny tantsaha dia mila fa- Mpianatry ny CEG Isorana manao fampiha- ihany koa izy ireo. mahanana ny «esturgeons». Any amin’ny nosy Maurice aloha rana miaraka amin’ny DREN Matsiatra Mbola ny ray aman- no afarana ny sakafon’ny trondro saingy efa manandrana ma- dreny koa no nanome ny zezika fanamasahana sy sakafo mokatra ho an’ny filàna eto an-toerana ny orinasa ankehitriny. (faikan-tsakafo, apombo) ho an’ny trondro ho anjara biriky. Raha alaina avy amin’ny toeram-piompiana ihany ny sakafon- Ankoatra izay, hisy fanentanana miendrika fifaninanana ha- trondro (vary, apombo, faikan-tsakafo, sns.) ho an’ny tantsaha, nomezana valisoa ho an’ireo mpianatra mahay ny fiompiana ny an’ny «esturgeons» kosa dia ahitana «crustacés» voatoto sy trondro an-tanimbary indrindra isaky ny sekoly. vaingan-tsakafo madinika nafangaro. May 2016 2 Ny Feon’ny Mpiompy Trondro n° 31 INONA NO ANTONY MANOSIKA NY MPIOMPY HIVAROTRA TRONDRO ? Antony maro no mahatonga ny mpiompy hivarotra ny trondrony. Amin’ny ankapobeny, mifandray amin’ny filàn’ny fianaka- viana sy ny fanatanterahana fomba mampiavaka ny faritra tsirairay ny fanapahan-kevitra hivarotra. Amoron’i Mania toerana ireo ka voatery izahay mandany vola mpamokatra zana- RANDRIANANTeNAINA Jean Philemon be. Isaky ny fidirana, trondro sady mpanatavy, monina ao Ivato Centre, tsy maintsy vidina ny fi- fokontany Ampanafanana taovam-pianarana, aloa « Manampy anay amin’ny fandoavana ireo fandaniana ny saram-pidirana. Ny amin’ny fampidirana mpianatra ny fivarotana trondro. Maha- vidin-trondro ihany no vonjy ihany koa ny vola azo avy aminy rehefa misy fanda- ahafahanay mandoa niana ara-pitsaboana. ireo rehetra ireo. Izahay Ankoatra izay, ahafahanay mividy akanjo amin’ny andro le- rahateo moa tsy mba hibe toy ny fetin’ny Fahaleovan-tena sy ny faran’ny taona ny manana fidiram-bola vidin-trondro. ankoatra ny fambolena sy fiompiana. Ny fivarotana trondro lehibe toy ny karpa no ahafahana mividy ireo zavatra ilaina amin’ny andavanandro. Mora ko- Sady mampidi-bola ny koa ny miompy karpa satria tsy mandany vola no tsy mora fiompiana no ahafaha- © APDRA 2016 andairan’aretina. nay mihinana trondro Rakoto sy Joséphine miara-mikarakara ny dobony Amidiko mivantana matetika. » amin’ny mpanao Antsinanana sy Analanjirofo irakely ny karpa na Mivarotra trondro ihany koa ny mpiompy amin’ny faritra An- entiko eny amin’ny tsinanan’i Madagasikara rehefa mila vola hanaovana asa tsenan’Ambositra momba ny fambolena sy fiompiana (fividianana masomboly, ka 8 000 Ariary no biby ampiasaina, zezika sy fanafody), ilaina amin’ny fiana- ivarotako ny iray ki- rana, handoavana ny lany amin’ny fety isan-karazany. lao. Mikasa ny hanitatra Na izany aza dia fotoana roa ao anatin’ny taona no tena fan- ny fiompiana trondro dritan’izy ireo dobo ka ivarotany ny trondrony. Manodidina aho amin’ity taona ity. ny fetim-pirenena, volana jona, sady mifanaraka amin’ny fia- © APDRA 2016 Tsapako fa azo ifoto- karan’ny vary asotry ny fotoam-pivarotana voalohany. Philemon, manazava ny tombontsoa azo rana sy mahavelona Ny fotoam-pivarotana faharoa dia mifanaraka amin’ny fiaka- amin’ny fivarotana trondro tsara io asa io. » ran’ny vary asara. Mifanandrify amin’ny fiakaran’ny litchi sy Itasy jirofo izay mampitombo ny vola miditra amin’ny mponina koa io fotoana io. Mahazo vola amin’izany na ny mpamboly na Ambohimanana Soavinandriana RAFALINIRINA Mamitiana, ny mpiasa mpioty sy mpanavaka ny vokatra. « Ireo adidy maro amin’ny fotoanan’ny maintany toy ny fa- Tsara ny varotra amin’io satria miakatra ny vidin-trondro, madihana sy ny fanasana isan-karazany no mahatonga anay ambony mantsy ny fahefa-mividin’ny mpihinana izay mitom- hivarotra trondro. Aleonay mivarotra trondro satria tsara ko- bo fidiram-bola. Vitsy ihany koa ny trondro hita eny an-tsena koa ny vidiny miohatra amin’ny vary. Tsy miovaova fa mano- amin’ny andro fety satria tsy miasa loatra ny mpanjono. didina ny 7 000 ka hatramin’ny 9 000 Ariary ny vidiny noho izahay lavitra tanàn-dehibe. Tsy mba tahaka izany kosa ny Vakinankaratra an’ny vary. Ao Vakinankaratra, toy ny any amin’ny faritra hafa, mivarotra Ankoatra izay, mora amidy kokoa ny trondro. Tsy mila man- trondro ny mpiompy rehefa misy filàm-bola maika. Mivarotra kany an-tsena izahay fa eto an-toerana ihany dia mahala- koa anefa izy ireo rehefa mampanahy ny fandriam-pahalema- fo». na. Aorian’ny fijinjana vary, niala ny vary fialokalofana sy fiafe- nan’ny trondro ka mora angalarina. Tsara kokoa ny mivarotra RAZAFINDRIANASOA Angel Josephine sy Rakoto azy avy hatrany indrindra raha tsy misy tata-belona (toerana vadiny, mpamokatra zana-trondro sy mpanatavy karpa, azon’ny trondro ierena) ny tanimbary. Araka ny voalazan’ireo Kaominina Ambatoasana, distrika Soavinandriana Itasy mpiompy sasantsasany nohadihadianay, aleon’izy ireo manao « Mivarotra trondro izahay rehefa hampiditra mpianatra. Efa- voly avotra, noho izay antony ara-tsosialy izay, izay tsy mam- tra ny zanako no mianatra eny Ankadinondry Sakay kanefa pitsiriritra ny hafa, eny fa na dia tsy ahazoana tombony betsaka izahay eto Ambatoasana no mipetraka. Mifanalavitra be ireo nohon’ny fiompiana trondro aza ny fanaovana izany. May 2016 3 Ny Feon’ny Mpiompy Trondro n° 31 Amin’ny fotoana fihidin’ny rano, septambra ka hatramin’ny bodirindrina efa nahazo taona ny ankizy. Io ilay fomba mala- novambra, ny mpiompy sasany izay manan-tany bebe kosa gasy antsoina hoe «Solom-body akoho». Karpa no ataon’izy dia mivarotra trondro satria tsara kokoa ny vidiny nohon’ny ireo fanomezana noho ny hatsaran’ny tsirony sy ny fahamo- fahavitsian’izany eny an-tsena. rany. Karpa 2 na 3 dia ampy kanefa mora miohatra amin’ny Matsiatra Ambony vidin’akoho iray.