TATITRA DINGANA VII - VIII

KAOMININA AMBANIVOHITRA MAFAIJIJO

20 – 21 – 22 JOLAY 2015

Sarin’ny Mpizaika

1

Teny fampidirana:

Ny 20 – 21 – 22 Jolay 2015 dia natao teto amin’ny kaomina ambonivohitr’i , tao amin’ny efitranon’ny Kivohin’ny Ampela ny atrik’asa mikasika ny miralenta, izay nanofanana ireo vehivavy nilatsaka ho Ben’ny tanàna sy ny mpanolo-tsaina. Tonga nanatrika ny fanokafana ny Ben’ny tanànan’ny Maintirano. Miisa 40 ireo mpiofana, izay kandidà nilatsaka ho Ben’ny tanàna na ho mpanolo-tsaina amin’ny fifidianana manaraka izao. Ny tanjon’ny atrik’asa dia ny fampahafatarana ny miralenta amin’ireo mpilatsaka ho fidiana.

Lohahevitra maro no nentina nodinihina nandritra ny atrikasa, isan’izany:

Ny hevitra fototra iompanan’ny miralenta (GENRE ET SEXE), izay mampisongadina ny mahalahy sy ny mahavavy ara-voajanahary, eo ihany koa ireo toetra mampiavaka napetraky ny fiaraha-monina. Ny toetra ara-boajanahary izay tsy azo ovana, fa ny toetra napetrakin’ny fiaraha-monina kosa, dia miova araky ny toerana sy ny fotoana.

Ny miralenta sy ny fitondrana fanjakana, tafiditra ao anatin’izany ny fampandraisana anjara ny vehivavy eo amin’ny seha-pitantanana, inona no sakana eo amin’ny fidirana, rehefa tafiditra ary inona no vahaolana. Mifampitohy amin’izany ny fitarihana mitondra fanaovana: fanovana entin’ny vehivavy rehefa tonga eo amin’ny seha-pitantanana izy.

Fanadihadiana ny zava-misy eo an-toerana: hahitana ireo olana na filàna fototra andavanandro mety ahitana vaha-olana eo no eo, sy ny filàna maharitra mila paik’ady, tsy maintsy hitadiavana vaha-olana maharitra hitsinjovana ny ho avy sy ho an’ny taranaka faramandimby.

Ny fiatrehana sy ny fikirakirana ny fifidiananana: fiomanana mialoha, mandritra ary aorian’ny fifidianana. Nazavaina tao koa ny maha-zava dehibe ny fandraisan’ny vehivavy anjara amin’ny ny fifidianana ary ny lalàna mahakasika manokana ny fifidianana ny rantsa- mangaika ao amin’ny kaominina.

Ny disadisa amin’ny vanim-potoan’ny fifidianana: mialoha, mandritra ary aorian’ny fifidianana. Nodinihina ny fisehon’ny olana, ny antony mahatonga izany, ary ny fiantraikany. Nodinihina tao ny fomba fitantanana ny disadisa, mba hafahana miatrika ary mba hahitana fomba mahomby entina andravonana izany.

Ny vondrom-bahoaka itisinjaram-pahefana: andraikitry ny ben’ny tanàna sy ny mpanatanteraka ary ny mpanolo-tsaina kaominaly na minosipaly. Ny mampiavaka ny vondrona itsinjaram-pahefana sy ny vondrona anapariham-pitondrana.

Ny fifandraisana aman’olona, ny serasera: toetra entina miatrika ny vahoaka sy ny olona tsirairay na vondron’olona mety ifaneraserana.

Ny Vinam-piaraha-monina (Projet de Société) : miainga amin’ny zava-misy eo an- toerana : manadihady ny filàn’ny mponina andavanandro sy ny filàn’ny mponina mila paikady, mba hafahana mamaha olana.

Fizotry ny atrik’asa

Natomboka tamin’ny fanokafana ofisialy. Nifandimby nandray fitenenana tamin’izany ny mpampiofana sy ny ben’ny tanàna izay nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny atrikasa. Rehefa vita izany dia niditra tamin’ny votoatin’ny atrikasa : tanjona sy ny vokatra andrasana.

2

Nametraka ihany koa ireo fomba hitondrana ny fiofanana sy ny fitsipika hifampifehezana mandritry ny atrikasa. Ny fomba nitondrana ny atrik’asa moa dia mampandray anjara ny mpizaika, amin’ny alàlan’ny fametrahana fanontaniana arahim-baliny, asa tarika, brainstorming, jeux de rôles sy fomba hafa ihany koa. Alohan’izany rehetra izany dia nampatsiahivina ny mpizaika ny fisian’ny fifanekena iraisam- pirenena izay efa neken’ny firenentsika indrindra ny Fenitry ny SADC momba ny miralenta sy ny fampandrosoa.

I. Hevitra fototra iompanan’ny miralenta: GENRE ET SEXE

Nanontaniana aloha ny hevitry ny mpiofana tsirairay amin’ny atao hoe miralenta. Avy eo, nomen’ny mpampiofana ny famaritana ny atao hoe miralenta : fitovian-jon’ny lahy sy ny vavy, fampandraisana anjara mitovy na ny lahy na ny vavy. Nozaraina cartonnettes ny mpiofana mba hitaritana azy hamoaka ny “Fahasamihafana voajanahary sy fahasahamihafana novolen’ny fiaraha-monina, eo amin’ny lahy sy ny vavy”. Rehefa nandeha ny ady hevitra sy ny fifanarahana eo amin’ny samy mpiofana dia tsy nisy toetra na asa nampiavaka ny lahy sy ny vavy hafa tsy ny toetra voajanahary, ary tsy azo ovana izany. Ny toetra novolen’ny mpiara-monina kosa dia azo ovana tanteraka araky ny toerana sy ny fotoana ametrahana azy.

Madame Claudine, mpampiofana

Nofaranana tamin’ny fanazavana “ny fiheverana raiki-tapisaka” ny lohahevitra, ka nozaraina tarika efatra ny mpiofana : zavatra telo napetraka hodinihin’izy ireo : 1. Mitadiava izay mampisongadina ny lehilahy na ny vehivavy na manambany azy ireo 2. Inona no hafatra tiana ampitaina? 3. Inona no fahazahoanareo ny atao hoe fiheverana raiki-tapisaka?

Ny tarika voalohany: hira sy ohabolana na oha-pitenenana Ny tarika faharoa: sary mihetsika sy kolotsaina Ny tarika fahatelo: fomba fanao sy kolotsaina ary fivavahana Ny tarika fahaefatra: fampianarana

Ity manaraka ity ny tatitry ny asa isan-tarika

3

Tarika voalohany: hira sy ohabolana na oha-pitenenana

Hira : lohateny hafatra -Ny vehivavy fanaja (Lôla) -Tokony ho hajaina n y vehivavy satria kibo nifonosana nitondra sivy volana

-Fifanajana (Nina’s) -Satria ny lehilahy mihevitra fa ny vehivavy dia mety atao amin’izay itiavany azy

-fomban’ny lehilahy manambola Ny lehilahy rehefa manam-bola dia ataony amin’izay mampirafy (mpihira avy Mahajanga) itiavany azy ny vehivavy

Ohabolana na oha-pitenenana: hafatra

-Vehivavy tsara tsy very mandeha Tian’ny chauffeur atao devant, dia kasihina foana ny fe rahefa mamindra vitesse

-tsy mandray anjara amin’ny hetsika ivelan’ny -ao an-trano ny toeran’ny vehivavy tokantrano ny vehivavy

Femme d’abord fanajana ny vehivavy ihany

-Vehivavy fanaka malemy -Ny vehivavy dia olona melemy tsy natao hanao politika na handray anjara amin’ny hetsika fampandrosoana eo amin’ny fiaraha-monina

Ny fiheverana raikatapisaka dia izay terena fa marina sy efa niainana hatramin’ny fahagola.

Tarika faharoa: sarimihetsika sy kolotsaina Sakalava

Lohateny: sairihetsika hafatra Jangajanga Tsy tokony ho amprafesina ny vehivavy.

Jombilo Tokony samy hiasa ny lehilahy sy ny vehivavy fa tsy miandry velomim-potsiny

Malok’ila Tsy tokony ampijaliana ny vady aman-janaka fa reny ihany no manavotra rehefa misy ny olana

Sakalava: Kolotsaina hafatra Tapak’anaka: Ny lehilahy no milanja ny Mba ho lehilahy toa ny Rainy ilay zaza ho tapahina zazalahy, fa ny reniny kosa dia mandrotsarotsa volo izay no fomba

Ny vehivavy tsy mitana hazomanga Ny lehilahy ihany no nohevirina ho ambony toerana

-ny vehivavy mitovy laharana amin’ny Manaraka baiko omen’ny lehilahy zaza

Ny atao hoe fiheverana raiki-tapisaka dia ireo izay napetraky ny Ray aman-dReny taloha ka tsy maitsy arahin’ny taranaka aty afara.

4

Tarika fahatelo:

fomba fanao sy kolotsaina ary fivavahana hafatra

Ny fivavahana Musulman(SILAMO) no noraisin’ny tarika Grope 3 dia mbola misy ny fomba amam- Tsy tokony ahilikilika ny vehivavy fa panao izay tsy mety loatra dia ny fanambaniana olombelona tahaka ny lehilahy ihany koa ny vehivavy eo amin’ny sakafo : tsy mahazo misakafo ny vehivavy raha mbola tsy voky ny vadiny na ny lehilahy,

Eo amin’ny resaka Politika : tsy mahazo milatsaka ho fidiana ny vehivavy fa raran’ny lalàna ao Zo ho an’ny rehetra ny hilatsaka ho fidiana amin’ny fivavahana Musulman(SILAMO) ary araka ny lalàna manankery mandeha ny fandrahonana isankarazany ary mety hiafara amin’ny fisarahana amin’ny vady Musulman raha ilatsaka ny vehivahy

Eo amin’ny fiaianana andavan’andro: tsy mahazo matory amin’ny fandrian’izy mivady ny vehivavy Mbola tsy rava ny raikitapisaka eo amin’ny raha tsy eo ny vadiny ; tsy mahazo mandray finoana Musulman olona ankoatry ny rainy niteraka azy

Ny andro Alatsinainy sy Alakamisy dia tsy azo Mbola tsy rava ny raikitapisaka izay nolovaina anaovana raha na ankafialana na fahagola ankaratsiana(andro ratsy) ny vehivavy no tompon’andraikitra amin’ny fampitana izany.

Raha misy ny havoriana dia avaratra no toerana Mbola tsy rava ny raikitapisaka izay nolovaina ipetrahan’ireo lehilahy fa vehivavy kosa atsimo fahagola

Tarika fahaefatra:

fomba fanao sy kolotsaina ary hafatra fampianarana Rehefa tsy ampy vola ny Ray aman- Natao ho velomim-bady ny vehivavy ka tsy maninona dReny dia ny vehivavy no esorina tsy na tsy mianatra aza, hianatra, fa ny zanaka lahy no posehina Mbola mipetraka ny fanavahana ny vehivavy mafy fa hamelombady

Raha tafita ny zazalahy dia izy no Mbola fanambaniana ny zanaka vavy ihany izany. mandidy sy manapaka amin’ny Tokony hampitoviana ny zanaka ka tsy misy ambony fananan’ireo Ray Aman-dReniny sy ambany na lahy na vavy

Ny hevitry ny hoe fiheverana raiki-tapisaka dia sarotra ovana satria ny fiaraha-monina no mitaky ny fanatanterahina zay.

5

Tarika faha-dimy :

haino aman-jery sy dokambarotra Hafatra

Rehefa dokambarotra momba ny tanjaka dia ny lehilahy no matetika miseho far raha ny lehilahy dia midika hoe tanjaka ary ny lamody na entam-barotra dia ny vehivavy no vehivavy dia midika hoe haingo. miseho matetika. Amin’ny haino aman-jery indray dia matetika feon’ampela no heno.

Raha nofehezina izay rehetra izay dia tsy misy toetra na asa natokana manokana ho an’ny lehilahy na ho an’ny vehivavy irery ihany .Ny voajanahary ihany no nampiavaka ny lahy sy ny vavy. Ny fiheverana raiki-tapisaka izany dia izay noterena ho marina sy zava-misy heken’ny rehetra fa marina araka ny lovatsofina sy ny fitaizana niampita nanomboka ny fahagola ka hatramin’izao fotoana izao, nefa misy fiantraikany ratsy eo amin’ilay olona iharany.

Fatratrarana ny tanjona: tafapaka tanteraka tany amin’ireo mpandray anjara ny toetra vojanahary mampiavaka ny lahy sy ny vavy izay tsy azo hovaina ary ireo izay asa na toetra nampiavaka ny lahy sy ny vavy napetraky ny fiaraha-monina izay mety hovaina tanteraka ary tsy mapiavaka akory fa noterena ho mampiavaka.

II. Ny miralenta sy ny fitondrana fanjakana ary ny fitarihana mitondra fanovana : Natao asam-baomiera ny fomba nentina nitondrana ity lohahevitra iray ity ka nozaraina tarika telo toy izao manaraka izao ireo mpandray anjara: Tarika voalohany: inona no sakana tsy hahafahan’ny vehivavy miditra eo amin’ny seha-pitantanana? Inona no vahaolana Tarika faharoa: raha tafiditra ary ilay vehivavy, inona no sakana mahatonga azy tsy handray anjara? Inona no vahaolana? Tarika fahatelo: inona no fanatsarana entin’ny vehivavy rehefa tafiditra izy ka mitondra fiovana tsara eo amin’ny fiaraha-monina ?

Tatitra isa-tarika

Tarika I Tarika II Fahazahoana miditra Fandraisana anjara -Tsy fahasahiana mijoro -Fiterahana -Tsy eken’ny vadiny -Tsy matoky tena amin’ny faripahezana -Tahotra -Tsy tia karokaroka -Henatra -Tsy mitady mpamatsy vola -Tsy ampy fahalalana -Tsy fienona ny feon’ny vahoaka -Tsy andesin’ampela -Vitsy an’isa ny vehivavy raha mitaha amin’ny Sakana -Tsy to teny eo anivon’ny lehilahy. fiarahamonina -Ambany faripahaizana - Tsy fanana vola -Vehivavy samy vehivavy tsy mifankatia, mifampialona - Fiterahana lava

Vahaolana -Mila mandresy henatra -Fanaovana fanabeazanaizana

6

-Manao fanabeazanaizana - Tokony hitady mpamatsy vola -Fandraisana anjara amina -Fanomezana andraikitra ny vehivavy fanofanana -Mila sahy maneho hevitra -Mila mianatra -Tokony hifanakalo hevitra amin’olona -Fampitovina ny isan’ny lahy -Tokony ho sahy hijoro sy ny vavy -Fanentanana ny vehivavy hazoto hilatsaka hofidina -Tsy manaiky ho ambanin’ny lehilahy - Tsy tokony hitavandra lehilahy amin’ny fidiram-bola - Tokony hiray hina

Tarika fahatelo : Fiovana

-fitondrana tsy mamaly ny filàn’ny vahoaka

Sakana -Tsy mangarahara

-tsy mitsinjo ny fampandrosoana ho an’ny vahoaka.

-Ny tombotsoan’ny vahoaka sy ny kaomina no atao laharam-pahamehana fa tsy ny vahaolana an’ny tenanao manokana

- Mahafantantra ny filan’ny vahoaka

-Mahay miara-monina amin’ny vahoaka

-Fanaovana tsidika sy tatitra any amin’ireo fokontany

-Fanantanterahana ny programan’asa

-Fanamboarana fotodrafitrasa toy ny sekoly, toeram-pivoahana

-Tokony hatao laharam-pahamehana ny fiompiana sy ny fambolena mba hisian’ny enty manana

-Tokony atao mangarahara ny zava- panjakana miditra ao an-tanana

-Tokony hiara hiasa amin’ny fanjakana mba hanamoramora ny fanampiana

-Tokony hisy fahaizamitantana

-Tokony tsinjovina manokana ny fahalemana ny vahoaka

7

III. Miralenta sy ny fifidianana ary ny fandravonana disadisa amin’ny fifidianana

Famaritana I : ny vehivavy sy ny fifidianana

Ireo tombontsoa azo raha mandray anjara amin’ny sehatra fanapahan-kevitra ny vehivavy, na ho mpifidy na ho fidina.

 Power point : femme et election (annexe)

Ny atao hoe fifidianana, ny fiomanana sy ny asa atao mandritry ny vanim-potoana fifidianana amin’ny ankapobeny (processus electoral) ary ny lalàna manokana sy ny fizotran’ny fifidianana kaominaly.

 Power point : processus electoral, loi relative à l’élection communale (annexe)

Famaritana II DISADISA AMIN’NY FIFIDIANANA

 Nametrahana fanontanianana ireo mpandray anjara momba ny atao hoe ady sy disadisa ary inona avy ireoa antony mahatonga ady sy disadisa: Ny atao hoe ady sy disadisa dia :  Hevitra tsy mitovy  Tsy fifanarahana eo amin’ny olondroa na maromaro  Miteraka ady  Fifamaliana

Power point : violences électorales, gestion de conflit (annexe)

 Tsy misy fiainana ka tsy ahitana disadisa ka ilaina ny fahaizana mitantana azy  Isavorovoroan-kilatoana(oha-pitenenanana) : mitarika amin’ny fandrosoana raha tsara tantana ny disadisa

Nanao asam-baomera indray ka nozaraina tarika dimy ny mpizaika:

Tarika voalohany: dia nomena ny fanotaniana hoe: disadisa mety hiseho alohan’ny fanaovana fampielezankevitra ireto avy no mety hitarika disadisa mialohan’ny fampielezankevitra: - Tsy tafiditra ao anatin’ny Listra ny fifidianana ny olona - Amin’ny fitetezana trano hanoratra listra reha tsy ao ny tompon-trano dia tsy miverina intsony ny mpanao listra (recensement). - Na mandingana trano fotsiny izao ny mpanao recensement raha ohatra ka fantany fa tsy hifidy ilay olona tiany ny ao antrano. - Mbola tsy manomboka ny fampielezankevitra dia efa misy ny mangalatra depart ary mety hiteraka disadisa izay (efa manao porte – porte) manao kolikoly mba hifidianana azy.

Tarika faharoa: inona ny disadisa mety hiseho mandritra ny fampielezankevitra Ireto avy ny disadisa mety hiseho mandritra ny fampielezankevitra:

8

- Fanaratsiana (Fidirana amin’ny vie prive –ny mpilatsaka ho fidina) - Ny kobaka am-bava (mampanantena zavatra tsy misy mety hiteraka disadisa) - Tsy fahampian’ny zavatra ho zaraina amin’ny fampielezankevitra (teeshirt sns. . .) - Tsy fifanajana, tsy fifandeferana - Ny toerana tsy nazahoana alalana amin’ny tompony nefa anaovana fampielezankevitra (propriéte privé) - Fampielezankevitra roa mifanindry amin’ny toerana iray miteraka disadisa ihany koa - Tsy azo atao ny mampiasa fitaovam-panjakana (place publique, fitaovam-panjakana) - Fandrovitana ny posteran’ny kandidà miteraka disadisa ihany koa.

Tarika fahatelo: disadisa mety hiseho amin’ny andron’ny fifidianana - Ny fahatarana amin’ny fisokafan’ny birao fandatsahambato n any fikatomana aloha - Ny filaharana(misengy ho manampahefana ka misongona laharana mety miteraka disadisa) - Delegué samy delegué tsy mitovy hevitra miteraka disadisa - Tsy fahitana anarana anaty listra - Fanisambato no miteraka disadisa indrindra satria raha tononina antoko hafa nefa asina marika ny antoko hafa - Ny fitondrana tee shirt ny antoko amin’andro ny fifidianana - Fanararaotana ny olona tsy mahay taratasy - Tsy fanarahandalana (tsy fanaovana bagde, manao tsindribokotra) - Fanaovana fampielezankevitra amin’andro ny fifidianana

Tarika fahaefatra: disadisa aorian’ny fifidianana ka mandrapahatonga ny valim- pifidianana - Ao ny fifandragitana amin’ny samy mpilatsaka ho fidiana na ny mpanohana - Misy mitady hevitra hanafoanana ny latsabato efa vita - Ao koa ny olona iray efa hita fa lany rehefa mivaly soamatsara ny valimpifidianana dia olona hafa no hita anarana fa lany - Ao Koa ny halabato samy hafa

Tarika fahadimy: disadisa mety hiseho rehefa mivoaka ny vokampifidianana - Ny tsy fahatokisan’ny vahoaka ny mpamoaka ny valimpifidianana satria olona hafa no lany taty ifotony ary olona hafa no navoaka ho lany amin’ny valimpifidianana - Misy mifampitory mihintsy azan y antoko izay tsy lany - Misy ny ady mifandrafy mihintsy azan y andaniny sy ny ankilany

Mamintina izay rehetra izay ny vosoratra ao amin’ny boky: Fomba fandravonana: ireo fitaovana entina hampitsahatra ny disadisa (boky pejy75) + power point Gestion de conflit

Fomba fandravonana: fafampirarahana, fanelanalanana, fandaminan-dresaka, fifampiresahana, fandravonana ny andaniny sy ny ankilany hazahoan’ny tsirairay tombotsoa

IV. NY VONDROM-BAHOAKA ITSINJARAM-PAHEFANA SY NY VONDROM- BAHOAKA HANAPARIAHAM-PAHEFANA

Power point : decentralization et déconcentration (annexe)

V. NY ANDRAIKITRY NY BEN’NY TANANA SY NY MPANOLO-TSAINA

Power point (annexe)

VI. NY SERASERA 9

Power point : communication et rôle d’un chef VII. Fotokevitra sy politika ahatongavana amin’ny Miralenta:

Misongadina ao amin’ity lohahevitra ity : ”ny Filàna fototra andavanandro sy filàna maharitra mila paik’ady hahatongavana amin’ny miralenta”

Nazavaina fohifohy tamin’ireo mpizaika ny atao hoe filana fototra andavanandro zay mety ahitana vaha-olana eo no eo (Vola, Sakafo, Fahasalamana, Fotoana,Trano) sy ny filana maharitra mila paik’ady, tsy maintsy hitadiavana vaha-olana maharitra (ohatra : Fananganana ivo-toerana momba ny miralenta izay hakatoavin’ny manam-pahefana, ary handravonana ny ady ho fampandraisana anjara ny vehivavy eo amin’ny sehatra rehetra ; Fampidirana ny miralenta amin’ny fandaharam-pianarana any an-tsekoly ; Fampiharana sahady ny miralenta amin’ny fitaizana…).

FAMOLAVOLANA PROJET DE SOCIETE MIRALENTA

FOTOTRA IAINGANA SEHATR’ASA TANJONA ASA ATAO NA ZAVA MISY Fitantanana eo Tsy miatra ny Mba hitovy ny isan’ny Fanatsara ny biraon’ny anivon’ny Kaominina miralenta eo amin’ny Lahy sy ny Vavy Kaominina mpiasa ao amin’ny Kaominina Fifantenana sy Tsy mitovy isa ny lahy Ny mba hampitoviana Fanatsarana ny fandraisana mpiasa ary sy ny vavy ao isa ny lahy sy ny vavy Kaominina iasana fampiasana azy ireo anivon’ny Kaominina eo amin’ny fandraisana mpiasa Fitantanana ny Tsy ampy ny sekoly eo Ampitomboina isa ny Fanampiana ny sekoly raharaham-panjakana antanana zaza hianatra sy fividianana tabilio eo anivon’ny Kaominina Ny toerapitsaboana Ny fahasalamam- Fanamboarana toeram- tsy ampy bahoaka pandrahoana ho an’ny fampitaovana toeram-pitsaboana, Tsy misy rano fisotro ampiana ny efitrano ny madio marary, asina ny tranon’ny mpitsabo Fanatsara sy fampitomboana ny vovondrano Miralenta eo amin’ny Mitovy lahy sy ny vavy Fampitoviana is any HIMO lamin’asa lahy sy ny vavy Rafi-pitatanana ny Tsy misy foto- Hampandroso ny Fanaovana barazy, miralenta drafitr’asa ho an’ny Kaominina tetezana, lalana fambolena sy fiompiana Tetik’asa filamana ho Tsy misy Mba handry Fananganana ny dina famongorana ny fandriapahelamana ao fahalemana ny Fiaraha miasa amin’ny miralenta Andabotoka vahoaka mpitandrofilaminana

FAMOLAVOLANA PROJET DE SOCIETE MIRALENTA MAFAIJIJO FOTOTRA IAINGANA SEHATR’ASA TANJONA ASA ATAO NA ZAVA MISY Mirelenta eo anivon’ny Miara mientana ny Miara miasa HIMO lamin’asa lahy sy ny vavy Rafi-pitantanana ny fanentanana ny Ahafantaran’ny vahoaka Fanetanana ,iainana ny

10

miralenta vahoaka ny miralenta miralenta, ampidirina amin’ny fandaharam- pianarana ny miralenta Tetik’asa filamatra Tsy tokony ho jerem- Afaka mitaraina ny Manangana centre hamongorana ny potsiny ny mpanao vehivavy izay iharan’ny d’ecote herisetra herisetra herisetra Fampihenana ny taham- Fanamboarana tobim- Fitantanana anivon’ny Marisarisa ny pafatesan’ny reny sy ny pahasalamana Kaominina fahasalamana zaza manarapenitra Fampidirana mpiasa Fifantenana sy hisy lahy sy vavy ary fandraisana mpiasa ary Lahy sy vavy 50/50 karama mitovy ho fampiasana azy ireo an’izay mitovy fahaizana Fitantanana raharaha eo Fandraisan’anjara ny Rano fisotro madio Paompy anivon’ny Kaominina lahy sy vavy

FAMOLAVOLANA PROJET DE SOCIETE MIRALENTA FOTOTRA IAINGANA SEHATR’ASA TANJONA ASA ATAO NA ZAVA MISY Tsy misy foto- Fitantanana eo anivon’ny Ny hisian’ny foto- drafitr’asa ao amin’ny Sekoly, Barazy, Bazary Kaominina drafitrasa Kaominina Mila olona manana Fifantenana sy Tsy ampy ny Mba hampandrosoana fahaizana, entanina ny fandraisana mpiasa ary fahaizan’ireo mpiasa ny tanana rehetra mba azoto fampiasana azy ireo hianatra Mila ampianarina mitantan-draharaham- Fitanatanana ny Tsy mahay mitantan- panajakana ny ao Mba hampandrosoana raharam-panjakana eo draharaha ny eo amin’ny Kaominina ny tanana anivon’ny Kaonimina amin’ny Kaominina Mila mpamatsy vola (hanaovana foto- drafitr’asa) Betsaka ny lehilahy Tokony hitovy ny lahy Manentana ny vehivavy Miralenta eo anivon’ny miasa noho ny sy ny vavy eo amin’ny mba ho sahy hiasa eo lamin’asa vehivavy fitondrana anivon’ny fitondrana Tetik’asa filamatra ho Ny tsy Mandry fahalemana ny Maka mpitandro famongorana ny fandriampahalemanana vahoaka filaminana herisetra

FAMOLAVOLANA PROJET DE SOCIETE MIRALENTA FOTOTRA IAINGANA SEHATR’ASA TANJONA ASA ATAO NA ZAVA MISY Tsy Fitantanana eo anivon’ny fandriampahalemanana Mangala mpitandro Hisian’ny filaminana Kaominina ao antanana ny filaminana Betanatanana

Fifantenana sy Ampitoviana ny isan’ny Menentana ny lahy sy fandraisana mpiasa ary 50/50 lehilahy sy ny vehivavy ny vavy mba hiara fampiasana azy ireo hiasa sy ho maro anisa Fitanatanana ny Tsy fisian’ny labatoire Tokony hisy labatoire Fananganana rahraham-panjakana eo ao Betanatanana mba hisian’ny fikambanana ho entina 11 anivon’ny Kaominina fahasalamana manangana izany Fitadiavana mpamatsivola Miralenta eo amin’ny Fambolena sy Mba hialan’ny Entanina ny lahy sy ny lamin’asa fiompiana fasahiranana vavy mba hiara hiasa Tetik’asa filamatra ho Mba hisian’ny Tsy fandriam- famongorana ny fandriam- Manao couvre - feu pahalemanana herisetra pahalemanana

FAMOLAVOLANA PROJET DE SOCIETE MIRALENTA FOTOTRA IAINGANA SEHATR’ASA TANJONA ASA ATAO NA ZAVA MISY Tsy fisian’ny Lalana fifaneraserana ny Fitantanana eo anivon’ny Hampandrosoa ny Firaisankinam- Kaominina Kaominina kaominina pokon’olona Tsy fanana rano fisotro Rano fisotra madio madio Fifantenana sy fandraisana mpiasa ary Lahy sy vavy 50/50 Fampidirana mpiasa fampiasana azy ireo Mila ampianarina mitantan-draharaham- Fitanatanana ny Tsy mahay mitantan- panajakana ny ao Mba hampandrosoana rahraham-panjakana eo draharaha ny eo amin’ny Kaominina ny tanana anivon’ny Kaominina amin’ny Kaominina Mila mpamatsy vola (hanaovana foto- drafitr’asa) Betsaka ny lehilahy Tokony hitovy ny lahy Manentana ny vehivavy Miralenta eo amin’ny miasa noho ny sy ny vavy eo amin’ny mba ho sahy hiasa eo lamin’asa vehivavy fitondrana anivon’ny fitondrana Tetik’asa filamatra ho Mba hisian’ny Manao andrimasom- Tsy famongorana ny fandriama- pokon’olona fandriampahalemanana herisetra pahalenmana Manangana dina

FAMOLAVOLANA PROJET DE SOCIETE MIRALENTA MAINTIRANO FOTOTRA IAINGANA SEHATR’ASA TANJONA ASA ATAO NA ZAVA MISY Mifanantona na Hanao foto-drafitr’asa Alebeazina ny tsena, manao fivoriana ny hijerena ny zavtra fanamboarana ny Fitantanana eo anivon’ny Maire sy tokony lalana, fanarahamaso Kaominina mpanolontsaina hampandrosoana ny ny fahadiovan’ny voalohany indrindra Kaominina Tanana ary vahoaka Fifantenana sy Fifampitokisana, vao Ho miralenta eo Ampitoviana ny asa fandraisana mpiasa ary fitsinjarana ny anjara anivon’ny Kaominina atao fampiasana azy ireo asa Mila mahay Hisian’ny mangarahara Ahatanteraka Fitanatanana ny mitsinjara ny anivon’ny asa atao eo antsakany sy andavany rahraham-panjakana eo andraikitra ny Ben’ny anivon’ny Kaominina ny asa atao rehetra anivon’ny Kaominina Tanana sy ny mpanolontsaina Mifanratsaina ny lahy samy manatanateraka Ho vita ny lalana, Miralenta eo amin’ny sy ny vavy, samy ny asa ataony ny tsena, madio ny lamin’asa panatanteraka ny tsirairay eo anivon’ny Tanana, vita ny sekoly tsirairay lamin’asa 12

Fifampitokisana Kaominina mahatehotia Fanohizana ny satria any no sy Tanana madio fizaran’andraikitra ny Miralenta eo amin’ny voalohany lahy sy ny vavy lamin’asa fampandrosoana ny Kaominina Tsy azo atao ny Tsy azo atao ny Miraisaina ny vehivavy manao vehivavy mamono vehivavy na mba hamongorana ny ankilabao, mamono mivantana na ankolaka herisetra Tetik’asa filamatra ho vehivavy mivantana fa samy manantateraka famongorana ny herisetra na ankolaka ny andraikitra ny lahy n any vavy eo amin’ny Kaominina

13

TOVANA C: TOMBAN’NY ATRIKASA

Firenena Sexe V Faritra Kaominina Mafaijijo Taona 12 - 17  18 -30 31- 40 41– 50  51– 60  + 60  00 01 14 19 04 00

Fianarana Ambaratonga Ambaratonga Oniversite: Fanofanana Fampianarana voalohany 28 faharoa 12 ara-kasa olon-dehibe

Tombana Naoty /10 1. Firafitry ny fandaharana amin’ny ankapobeny 86 % 2. Ny votoatin’ny fandaharana 87 % 3. Tahirin-kevitra nampiasaina 88 % 4. Fampitan’ny tompon’andraikitra ny fiofanana 94 % 5. Asa isam-baomiera (travail de groupe) 85 % 6. Vokatra azo 92 % 7. Fanajana ny fandaharam-potoana 89 % 8. Fahalalana azon’ny mpiofana 92 % 9. Tombontsoa eo amin’ny fivelarana 95 % 10. Fandaminana ankapobeny (sakafo, toerana, sns) 90,8 %

FANAMARIHANA

1. Inona tamin’ny fandaharana no tena nahafinaritra anao? Antony?

- Ny dinidinika tao amin’ny groupe no tena nahafinaritra - Ny miralenta - Vehivavy sy ny fifidianana - Ny fandaharana rehetra - Ny fiarahana teto - Ny fanaovana fampielezan-kevitra - Ny Fandravonana disadisa - Ny fianarana miresaka aman’olona - Ny fampianarana ny vehivavy ho sahy handray andraikitra - Ny fitsinjaram-pahefahana sy ny fanapariham-pahefana

2. Inona tamin’ny fandaharana no tsy nilaina loatra? Antony?

- Nilaina daholo, tena nilaiko daholo - Nilaina ny fandaharana satria mifampitohy ny fianarana - Tiako daholo, mety amiko daholo, tsy misy ratsy - Ny fitsinjaram-pahefana satria ny manam-pahefana ihany no mizara fahefana - fianarana ny disadisa mety miteraka ady - tiako satria tsy teny vahiny fa teny malagasy

3. Ahoana no mety ampiharanao ireo fahalalana noratovinao teto amin’ny fiofanana ?

14

- Ny fifidianana dia ampihariko amin’ny fiainako - Ampitaiko amin’ny namako, amin’ny mpiara-monina - Ho zaraiko amin’ny vehivavy rehetra - Hampi hariko amin’ny ankohonako sy ny vahoaka rehetra - Ny gestion des conflits no ampihariko mba hilamina ny mpiara-monina - Amin’ny fianakaviako sy ny manodidina - Hampihariko amin’ny fiainako manontolo

Fanamarihana hafa?

-tokony nisakafo tany an-trano amin’izay tsy latsaka ny vola

15

FANAMARINAM-PAHATONGAVANA

Ce projet est financé par l’Union Européenne

Nom et prénoms Sexe Organisation Fonction Participat Nouveau Tél E-mail Signature N° En Retour participa nt V RPSD Mpanolotsaina x 01 FENARISOA Nirina

V HVM Mpanolotsaina X 02 DENISE

V RPSD Mpanolotsaina x 03 RAMANGARISOA Ambroisine

V RPSD Mpanolotsaina x 04 PERLINE

V RPSD Mpanolotsaina X 05 SOALINY

V RPSD Mpanolotsaina x 06 LANDRINE

V RPSD Mpanolotsaina x 07 KOITY

V MAHALEOTENA Maire x 08 RABERANTO Aimée

V HVM Maire X 034 50 574 13 09 SOANOMENY Alexia

16

V AREMA Mpanolotsaina X 10 MAMINJARA Pascaline

V HVM Mpanolotsaina X 11 FATOMIA Soary

V MAHALEOTENA Mpanolotsaina X 12 R. Florette

V HVM Mpanolotsaina X 13 SOAFIAVY Florine

V HVM Mpanolotsaina X 14 LILY

V HVM Mpanolotsaina X 15 RASOA

V HVM mpanolotsaina X 16 RAHARISOA Nirina

V TIM Mpanolotsaina X 17 MARGURITTE V TIM Mpanolotsaina X 18 MAROLINE V TIM Mpanolotsaina x 19 FIHEREA Florine V TIM Mpanolotsaina X 20 SOANIRINA V TIM Mpanolotsaina X 21 RAOANANTENAINA Jeanne Arinette

V RPSD Mpanolotsaina X 22 ROBISELY Louise

V MAPAR Mpanolotsaina X 23 TENASOA

17

V HVM Mpanolotsaina X 24 RAOZIVELOARISOA Lucienne

25 MAJANY Hubert Angeline V MAPAR Mpanolotsaina X

V HVM Mpanolotsaina X 26 LOVANIRINA olivia

V HVM Mpanolotsaina X 27 ZAIRA V HVM Mpanolotsaina X 28 RASOANANTENAINA Arinette

V MAPAR Mpanolotsaina X 29 RAKOTOMAMONJY Receline Anicette Corine

V HVM Mpanolotsaina X 30 MANAKAY Jeanne

V RPDS Mpanolotsaina X 31 SOAMANDROSOA Bakaly

V RPSD Mpanolotsaine X 32 ESTELLE tetany Felicité V RPSD Mpanolotsaine X 33 RAZAFINOMENY Fanjanirina V MAHALEOTENA Mpanolotsaina X 34 ASSIATA Julienne V MAHALEOTENA Mpanolotsaina X 35 SABINE Beby V RPSD Mpanolotsaina X 36 VOLAHENDRY charlotte V RPSD Mpanolotsaina X 37 COLETTE Halima 18

ELEONORE V MAPAR Mpanolotsai X 38 RAZAFINDRAPARANY Alixis na Jean V MAPAR Mpanolotsai X 39 PRISCA Delphine na V RPSD mpanolotsai x 40 MODESTINE na

19