ASSOCIATION POUR LE DEVELOPPEMENT DE L’ENERGIE SOLAIRE (SUISSE-)

aretina maro. Maro ireo aretina ateraky ny rano maloto. Maro ireo loharano ipoiran’ny faharatsian’ny kalitaon’ny rano, mety ho vokatry ny loto avy amin’ny mikraoba na koa loto ataon’draolombelona. Ny 80% ny mponina maneran-tany dia miaina amin’ny toerana izay tsy ahitana afa-tsy rano maloto ho sotroina hoy ny OMS (Organisation mondiale de la santé). Tenenina matetika ny olana amin’ny rano sy ny tahirin -drano ao ambany tany. Io tahirin-drano io no loharano ipoiran’ny rano mamy. Nefa, amin’io loharano io no tena miahaka ny loto ary atahorana haharava ny tontolo Ry mpamaky hajaina, natoraly. Ireo toerana rakotr’ala no sivana natoraly matanjaka sy feno ananantsika. Isany mandoto ny Ny rano, tena ilaina amin’ny fiainantsika renirano sy ny tahirin-drano ao ambany tany ihany koa ny fahasimban’ny nofon-tany. Mifandray ankaiky ny rano sy Toy ny zava-manan’aina rehetra, ny fiainany sy ny ny ala. Miankina amin’ny ala ny kalitaon’ny tahirin’drano fahasalaman’ny olombelona dia miankina amin’ny rano, any ambany tany, mitana anjara toerana lehibe ao aminy ilain’ny vatantsika ny rano, tokony hanana tahirin-drano fiforonany rano ny ala, noho izy afaka manao ny mandrakariva ny vatantsika mba tsy ho maina. Mba phénomène d’évapotranspiration. Mamoaka ny rano izay fantatrareo koa moa fa ny olon-debibe iray dia mila rano nofohany mandritra ny andro ny zava- ! Ary ny rano 1,5 litatra isanandro farafahakeliny? Amin’ny ankapobeny, dia taha iray lehibe mandrafitra ny atao hoe matiera mila rano 20 ka hatramin’ny 50 litatra ny olona hosotroiny organika : 90% ny lanjan’ny zava-maniry lena dia rano sy hisaihany isan’andro farafaharatsiny. avokoa. Arak’izany, miteraka fahafatesana maro maneran-tany Hitantsika amin’izao ary ny fifampiankinan’ny zava- ny tsy fahampian-drano. Ary mbola mitohy izany manan’aina sy ny rano. Anjarantsika no manova sy ankehitriny, any amin’ireo firenena an-dalam-pandrosoana mampivoatra izay fifandringitana ratsy izay ho to antsika, tena zava-doza : mahafaty olona maro isan- fifandraisana tsara. Satria raha tsy misy ny rano dia tsy taona ary dia tomponandraikitra amin’ny fahafatesan-jaza misy ny ala, ary raha tsy misy ny ala tsy misy ny rano. maro. Ny olana mifandraika amin’ny rano, toy ny Inona ary no hataontsika hanovana ny toe-piainana sy ny fampiasana azy be loatra, ny tsy fahampiany, ny toe-tsain’ny olona isan-tokatrano, mba hanatsarana araka fahalotoany, ny tondra-drano sy ny hain-tany dia lasa ny tokony ho izy ny kalitaon’ny rano sy ny fahasalaman’ny olona rehetra. Tokony hampiasa ireo fatana vokarin’ny sakana lehibe amin’ny fampandrosoana maharitra. Tsapa ADES isika mba hiarovana sy hanatsarana ny drafi- fa ny hain-tany lavareny any atsimo dia vokatry ny piainantsika amin’ny fampihenana ny kitay sy saribao fandripahana ala be loatra noho ny tavy, hatao kitay sy andrahoantsika sakafo isan’andro. hanamboarana saribao. Ankehitriny, lasa sahan’asa lehibe ho an’ny fiaraha monina ny fiarovana ny tontolo Ny Tale Nasionaly ADES ianinana. Izany fahatongavan-tsaina izany dia tokony harahana fitsikipa sy fepetra maro ho raisina mba hahatanteraka azy. Ny rano havokavoky ny olana ara- tontolo iainana dia tsy, manakana ny fahatsapan-tena ny tsirairay. Isabelle MARTHALER-MARTY Mamparary ny rano raha ratsy kalitao, satria mitondra 1

Nankalaza ny faha iray taona ny nisiany ny ADES Fianarantsoa ny 16 Novambra 2014. Maro ireo hetsika nentina nanamarihana izany, ny 14 sy 15 Novambra 2014 ary tonga nanatrika izany ny Mpandrindram-paritra ny Faritra avaratra, Atoa Patrick RANDRIANIRINA. Fanentanana narahina varotra misy fihenam-bidy fatana Lanonam-pitokanana ny kianja filalaovana “Basket” mitsitsy tamin’ny toerana samy hafa : Tsena Antanifotsy IV, Talatamaty, teo amin’ny Tranompokonolona Ao anatin’ny fiaraha miasan’ny telotonta dia ny Tsianolondroa ary ny Birao ADES Mahazengy, nisy ny ADES – ireo seloky : C.E.G. sy Lycée ary ny varavarana misokatra sy ny fikarakarana sakafo Fikambanan’ny ray aman-drenin’ny mpianatra ; ny ADES nahandroana tamin’ny fatana masondro. dia nanolotra toerana filalaovana basket-ball ho an’ireo Ny varavarana misokatra dia nahafahan’ny olona sekoly, ho valin’ny fangatahana nataon’ireo nitsidika ny ivotoerana ADES sy ny trano famokarana Fikambanan’ny ray aman-drenin’ny mpianatra. Te fatana, nahazo fahalalana misimisy kokoa momba ny hampivoatra ny lafiny aram-panatanjahantena sy ny ADES sy ny famokarana fatana mitsitsy ny olona. fialam-bolin’ny mpianatra ao Ejeda, ny ADES dia Norosoana sakafo masaka tamin’ny fatana masondro ireo niantoka manontolo ny vola lany tamin’ny fanamboarana mpitsidika, nampiharihariana tamin’izy ireo fa afaka ny terrain filalaovana, ary ny ray aman-dreny kosa no ahandroana sakafo isan-karazany ny fatana masoandro. nanome ny tany mirefy 20 metatra ny sakany ary 30 Fatana mitsitsy 177 sy fatana masoandro 5 no lafo metatra ny lavany. Natao izao hetsika izao ho nandritra io roa andro io. fanampiana ny tanora ao Ejeda na dia tsy tafiditra anatin’ny asa tokony hataon’ny ADES aza. Ny volana Oktobra 2014 no natomboka ny asa fanamboarana ary nifarana ny voalohandohany volana Novambre 2014. Ny faha 8 Novambra 2014, no natao ny fitokanana teo ambany fiahian’dRamatoa Tale Nasionalin’ny ADES, Isabelle MARTHALER-MARTY, ny Ben’ny Tanàna Ejeda Atoa REMALAZA, ny Talen’ ny EDES Ejeda, Ramatoa RASOLONDRAIBE Annia Ireo olona milahatra hividy fatana ADES Fabienne ary ireo Talen’ireo sekoly roa, Atoa RETOERA sy Ramatoa VOAHANGY ary ny solontenan’ireo ray aman-drenin’ny mpianatra Atoa PIERALY. Nanomboka teo ka hatramin’izao dia mandeha tsara ny fampiasana ny kianja filalaovana basket ary mamaly soa aman-tsara ny filàn’ireo mpianatra ao Ejeda.

Sakafo nahandroana tamin’ny fatana masoandro

Ireo manam-pahefana sy Talen’ny ADES manampaka ny “ruban” fitokanana ny kianja filalaovana “Basket”

SOLONDRAIBE Annia BARINIRINA Cécile 2

Raha vata rehefa mikarakara sakafo mahitsizoro miloko maitso aminy sy ialana amin’ny tsy misy tongony efatra no fandadizan’ny bibikely nahafantarana ny fatana mpihinana hazo (Neno) masoandro ADES tany amin’ny fatana rehefa tsy ampiandohana, dia tsy ampiasaina izy ary novaina mitsahatra ny mivoatra izy hazo ihany koa ny mandrak’ity ny androany fitondrana azy amin’ny satria dia misy hatrany ireo sisiny anakiroa raha vy Ekipan’ny CO2 manara-maso ny fampiasana fatana fanatsarana ataon’ny izany teo aloha. Ny taona Ankoatran’ny famokarana sy fanampariahana Fatana ekipan’ny ADES 2015 dia novaina ho masoandro sy fatana mitsitsy; ny ADES dia manana sampana mpanamboatra ny fatana aliminioma ny tohan’ny iray manara-maso ny fampiasàna ireo fatana eny amin’ny masoandro. Raha zohina takelaka manjelatra raha mpanjifa handrefesana ny tombotsoa azon’ny isan-tokantrano. ireo fivoarana naraham- tady sy hazokely ahitana Tsapa amin’ny fanadihadiana ifotony atao fa noho ny panatsarana nisy dia hita fantsika kely roa ny sisiny hatsaràn’ny kalitaon’ireo fitaovana sy ny fisian’ny antoka (3 fa tena nampivotra ny teo aloha, dia aliminioma taona : Fatana mitsitsy, 5 taona : fatana masoandro), ary in- hatsarany sy nanamora ahitana plastika mainty ho drindra ny fitsitsiana entin’ireo vokatra ireo no isan’ny antony hatrany ny fomba fampifanarahana ny lehibe mahasarika ny mpanjifa hampiasa azy. Amin’ny anka- fampiasana azy. Tsisy takelaka manjelatra pobeny dia mampihena 50% ny fandaniana saribao sy kitay ny tongony izy tany am- amin’ny fiakatry ny vokatra ADES ary miteraka ambim-bava ho an’ny mpanjifa piandohana saingy nisy masoandro, ka na mitsoka izany. Mampihena ny fiparitahan’ny entona karbonika (Co2) 2 latabatra kely fitoerany mafy aza ny rivotra dia tsy ka hatramin’ny 4 taonina isan-taona ny fatana iray, ary ma- izay vidina mitokana, ahina hampikatona ny navotra ala eo amin’ny 0,309 ha sahabo ho hazo : 3 120Kg. nivadika loko mangatanora fatana. Tsy mitsahatra ny Na eo aza ireo tombotsoa rehetra ireo, dia hita fa rai- izy ny taona 2002 ary mikaroka izay fomba kin-tapisaka eo amin’ny fiaraha-monina ny fampiasana saribao niverina maitso indray hanatsarana ny fatana ireo sy kitay, ka mahatonga ny tahan’ny fampiasàna fatana mitsitsy tamin’ny 2003, ary ny teknisianina ato amin’ny ho ambony raha oharina amin’ny fatana masoandro eto Mada- fitoeran’ny vilany tao ADES, ary isaorana gasikara. Ilaina noho izany ny fanentanana mitondra mankany anatiny dia navadika manokana etoana sy amin’ny fiovan-toetra sy ny fiofanana mampiasa fatana hazokely roa raha vy fotsy amporisihina hatrany masoandro mba hahatratrarana ny tanjona.Tsapa fa feno izy teo aloha. Ny taona hikaroka ny mahasoa ny fisalasalàna ny fiaraha-monina amin’ny fampiasana ireo fitao- 2004 dia novolena tongony vahoaka Malagasy vana mandeha amin’ny herin’ny masoandro ireo. Najoro ny efatra izay nanalefahana mampiasa ny fatana sampana mpanara-maso hanampy tosika, hanentana, hampi- ny fiondrehana loatra ADES. ofana, sy hanadihady ny olana (ara-teknika) sedrain’ireo mpanjifa mandritra ny fotoana andalovan’izy ireo eny ifotony. Porofoina eo imason’ny mpanjifa fa ny asan’ny ADES dia tsy mijanona hatreo amin’ny fanamparitahana fotsiny fa mikatsaka indrindra ny hampiasàn’ny fiaraha-monina ireo fitaovana ireo mba tsy hahatonga ny asa sahaniny ho feno tapany. Tsapa fa ezaka lehibe no ataon’ny ADES amin’ny fiarovana ny tontolo iainana eto Madagasikara. Mampivoatra ny maha-olona sy ny tontolo misy azy, mampihena ny fahan- trana ary miaro ireo zava-tsoa nomen’ny natiora an’ity tanintsika ity. Ho zava-poana ny ezaka atao raha tsy ny tsi- rairay no miara-misalahy amin’ny fanatratrarana izany tanjona izany. Ho tany meva sy tontolo iainana mirindra no ho lov- ain’ny taranaka faramandimby rahatrizay raha mampisà ireo Fatana masoandro vokatra ireo isika. RAMILSON Faralahy RASOANIRINA Oméga 3

Ny 01 Desambra 2014 tolak’andro, nisy vondron’olona avy amin’ny WWF Danemark tonga nitsidika ny Direction Nasionalin’ny ADES Betanimena. Fitsidihana faharoa io, taorian’iray voalohany tamin’ny volana Aogositra, nataon-dRamatoa Charlotte izay iray amin’ireo vondron’olona tonga ireo. Teo ampahatongavana teto amin’ny ADES Betanimena dia nilaza ny mpitondra teny fa ny Printsy ny Danmark ny iray amin’ireo vondron’olona tonga. Ho fiarovana azy no anton’ny tsy nilazana mialoha ny fahatongavany teto . Taorian’ny famelabelarana Ny fitsidihana natao dia niafara teo amin’ny fizahana sokatra sy « musée » nahitana atodina vorombe sy momba an’ny ADES sy ny asany, izay nataon’i Stefan karazam-bato toy ny « quartz », sy « jaspe ». Eichenberger Responsable ny Projet Bio-boules, dia nitsidika ny Trano famokarana fatana masoandro sy Ny 29 sy 30 Janoary 2015, ny ekipan’ny fatana mitsitsy izy ireo, tamin’izany no nanazavan’i Stefan Programme Ecole ny ADES [,] dia nitondra ny mpianatra ny asa fanamboarana fatana ary dia nametrahan’izy ireo avy ao amin’ny sekoly « Saint Jean-Baptiste de la Salle » fanotaniana momba ny famokarana fatana ataon’ny sy ny EPP TSF-Nord nitsidika ny « Arboretum Antsokay ». ADES. Ny tanjon’ny fizahana zava-maniry dia mba hanamorana Naharitra 20 minitra teo ho eo ny fitsidihana, ary ny fitsidihan’ireo ankizy ny toerana misy zava-maniry ary dia nitsidika tokan-trano tao Tsienengea, mampiasa fatana mba hahaizan’izy ireo manombana ny zavaboahary eto nozaraina tamin’ny « Earth Hour 2014 » (notanterahin’ny Madagasikara. WWF Madagasikara sy ADES nizarana fatana miisa 1600 Any amin’ny 12 km hivoaka ny tananan’ny Toliara, teto antampon-tananan’ny Toliara ny volana Martsa 2014). tany sokay, 2 km avaratrin’ny « Tropique du Capricorne » Nisy ny nametraka fanotaniana momba ny hatsaran’ny sy 3 km miala ny Lakan-dranon’ny Mozambika no misy ny fatana, ary dia notsorin’ny mpampiasa fatana ny « Arboretum », izay ahitana karazan-java-maniry maro tombontsoa azony sy ny fahafaham-pony amin’ny isan-karazany. Amin’ny ankapobeny dia ahitana karazan- fampiasana ny fatana vokarin’ny ADES; Naharitra teo java-maniry aty amin’ny faritra atsimo-andrefan’ny amin’ny antsasak’adiny teo ho eo ny fitsidihana tokan- Madagasikara miisa 900 ny ao Antsokay, ka ny 90% ny trano, tsy hadinon’izy ireo ny nisaotra ny ADES sy ny dia tsy hita raha tsy any amin’iny faritra iny ihany ary ny Ekipan’ny WWF nanomana ny fitsidihana rehetra natao. 80% dia fanao fanafody. Niara nanatrika ireo fitsidihana ireo avokoa ny Leader eco Nandritry ny adiny roa dia talanjona ireo -regional-n’ny WWF Toliara sy ny Socio-organisatrice-n’ny mpianatra nijery ny « Pachypodium », ny ana-morongo sy WWF Toliara. ny « Givotia madagascariensis » ary koa ny reniala toy ny « Adansonia grandidieri »sy « Adansonia rubrostipa ». Afaka nijery tamin’ny fahita-lavitra ireo vorona vitsivitsy nisidintsidina eny amin’ny sampan-kazo ihany koa ireo mpianatra.

Ny Printsy ny Danmark sy ireo mpiaradia aminy Faly ireo mpianatra satria sambany vao nahita mitsidika ny ADES Betanimena toerana toy intony ka velon-kira teny an-dalana.

RAZAFIMANARANTSOA Andriamifidy 4 Hajanirina RANAIVO

Ny ADES dia Mahatsapa ny maha zava-dehibe ny fampianarana momba ny tontolo iainana ireo mpianatra. Manana fiaraha miasa amin’ny DREN (Direction Régionale de l’Education Nationale) sy ny CISCO ny ADES. Betsaka ireo sekoly no manao fangatahana hitsidika ny FIHOTSAHANA ADES Morondava noho ny antony maro samy hafa : Hijery akaiky ireo vokatra ADES : ireo fatana mitsitsy sy ireo fatana masoandro. Hijery ihany koa ny toeram-pamokarana fatana masoandro. Handray an-tsoratra ireo tombontsoa iarovana ny tontolo iainana, azo avy amin’ny fampiasana fatana ADES ; arak’izany, ny mpianatra kilasy voalohany ao amin’ny ambaratonga fahatelo tao amin’ny Alliance Française ny Morondava dia nitsidika ny ADES Morondava ny volana Febroary 2015 lasa teo. TONDRA-DRANO

Anisan’ izany ny tsy fisian’ny arina fandrehitra,

raha nahita aza dia lafo vidy. Ny anjara biriky nentin’ny

ekipa teto Tana, dia ny fanamafisana ny fanentanana ny

olona hampiasa ny vokatra ADES: indrindra ny fatana

mitsitsy noho ny orana tsy miato.Tsy vitsy ireo nanjifa ny

fatana ADES.

Ny fandalovan’ny Tale Nasionalin’ny ADES teto

Tana, dia nanamafy ny tsiky ho an’ny mpiara miasa entina

hanatontosana ny asa taorian’ny fisedrana ny andro

ratsy.

Ireo mpianatry ny Alliance Française Morondava mitsidika ny ADES

ELIASY Maheny Léon

Iaraha mahalala ny toetrandro rehefa fahavaratra sy ny zavatra entiny. Raha ny teto Iarivo manokana dia betsaka ny sedra nolalovana: tao ny fiakaran’ny rano ho Ny Tale Nasionaly, ny Mpandrindram-paritra an’ny faritra iva, ary koa ny fihotsahan ny tany ho an’ny ADES aty amin’ny faritra avaratra miaraka faritra avo. Fahoriana sy fitaintainana no niainan’ny amin’ny Tale sy ekipan’ny ADES Tana. mponina maro nandritra izany. ANDRIAMALALA. Naomy 5

fatana masoandro rehefa nahazo fiofanana avy tamin’ny Ekipan’ny ADES izy ireo. Nanome toky ny Tany amin’ny Kominy ambanivohitra Ankilizato no masoandro tamin’io fotoana io, hany ka voaketrika nakalazan’ny Faritra Menabe ny andro iraisam-pirenena tamin’ny fatana masondro avokoa ny sakafo toy ny vary, ho an’ny vehivavy, ny 6 Martsa ka hatramin’ny 8 Martsa hena, trondro, akoho, mofo mamy sy ny sisa. 2015. Nisy varotra fampihenam-bidy ka nahalafosana Nifankahita tao avokoa ireo vehivavy vonona fatana miisa 89 : ka ny 2 fatana masoandro ary 86 handray andraikitra rehetra. Nisy ireo hetsika isan- fatana mitsitsy. karazany izay natao : baolina kitra ho an’ny vehivavy, loa -bary an-dasy narahana adi-hevitra, hetsika kolotoraly sakalava, alim-pandihizana narahana fifaninanana izay ramatoa tsara indrindra. Ireo hetsika ireo dia narahana fanomezana loka fatana ADES miisa 34 ho an’izay nandresy : ka fatana mitsitsy ny 32 ary fatana masoandro ny 02. Ny Programme MATOY miara miasa amin’ny Faritra Menabe no namatsy tamin’ny fividianana ny loka. Toy izao hitantsika amin’ny sary izao ny hafanan’ny lanonana nisy.

Karnavaly ADES Morombe

ARONIAINA Andrie

Fanolorana loka ireo mpandray anjara

ELIASY Maheny Léon Niavaka ny fankalazana ny faha-8 marsa (andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy) tamin’ity taona 2015 ity. Ankoatr’ireo hetsika sy lanonana isan-karazany izay efa fanao isan-taona dia nomen-danja kokoa ny resaka Ny ADES Morombe dia nankalaza ny 8 Martsa tontolo iainana tamin’ity indray mitoraka ity. Izany dia niaraka tamin’ireo vehivavy mihetsiketsika ao Morombe. nomarihina tamin’ny fambolena zanaka hazo honko izay Nanomboka ny 7 Martsa ny fanomanana ny hetsika nataon’ireo fikambanam-behivavy maro teto an-toerana. nataon’ireo vehivavy. Amin’ny Malagasy dia ny vehivavy Anisan’ny nandray anjara tamin’izany ihany koa ireo no mampihodina ny lakozia. Ary noho izay fijery izay no vehivavy tato amin’ny ADES Mahajanga izay notarihin’ny nanararaotan’ny ADES Morombe nanentana sy Talen’izy ireo. nanetsiketsika, ary nampiseho ny fomba fahandroana Ankoatr’izay nefa dia nanome fihenam-bidy amin ‘ny fatana ADES sy ny tombontsoa azo avy tamin’ireo fatana mitsitsy vokarin’ny ADES Mahajanga amin’izany. mba ho fanomezana fahafam-po ireo reny rehetra teto an Nisy ny fifaninanana hira sy tsianjery momba ny -toerana. Koa satria tany amin’ny fambolen-kazo ireo ADES sy ny tontolo iainana nokarakarain’ny ADES. Ary vehivavin’ny ADES, dia ireo lehilahy indray no nahazo loka fatana mitsitsy avy tamin’ny ADES ireo mpandray anjara. Ny tena nahafinaritra dia mora niandraikitra ny fivarotana ireo fatana mitsitsy izay voarain’ny olona ny hafatra noho izy avy amin’izy ireo nasiana fihenam-bidy izay. ihany. Tian’ireo vehivavy 8 Martsa ny nahandro tamin’ny FANOMEZANTSOA Rolando 6

Eto Madagasikara, ny andro iraisam-pirenena ho Nankalaza ny andro iraisam-pirenena ho an’ny an’ny vehivavy dia nankalazaina ny 8 mars 2015 teto vehivavy ny Ekipan’ny ADES Fianarantsoa ny 8 Martsa Toliara tamin’ny fomba ofisialy, niaraka tamin’ny vadin’ny 2015. Tao Fianarantsoa antampon-tanana sy tao Talatan’ Filoham-pirenena sy ireo misitra vehivavy vitsivitsy. Ampano no nanaovana izany nandritry ny 3 andro. Nizara Lohahevitra : « Ho fisitrahana ny zon’ny vehivavy, sahia roa ireo mpanentana nanao ny varotra fampirantiana, nisy mandray andraikitra ». Tsy diso anjara tamin’izany ireo ny tao Fianarantsoa ary nisy ny tany amin’ny Tsenaben’ny vehivavy miasa ato amin’ny ADES Toliara fa dia naneho Tantsaha tao Talatan’ Ampano. fandraisana anjara mavitrika tamin’ireo hetsika rehetra Ny Fikambanan’ny Vadin’ny Mpiasa ADES nankalazana io andro io : karnavaly, tranoheva tao Fianarantsoa dia nanao varotra fampirantiana ihany koa amin’ny « Tanan’ampela » nanehoana ireo fatana ireo sakafo masaka tamin’ny fatana masoandro ADES. Ho vokarin’ny ADES sy fahandroana sakafo amin’ny firaisan-kinan’ny mpiasa, dia niandahy niambavy ny masoandro. Izany dia narahana fandrosoana sakafo mpiasan’ny ADES Fianrantsoa nanatanteraka ny diabe nahandroana tamin’ny masoandro ireo izay tonga nitsidika « carnaval » ny 8 Martsa 2015. ny tranohevan’ny ADES. Afa-po ny mpitsidika sy hita ka nanam-paniriana ny hampiasa ireo fatana ADES

Firaisan-kinan’ny Mpiasa tamin’ny 8 Martsa 2015

Karnavaly ADES Toliara

Fikambanan’ny Vadin’ny Mpiasan’ny ADES Fianarantsoa manendy mofo akondro

Ireo mpitsidika manandrana ireo sakafo nahandroina tamin’ny masoandro

Karnavaly ADES Fianarantsoa RAZAFIMANARANTSOA Andriamifidy BARINIRINA Cécile 7

nosoniavin’ny ADES Morondava izay nosoloin’ny Taleny, Atoa ELIASY Maheny Léon tena, sy ny Programme MATOY, UCR Menabe, nosoloin’ny Mpandrindram-paritra, Atoa RAOBELISON Denis tena. Miompana amin’ny andrana fizarana fatana mitsitsy miisa 100 ao anatin’ny Fokontany 2 voatendrin’ny Ben’ny tanana, isan’ny Kominy Ambanivohitra ny fifanarahana. Izany dia fifanarahanan’ny ankolafy telo dia ny : ADES, PROGRAMME MATOY ary ny OPCI « FIVOARANA ». Maro ireo manam-pahefana no tonga nanome Fizarana tao voninahitra ny lanonam-panokafana : ny Sekretera Jeneralin’ny Faritra MENABE, ny Lehiben’ny Distrika ny Ho fanohizana ny asa atao hitsitsiana ny sy ny Ben’ny tanana. fampiasana kitay sy saribao, ny ADES sy ny WWF dia Tonga nanatrika ihany koa ny fikambanam- niara-niasa nanaparitaka tany amin’ny lemaky Mahafaly behivavy ary dia naneho ny hafaliany tamin’ny alalana dihy fatana mitsitsy miisa 550, izay nahitana fatana mitsitsy nentim--paharazana. Ny Talen’ny ADES Morondava, ny kitay 260 ary fatana mitsitsy saribao 240 tamin’ny vidiny Mpandrindram-paritra ny Programme MATOY ary ny mora. Sekretera Jeneralin’ny Kominy dia nandray Ireo VOI (Vondron’Olona Ifotony), ireo KASTI (Komity ny anjara tamin’ny dihy avokoa. Ala sy ny Tontolo Iainana) ary ireo tokan-trano tao amin’ny Nahomby ny tetik’asa natao ary eo Kominy Betioky, , , ampandinihana ny fomba hanohizana azy ny ankolafy telo Ambohimahavelona, , Manorofify sy satria betsaka ireo fanagatahana voarain’ny tsirairay. Faly Ankotrofoty no nahazo tombontsoa tamin’izany. sy ravo amin’ny tombontsoa azo amin’ny fampiasana Ny herinandron’ny 24 ha hatramin’ny 29 fatana ADES ny vahoaka : te-hanana fatana fanampiny ny Novambra 2014 no nanatanterahana ny fizarana. Noho ny sasany, ao koa ireo taraiky tamin’ny fizarana nefa te- tsy fahampian’ny fatana nozaraina dia mbola maro ireo hanana satria resy lahatra tamin’ny hatsaran’ny fatana sy tokan-trano ka ny manam-pahefana teny ifotony no ny soa azo avy amin’ny fampiasana azy. nangataka ny hisiany fanitarana ny hetsika ho bebe kokoa amin’ny manaraka.

Fanazavana ny fampiasana ny fatana mitsitsy l'OLI-b RAZAFIMANARANTSOA Andriamifidy

Ny faha-16 Desambra 2014, no natao tao amin’ny Kominy Ambanivohitra ny Ambatolahy, foiben’ny « OPCI « FIVOARANA » (ivondronan’ny Kominy 5 : Ambatohaly, , , Anosimena sy ) ny lanonam-panokafana ny fifanaraham-piaraha miasa Fizarana fatana tao CR Anosimena ELIASY Maheny Léon 8

Iray amin’ireo lesona momba ny botanika velabelarin’ny « Programme Ecole » ny famaritana ny anaranan’ireo zavamaniry, izay natomboka tamin’ny famaritana anarana ho an’ireo zavamaniry ato anatin’ny valan’ny ADES Nasionaly.

Fizarana fatana mitsitsy tao Mahazengy

Nisy mpizahatany soisy vavy, Tamara Pfiffner, izay nitsidika ny ADES Fianarantsoa ary nividy fatana mitsitsy saribao 10 ary mitsitsy kitay 5. Ny iray nomeny ny mpamily ny fiarany, ny sisa kosa napetrany teto amin’ny ADES homena ireo tokatrano sahirana na ireo Efa voaraikitra anarana ny 65% ny zavamaniry, sekoly mitady izany. indrindra ireo zavamaniry matevin-dravina avy aty Ny volana Desambra 2014 no natao ny fizarana amin’ny faritra Atsimo Andrefana toy ireo Famata, ireo toy izao manaraka izao : fatana mitsitsy saribao 3 kalankoe, ary ireo vahona sns... nomena ireo voafonja tsy ampy taona tao amin’ny fonjan’ny Fianarantsoa, ary fatana mitsitsy saribao 6 st mitsitsy kitay 5 nozaraina tamin’ny tokatrano sahirana tamin’ireo fokontany 4 : Mahazengy, Ambatolahikosoa, Talatamaty ary Idanda. Nofidina ireo Fokontany ireo satria mavitrika amin’ny fividianana fatana ADES ireo mponina mipetra ao. Ny tanjona tamin’izany dia mba hitarihana ireo Fokontany sasany hividy fatana. Ny fiaraha-miasa tamin’ny Filoham-pokantany no nanamora ny fifidianana ireo tokantrano sy ny fizarana ireo fatana mitsitsy. Nentim-pientanam-po sy hafaliana ny ramatoa Ny tanjona amin’ny famaritana ny anaranan’ireo iray avy tao amin’ny Fokontany Mahazengy, nandray zavamaniry dia hanomezana fahalalana momba ny fitenenana nisaotra ka niafara tamin-dranomaso, ka tena zavamaniry ho an’ny rehetra ka hahaizany mitia azy, nampihetsi-po ny nahita izany. mamantatra ny fomba fampiasana azy ary koa miaro azy. mamantatra ny fomba fampiasana azy ary koa miaro azy.

Fizarana fatana tao Ambatolahikosoa Hajanirina RANAIVO BARINIRINA Cécile 9

Araky ny fanao isan-taona dia tamin’ny faha-4 febroary 2015 lasa teo no nanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolen-kazo 2015. Tany Marohogo, toerana voatakana amin’izany, no nanatanterahana izany ka ry zareo tompon’andraikitra avy ao amin’ny DREF (Direction Régionale de l’Environnement et de Forêt) no nikarakara izany. Amin’ny maha-fikambanana miaro ny tontolo azy dia anisan’ireo izay nahazo fanasana ny ADES Mahajanga. Tsy nisalasala ity farany namaly ny antso ka nandray anjara sy namita ny adidiny amin’ny fanatanterahana izany asa masina ho an’ny tanindrazana izany. Tsy ireo fikambanana sy ireo orin’asa ihany Mpiasan’ny ADES sy ny Filohan’ny Tambabitsy anefa no tonga tamin’io fotoana io, fa tao koa ireo mamboly kininina tao Telo ambin’ny folo Ambalavao solotenan’ny mpianatra isan-tsekoly tsirairay misy azy ireo avy. Betsaka sy navitrika tokoa ireo olona tonga Nanararaotra ny tamin’ny fambolen-kazo, tamin’io fotoana io hany ka vetivety dia voavoly avokoa fotoanan’ny orana ta- toerana lemaka manon- ireo zana-kazo izay miisa 16000. min’ny voalohan-taona ny draka ny kaominina Am- mpiara miombon’antoka bonivohitra Ambalavao. rehetra hanatanterahana Ny VOZAMA dia nanolo- fambolen-hazo toy ny tra zanaka kininina miisa fanao isan-taona. Amin’ny 100 ho an’ny ADES ta- maha Fikambanana mpia- min’io fambolen-kazo io. ro ny tontolo iainana ny Ny andiany faharoa, izay ADES dia nandray anjara nokarakarain’ny VOZAMA mavitrika izy. Tamin’ny dia natao tao Antontona fanetsehana nataon’ny FKT II toy ny TAMBABITSY tamin’ny taona lasa. Hisy (Fikambanan’ireo clubs fanaraha-maso akaiky VINTSY) avy tao amin’ny ireo hazo voavoly indroa Distrikan’i Ambalavao sy miantoana. Tale ny ADES Mahajanga mitarika ny ekipan’ny mamboly hazo ny fandraisana anjaran’ny JCI (Jeune Chambre In- ternationale) eto Fiana- rantsoa. Natao tao Telo ambin’ny folo Ambalavao ny andiany voalohany

Fifanakalozan-kevitra teo Mpiasan’ny ADES Mahajanga nandray anjara amin’ireo mpamboly hazo tamin’ny fambolen-kazo tany Marohogo

FANOMEZANTSOA Rolando BARINIRINA Cécile 10

Natomboka tao Antsohamadiro, kaominina ambanivohitra , distrikan’i any amin’ny 65 km miala an’i Morondava ny fambolen-kazo 2014–2015 ao amin’ny Faritra Menabe. Ny Sampan-draharaham- paritra miadidy ny tontolo iainana sy ny ala sy ireo manam- pahefena no niara nanomana sy nikarkara izany. Ireo Fikambanana miankina sy tsy miankina, ireo olon-tsotra, ireo mpianatra sy ireo izay tia miaro ny tontolo iainana no nantsoina nandray anjara mavitrika tamin’ny Ekipan’ ny ADES Toliara mamboly fambolen-kazo. honko teny Ambondrolava Tsy diso anjara tamin’ny fambolen-kazo sy fanentanana tamin’izany ny ivotoeran’ny ADES Ny 21 Martsa 2015 no andro iraisam-pirenena hoa Morondava, miaraka amin’ireo mpiasa ao notarihan’ny n’ny Ala. Loha-hevitra tamin’izany : « Ny Ala-toetr’andro– Tale, Atoa LEON Eliasy Maheny, izay nampiasa ny fiovaovan’ny toetr’andro ». Ho an’i Toliara, dia fanamafisam-peon’ny ADES nentina nanentana. nankalazaina tamin’ny fambolena honko teny Ny Faritra Menabe dia notarihan’ny Lehiben’ny Ambondrolava no nanamarihana io fotoana io. Maro ireo Faritra, ny Sekretera Jeneralin’ny Faritra Menabe. Ny orinasa nandray anjara tamin’izany. Ny ekipan’ny ADES, Distrikan’i Morondava sy Mahabo izay nosoloin’ireo notarihin’Atoa Edgar Flury Assistant-n-ny Tale Nasionaly, lehiben’ny Distrika tsirairay avy tena. dia nandray anjara mavitrika tamin’ny fambolena honko. Tsara ho marihina fa ny ala honko dia mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny tontolo iainana an- dranomasina ; satria ao dia ahitana biby maro isan- karazany. Hita ao avokoa ireo biby tsy manana taolan- damosina sy mafy hoditra, ireo trondro, ireo biby afaka mivelona anaty rano sy an-tanety, ny “ périophtalme”. Monina ao ihany koa ireo vorona sy ny biby mandady. Betsaka ny tombontsoa azo amin’ity fambolena honko ity satria manampy amin’ny fitombon’ny biby mivelona an- dranomasina amin’ny sisin-dranomasina Atsimo andrefana ny honko ; ary koa ny afiafy dia izay tsy mila fanaraha- maso hentitra, mora ambolena ary haingam-pitombo satria mahazaka tsara ny siran-dranomasina : izany no iantsoana azy hoe « halophiles » amin’ny teny vahiny ary indrindra koa izy dia mora vidy. Natomboka tamin’ny filaharana fiara niala teo amin’ny biraon’ny faritra Atsimo Andrefana ny fankalazana Talen’ ny ADES Morondava ary niafara tany Ambondrolava, narahana kabary eo ampambolena hazo nifandimby nataon’ireo manam-pahefana. Afiafy miisa 15000 no voavoly. Ary niafara tamin’ny fialana hetaheta ny fankalazana.

Fanentanana tany am-pambolen-kazo niaraka tamin’ny Chef de Région Menabe Ireo afiafy voavoly ELIASY Maheny Léon ZAFITIANA Luanà 11

Ireo adiresin’ny ADES :

Direction Nationale : Toliara Betanimena

Tél: +261 94 444 63 FISAORANA E-mail : [email protected]

Centre de Toliara : Ampasikibo villa Masoandro Tsy tontosa toy izao ankehitriny izao ity Tél: +261 94 445 44/+261 032 04 698 10 gazety ity raha tsy nisy ny fanampian’ireto olona Email : [email protected] maro izay tolorako ny fisaorana eram-po etoana :

Ho an’ireo Tale ny Ivotoerana ADES rehetra Centre d’Ejeda : Ejeda atsimo Tél: +261 032 05 411 70 izay naira-niezaka sy nisalahy tamin’ny Email : [email protected] fanatontosana. Isaorana mitafotafo eto izy ireo, satria nohon’ny fahatomombanan’ny asan’izy ireo ara- Centre de Morondava : Sanfily dalana sy manara-penitra, ny zava-bitan’izy ireo Tél: +261 95 940 02 hoan’ny ADES sy hoantsika rehetra dia hipetraka ho Email : [email protected] lahasa fakan-tahaka tsy manan-tsahala. Ary Atoa RAMANGASALAMA, izay tsy Centre de Morombe : Tsihake zoviana amin’ny maro ny fahaizany eo amin’ny asa Tél: +261 032 05 622 62 Email : [email protected] soratra, “encadreur ” ara-pedagojika sy arak’asa ho an’ireo mpianatra eny amin’ny Oniversiten’i Centre de Mahajanga : Villa Cassidy Antanimasaja Maninday, izay nizaha ity gazety ity tamim-pikaliana Tél: +261 62 231 57/+261 032 05 622 63 mba hanatsarana ny asa soratra raiketiny. Email : [email protected] Nazahoako fanampiana lehibe tokoa ireo toro-hevitra malina nomeny. Centre Antananarivo : Ambohijatovo-Avaratra Ireo olona sasany izay nanampy am- Bâtiment Imanga kely près de JIRAMA Tél: +261 22 377 93/+261 032 04 450 05 pitiavana tamin’ny fampirantiana ny fizarazarana Email : [email protected] lehibe ato anatin’ny gazety. Misaotra anareo nahafoy fotoana nanampiana tamin’ny famoahana ny vokatry Centre Fianarantsoa : ADES Ambalamarina ny asan’ny ADES ; inoanay fa samy hahita soa sy Mahazengy sahaza ato anatin’ity asa soratra ity isika mianakavy. Tél: +261 032 05 277 54 Eto am-pamaranana, tsy haiko ny tsy Email : [email protected] hisaotra ireo Mpiara miombon’antoka ato amin’ny

ADES izay tsy mitsahatra miaro am-pitiavana ny Point de vente Antsirabe Ampihaviana Immeuble Volavita tontolo iainana. Tsy diso aho raha miteny eto fa Tél: +261 032 05 297 54 amin’ny lafin-javatra maromaro dia mifanaraka ny E-mail : [email protected] hevitra ary izany indrindra no anohanako eto ny fanamarihana miavaka. Isaorana manokana eto izy SUISSE : Regula Ochsner, Fondatrice ADES ireo tamin’ny fiaraha miasa nampihenana ny im Grindel 6 CH-8932 Mettmenstetten faharipahan’ny ala niaraka tamin’ny ADES. Tél: +41(0) 44 466 60 50 E-mail : [email protected]

www.adesolaire.org RASOANIRINA Oméga

12