2018 15 Bulletin Malagasy.Pdf

2018 15 Bulletin Malagasy.Pdf

izay tena miroborobo, izay miasa mibanjina ny tena lavitr’ezaka ka mametraka ny tanjona faharetana eo amin’ny asany. Mba hialana, Ry mpamaky hajaina, ohatra fotsiny, amin’ny fidinan’ny kalitao, ny vokatra rehetra vokarin’ny ADES dia iantohana ny faharetany mandritry ny telo Rafitra mijery ny ho avy taona. Izahay dia nametraka fanamby tena mampazoto fo sy goavambe. Ho ADES dia mitombo hatrany isan-taona ary zary lehibe hamafisintsika ireo andry telo amin'ny famokarana fatana mitsitsy, tokoa izy amin'ireo samy fikambanana tsy miankina, ahitana mpiasa hampitomboina koa ny fiofanana momba ny tontolo iainana sy ny miisa 140 ao anatina sampan’asa telo lehibe : famokarana sy varotra fambolen-kazo, na eo amin’ny hatsaran’ny kalitao izany na eo fatana mitsitsy, fanentanana ny mponina momba ny tontolo iainana amin’ny habetsahan’ny vokatra. Ny rafi-pitantanana vaovao amina sehatra maro ary fambolen-kazo. Ny fanamafisana ireo iarahanay sy i Alain samy ho Tale dia hampitobina tsara ny ADES. sampan’asa telo ireo tsirairay avy dia nitaky ny fanamafisana ny Izaho dia hifantoka indrindra amin'ireo lafiny ara-teknika: famokarana, rafi-pitantanana. Izany no nahatonga ny fisian’ny Tale roa ao lojistika sy fampiroboroboana ny vokatra sy ny varotra, ny fanarahana amin’ny ADES Foibe Nasionaly Toliara, nanomboka tamin’ny ny entona CO2, ny fanaraha-maso ny an-tsasak’ireo ivotoerana volana jona 2018, izay mizara ny andraikitra fitantanana ny ADES ary ny fambolena hazo. fikambanana ADES eto Madagasikara. Ny editorialintsika amin’ity Mbola mijanona ho mahaliana hatrany ireo asa ireo, miovaova izy gazety ity dia maneho io fiaraha-mitantana io ary fitsinjaran’ny ireo ary mitaky fomba fijery ara-teknika avo lenta sy lamina maty andraikitr'izy ireo amin’ny antsipiriany. paika. Eto am-panombohana dia te-hanamarika etoana ireo Tale Koa mino sy manantena isika fa ny voka-pifidianana amin’ny roa fa ny lamina vaovao dia ahazoana tombony mihoatra lavitra filatsahana ho Filoha izay natao vao tsy ela izay dia tsy hisakana ny noho ny fampitomboana fotsiny ny isan’ny Tale. Ny fametrahana ny ezaka hatao. fitoviana lenta an’izy mirahalahy eo amin'ny fitantan-draharaha dia : * Manamafy ny fisehoan'ny ADES ivelany eo amin'ny sehatry ny fampandrosoana, amin'ny fisiana solontena roa. * Hampitombo ny fahaiza-mitantana tetikasa ary ny fahaiza-mamolavola hevi-baovao hanampiana ny asa ho an'ny fampandrosoana, noho ny fampitambarana traikefa azo avy tamina sokajin’asa samy hafa niandraiketan’izy roa lahy. * Hanatsara sy hanamafy ny fifandraisana sy fifanakalozana efa misy eo amin’i Soisy sy i Madagasikara. * Hanohana bebe kokoa ny fomba fiasan’ireo mpiandraikitra fehezin’ny tsirairay avy ary koa fanarahana akaiky ireo Alain WASSERFALLEN sampan-draharaha tantanina amin'ny alalan’ny fampizarana asa.. Hatramin'ny niaviako tamin'ny tapaky ny volana jona dia * Hahafahana mizaha antsipiriany ireo rohin'asa misy ato amin'ny miha-mahafantatra ny ADES amin'ny lafiny maro aho ary mahita ADES ka hamantarana ireo mitaky fanatsarana manokana. lamina asa amina fomba maro izay nahatonga ity fikambanana ity ho * Miantoka ny fisoloan-toerana samy Tale raha misy ny tsy tsy manam-paharoa. Loharanon-kevitra lehibe ho ahy ny fianteherana maha-eo ny iray, izay manamora ny fandraisana fanapahan-kevitra amin'ireo zava-bita mba hahatratrarana tanjona vaovao. Fantatro sy ary koa mba ialana amin’ny fikatsoan-draharaha eo amin’ny ankasitrahako ny fametrahana ny fizarana andraikitra napetrak’i fitantanana amin’ny ankapobeny. ADES eto amin’ny Foibe Nasionaly. Hitako fa hitondra fahombiaza- na izany ho an'ny fandaminana ny asa. Ny andraikitra lehibe ho sahaniko indrindra dia ny fitanta- nam-bola sy ny fitadiavana famatsiam-bola eto an-toerana, ny fitan- tantana ny mpiasa sy ny fanofanana azy ireo, ny fampianarana sy ny fifandraisana, ary koa ny fanaraha-maso ny antsasak’ireo ivotoerana ADES hafa. Madagasikara dia tany isiana natiora matanjaka tsy handà ny mbola hiroborobo sy hivelatra, raha toa izy ka avela hanao izany am-pikendrena ny fihenan'ny tsindry eo amin'ny tontolo iainana. Dagobert FRÖBEL Fanamby ho raisiko an-tsitrapo tokoa izany.. Vao herintaona mahery kely monja taorian'ny nahatongavako teto Madagasikara dia tsy nisy andro tsy nahitana zavatra maro tsy ampoizina. Matetika dia zava-mahatalanjona mahafinaritra sy sarobidy, indraindray koa zavatra mety manahiran-tsaina na mampalahelo. Ny hatsaram-panahin'ny mpiara-miasa ary ny fahalianan'izy ireo hivoatra dia mahafaly ny fo manahaka ny fisian’ireo rafitra mivantana sy Ny Tale Nasionaly ny fifandraisana mivelatra eo anivon’ny ADES. Izany dia Ny Tale Nasionaly manan-danja tokoa satria ny ADES dia fikambanana tsy miankina 1 ADES ANTANANARIVO Mpaninjara fatana mitsitsy eto Antananarivo Fizahana takila Anisan’ny vahatry ny varotra eto Antananarivo ny varotra izay ataon’ny mpaninjara fatana ADES. Ankoatra ny serasera ara-barotra dia manokana andro iray Editorialy ………..………………………………………………………..01 hifanakalozan-kevitra sy hifampizarana traikefa amin’ny Mpaninjara fatana mitsitsy eto Antananarivo.……………...…….......02 ekipa ADES Tana sy ny avy any amin’ny ADES Foibe Nasionaly izy ireo. Raha ny taona 2018 no atao jery todika: Fiaraha-miasa tamin’ny E pak fir:/Santa Lucia…..............................02 dia ny 76.68 % ny fatana voazara dia avy @ ezak’izy ireo Tari-dalana ho an’ny mpianatra……………………………....………..03 avokoa. Izany dia taorian’ny nandefasana ny rakitsary Foara momba ny Fambolena tao amin’ny Kaominina Beroy,Vohitany momba ny ADES tamin’ny Fahitalavitra nasionaly TVM. Hitantsika etsy ambany ny sarin’ny fampitahana sy Gogogogo, Distrikan’Ampanihy…...……………………….…...03-04 fahandroana amin’ny fatana mitsitsy sy toko vy niaraka Ireo ONG mpitsidika ny Centre vert ADES Ejeda……….……….......04 tamin’ireo mpaninjara Tsy mitsahatra mivoatra ny toerana famokarana fatana mitsitsy OLI.....................................................................................................05 Fampisehoana horonan-tsary ADES: nahomby ny fanombohana……………………………………………………...…05-06 Fiaraha-miasan’ny ADES – HERI Kiosk…….………………….….....06 Foara ANKOLAGNY VI………..……………….…………….…......06-07 Andro maneran-tany hoan’ny tontolo iainana tao Andasibe- Moramanga……………..………………………………………………..07 Fiaraha-miasa tamin’ny Epak fir/ Santa Lucia Fankalazana ny faha-10 taonan’ny ORTALMA tao Ambatondrazaka………………………………………………………...08 Anisan’ny fiaraha-miasa niarahana tamin’ny Epak fir ny Foara TANGOROGNA Ambatondrazaka…………….…………..…..08 fanentanana an- tsekoly tao amin’ny Santa Lucia. Nandritra izany dia nisy fampianarana nahandro amin’ny fatana Fiaraha-miasa tamin’ny Energy Kiosk Alaotra Mangoro…..…….08-09 masoandro. Nahatsapan’izy ireo fa mahamasaka sakafo Ny fety nahafinaritra, ny asa koa haharitra……..………………...…..09 tsara ny masoandro ary mitahiry otrikaina sy mitazona tsiron Ndao hanatevina sy hiaro ny ala honko……..……………….……….10 -tsakafo bebe kokoa ny fatana masoandro. Miaro ny tontolo Andro iraisam-pirenena ho an’ny ala honko taona 2018…...……10-11 iainana sady manondrotra ny fari-piainana’ny fianakaviana Andro iraisam-pirenena ho an’ny tontolo iainanana taona 2018..11-12 satria tsy mandany vola ary tsy mandoto ny tontolo iainana. Fandraisana ny Tale Nasionaly sy ny Filohany ADES vaovao ……………………………………………………………………...12-13-14 Andron’ny tontolo iainana tao amin’ny Zoo ny Zurich ……….....14-15 Tsenan’ny lohataona 2018 tao Affoltern am Albis…...……………....15 Lalao ………..……….………………………………………...….……...15 Adiresin’ireo Ivotoerana ADES……..………………….……………….16 Valiny lalao ………………………..………………………………....…..16 Fisaorana.……………………………..…………………….…...………16 Fahandroana tamin’ny fatana masoandro RAZAFINDRAMORA Marguerite 2 ADES ANTSIRABE Tari-dalana ho an’ny mpianatra Nikarakara hetsika iray ho fitarihana ny mpianatra hanomana ny hoaviny ny Lycée André RESAMPA eto Antsirabe, ny 23 Martsa 2018. Nandray anjara tamin’ity hetsika ity ny ADES Antsirabe ka nanentana ireo mpandray anjara, ary nanao izay hahatonga saina ny tsirairay handray an-tanana ny fiarovana ny tontolo iainana. Fanazavana ny fomba fampiasana ny fatana masoandro tamin’ireo mpianatra Nohazavaina tamin’ireo mpitsidika ny asa aman’andraikitra sy ny tanjona tratrarin’ny ADES, zay narahana fampisehoana nahandro amin’ny alalan’ny fatana masoandro. Nahatratra hatramin’ny 3000 ny mpitsidika, ka nahitana ireo Ray Aman-drenin’ny mpianatra, mpiasa avy amin’ireo orinasa maro (COTONA, BFV, SOCOTA,…), ary ireo manam-pahefana avy amin’ny fampianarana (DREN,CISCO) izay tonga nanatrika ny hetsika. Fitsidihan’ireo manam-pahefana avy amin’ny fampianarana ny tranoheva ADES izany hitantsika amin’ny sary izany ZAFITIANA Luanà Félicie ADES EJEDA Foara momba ny Fambolena tao amin’ny Kaominina Beroy, Vohitany sy Gogogogo Distrikan’Ampanihy Notanterahana tao amin’ireo Kaominina telo Beroy, Vohitany sy Gogogogo ao anatin’ny Distrikan’Ampanihy ny 24 ka hatramin’ny 26 Aogositra 2018 lasa teo ny Foara momba ny Fambolena, izay nokarakarain’ny Tetik’asa “ASOTRY/ LAND’OLAKES”, notronin’ny Talem-paritry ny Fambolena sy Fiompiana (DRAE) Atsimo-Andrefana sy ny Lehiben’ny Distrika Ampanihy. Varotra sy fampiratiana, fizarana sy fifanakalozana traikefa teo amin’ireo mpandray anjara (ONGs na Fikambanana,..) mpiara-miombon’antoka amin’ny Tetik’asa « ASOTRY », ny tantsaha ary ny olon-tsotra mpitsidika ireo tranoheva rehetra no tanjona tamin’io hetsika io. 3 Nandray anjara tamin’izany ny ADES Ejeda ka nampiranty ny vokatra vokariny : Fatana masoandro, fatana mitsitsy ary ireo karazan-jana-kazo. Tratra ny tanjona amin’ny ankapobeny satria manodidina ny 250 ny isan’ny mpandray anjara sy ny mpitsidika avy amin’ireo

View Full Text

Details

  • File Type
    pdf
  • Upload Time
    -
  • Content Languages
    English
  • Upload User
    Anonymous/Not logged-in
  • File Pages
    16 Page
  • File Size
    -

Download

Channel Download Status
Express Download Enable

Copyright

We respect the copyrights and intellectual property rights of all users. All uploaded documents are either original works of the uploader or authorized works of the rightful owners.

  • Not to be reproduced or distributed without explicit permission.
  • Not used for commercial purposes outside of approved use cases.
  • Not used to infringe on the rights of the original creators.
  • If you believe any content infringes your copyright, please contact us immediately.

Support

For help with questions, suggestions, or problems, please contact us