Memoire Pour L'obtention Du C.A.P.E.N

Memoire Pour L'obtention Du C.A.P.E.N

UNIVERSITE D'ANTANANARIVO ECOLE NORMALE SUPERIEURE DEPARTEMENT DE LA FORMATION INITIALE CER LANGUE ET LETTRES MALGACHES MEMOIRE POUR L'OBTENTION DU C.A.P.E.N. BOKY FAHAROA PRESENTE PAR RAZAFIMANDIMBY Andrialalaina Hajanirina ALFRED Directeur de recherche Ramatoa RAHARIMANGA Fidèle Maître de conférences Date de soutenance : 22 Août 2007 TENY FISAORANA « Fa ny fahasoavan 'Andriamanitra no naha-toy izao ahy » I kor 15 : 10 Fifaliana lehibe ho anay tokoa ny fahavitan'izao asa izao, koa tsy hainay ny tsy hisaotra ireo rehetra niara-nisalahy tarninay ka nahatontosa izao asa fikarohana izao: "Ny vato aza, hono, raha nahitana soa hosora-menaka". Isaorana. Voalohany, Andriamanitra fa izy no nipoiran'izao tontolo izao. Ny fîtiavany no nitantana ny dianay ka tratra soa izao tanjona izao. Ho azy, anie, ny voninahitra hatramin'ny taloha indrindra ka ho mandrakizay. Eny, Andriamatoa filoha, fantatray ny adidy aman'andraikitra sahaninao nefa tsy mba nanosi-bohon-tanana anay ianao fa nanaiky hitarika izao asa fitsarana izao ka nahafoy andro sy fotoana hamakiana sy hanitsiana ny asany. "Hambinin-java- manasatra, anie, ianao". Toloranay fisaorana ihany koa ianao Andriamatoa mpitsara, nanaiky hitsara anay amin'izao asa izao na maro aza ny andraikitra sahaninao koa mankasitraka eram- po eran-tsaina tompoko. Singanina manokana koa ianao, Ramatoa mpampiaka-teny, mpampianatra mpitarika anay. Ianao no fanilo nitsilo hatrany ny dianay. Tsy nitandro hasasarana tamin'ny fanitsiana ny asa, ary nanaiky hoelingelenina tamin'ny fotoana rehetra. Nikely aina fatratra ianao mba hahatafita anay koa omenay fankatelemana. Homba anao Andriamanitra ary hahita rariny amin'izay asa efa niantsoany anao, ianao. Isaorana ny vady aman-janaky ARNi sy ny fianakaviany. Isaorana ny faribolana SANDRATRA. Tsy azo odian-tsy hita ianareo mpampianatra sy mpanabe rehetra tato amin'ny sekoly. Nanao izay tandrify anareo mba hahatomombana antsakany sy andavany ny fampitam-pahalalana taminay tato amin'ny toeram-piofanana nandritra ny 5 taona. "Ny hazo no vanon-ko lakana, hono, ny tany naniriany no tsara". Isaorana ianareo vady aman-janaka, feno dia feno ny fo noho ireo fanohanana sy torohevitra ary famporisihana nataonareo tamin'izao asa fikarohana izao. Ary, ianareo fîanakaviana, tapaka sy namana, indrindra indrindra, ireo izay nifanome tanana taminay, ka nahatanterahana izao asa izao : "Ny andon'ny lanitra sy ny tsiron'ny tany, anie, hirotsaka aminareo". Fisaorana sy fankasitrahana feno, tompoko no omenay anareo rehetra ireo. Haja RAZAFIMANDIMBY FANONDROAN-TAKILA Lohateny Takila TENY FISAORANA TENY FAMPIDIRANA............................................................................................ 1 FIZARANA I: NY MOMBA NY MPANORATRA TOKO I: ARNi SY NY FIAINANY AMIN'NY MAHA-OLON-TSOTRA AZY....................................................................................................7 1. Ny tontolo nipoirany............................................................................... 7 2. Ny fahazazany.........................................................................................10 3. Ny fahatanorany...................................................................................... 11 4. I ARNi sy ny fiarahamonina................................................................... 12 5. Ny tokantranony......................................................................................13 TOKO II: I ARNi SY N Y LITERATIORA....................................................15 1. Ny nahatonga azy ho mpanoratra............................................................15 2. Ny fivelaran'ny talentany........................................................................ 17 3. Ny mpanoratra sy ny asasoratra.............................................................. 18 TOKO III: IREO TARAKEVITRA NOVOIZIN'NY MPANORATRA......20 1. Amin'ny ankapobeny ..............................................................................20 2. Amin'ny antsipirihany............................................................................. 20 FIZARANA II: NY TSY FAHALAVORARIAN'NY FIARAHAMONINA TARAFINA AO AMIN'NY ASASORATRA'I ARNi TOKO I: NY MADINIKA SY NY FIAINANY ARAKA NY AHITANA AZY AO AMIN'NY ASASORATR'I ARNi.....................................23 1. Famaritana ..............................................................................................23 2. Ny vahoaka madinika sy ny hanoanana.................................................. 25 2.1. Ny hanoanana ara-batana......................................................... 26 2.2. Ny hanoanana ara-tsaina ......................................................... 31 2.3. Ny hanoanana ara-panahy........................................................ 34 3. Ny vahoaka madinika sy ny herin'ny vola.............................................. 36 4. Ny madinika sy ny fonenany...................................................................40 5. Ny madinika sy ny toe-tsaina..................................................................42 6. Ny madinika sy ny fitondram-panjakana................................................ 46 7. Ny vahoaka sy ny lalàna......................................................................... 50 TOKO II: NY ZAVA-MIANJADY AMIN'NY MADINIKA ........................53 1. Famaritana ..............................................................................................53 2. Ny fampiorenana ny fitondrana.............................................................. 55 2.1. Ny fanamparam-pahefana........................................................ 55 2.2. Ny fampiasan-kery................................................................... 58 2.3. Fihazana sy fanilihana ireo sokajin'olona sasany ....................61 3. Fambaboana ny fon'ny vahoaka..............................................................63 3.1. Fanakonana ny atao ety ivelany............................................... 63 3.2. Fambaboana amin'ny alalan'ny teny sy fihetsika..................... 66 4. Ny tanjona kendreny............................................................................... 68 4.1. Ny fahazoan-karena................................................................. 68 4.2. Ny fahazoana ny fahefana rehetra............................................71 TOKO III: TOLONA ATAON'I ARNi MANOLOANA IZANY..................74 1. Ny andraikitry ny poeta...........................................................................74 2. Ny andraikitry ny poeta amin'ny maha mpitolona azy............................78 2.1. Ny andraikitr'i ARNi manoloana ny mpitondra.......................78 2.2. Ny andraikitr’i ARNi eo anivon'ny vahoaka............................82 FIZARANA III: NY FOMBA FANEHOAN-KEVITRY NY MPANORATRA TOKO I: NY FILALAOVANA AMIN'NY ENDRIKA IVELAN' NY TONONKALO...........................................................................91 1. Ny lohateny............................................................................................. 93 1.1. Ny lohateny mazava.................................................................93 1.2. Ny tsy misy lohateny................................................................95 2. Filalaovana amin'ny andalana ................................................................ 95 2.1. Ny andalana fohy..................................................................... 95 2.2. Ny andalana antonony .............................................................96 2.3. Ny andalana lava...................................................................... 98 2.4. Ny andalana mifangaro............................................................ 98 3. Ny filalaovana amin'ny andininy............................................................ 100 3.1. Ireo tononkalo amina lasitra hentitra........................................101 3.2. Ireo tononkalo ahitana andininy tsy mitovy ny isana andalana ................................................................................. 106 4. Ny mari-piatoana.....................................................................................109 4.1. Ny fampiasana teboka telo ...................................................... 109 4.2. Ny fampiasana tsoraka ............................................................ 112 4.3. Ny fampiasana baraingo...........................................................113 5. Bika amana endriky ny tononkalo...........................................................115 5.1. Ny tononkalo manana endrika tsotra na klasika.......................115 5.2. Ny tononkalo miendrika kisarisary.......................................... 116 5.3. Ny tononkalo manaraka endrika T...........................................117 5.4. Ny tononkalo manana endrika kibasibasy................................117 6. Ny rima....................................................................................................117 6.1. Ny rima araka ny laharam-pisehoany...................................... 120 6.2. Ny rima araka ny hafenoany.................................................... 122 7. Ny ngadona............................................................................................. 124 TOKO II: NY FILALAOVANA AMIN'NY TENY SY SARINTENY......... 128 1. Ny voambolana tsy mahazatra nampisain’i ARNi..................................128 1.1. Ny voambolana nalaina tao amin'ny Baiboly...........................128 1.2. Ny matoanteny ........................................................................ 130 1.3. Ny fampiasana anaram-biby...................................................

View Full Text

Details

  • File Type
    pdf
  • Upload Time
    -
  • Content Languages
    English
  • Upload User
    Anonymous/Not logged-in
  • File Pages
    173 Page
  • File Size
    -

Download

Channel Download Status
Express Download Enable

Copyright

We respect the copyrights and intellectual property rights of all users. All uploaded documents are either original works of the uploader or authorized works of the rightful owners.

  • Not to be reproduced or distributed without explicit permission.
  • Not used for commercial purposes outside of approved use cases.
  • Not used to infringe on the rights of the original creators.
  • If you believe any content infringes your copyright, please contact us immediately.

Support

For help with questions, suggestions, or problems, please contact us