UNIVERSITE D’ANTANANARIVO ECOLE NORMALE SUPERIEURE DEPARTEMENT DE LA FORMATION INITIALE LITTERAIRE CER : LANGUE ET LETTRES MALGACHES MEMOIRE DE FIN D’ETUDES POUR L’OBTENTION DU CERTIFICAT D’APTITUDE PEDAGOGIQUE DE L’ECOLE NORMALE (CAPEN) NY FAHAN-JAFY ANKEHITRINY AO AMIN’NY FOKO MAROFOTSY. NY ENDRINY SY NY LANJANY. FOKONTANY AMBODIVOARA, DISTRIKA TSARATANÀNA, FARITRA BETSIBOKA” PRESENTE PAR : LANDIARINJATO Lyve Michaelà DIRECTEUR DE RECHERCHE : Madame SOLO-RAHARINJANAHARY RAHARIMALALA Anatolie Professeure Titulaire et Directrice de Recherches à l’Université d’Antananarivo Ecole Normale Supérieure Date de soutenance : 30 Avril 2015 TENY FISAORANA “Ny hazo no vanon-ko lakana, ny tany naniriany no tsara”. Matoa tontosa izao asa fikarohana izao, teo ireo Andriamanitra sy ny Razana nitantanana, teo ihany koa ireo mpampianatra nitarika sy nanoro hevitra hatrany ary teo ireo tapaka sy namana rehetra nantsoina andro na alina nilàna hevitra dia vonona nanohana hatrany, koa mendrika hotolorana fisaorana mitafotafo etoana izany rehetra izany. Maneho fankasitrahana azy ireo tsirairay izahay. Singaninana sy tsy adinoina ny mpampianatra namolavola hatramin’izay, ireo izay tato amin’ny ENS, fa indrindra ireo nanohana sy nankahery anay akaiky tamin’ity asa fikarohana ity: Ny Talen’ny Sampana Malagasy, Andriamatoa RANDRIAMAHAZO Jean Claude, nanaiky tamim-pitiavana ny hanatontosanay izao asa fikarohana izao. Tsy ho fola-tana-manondro anie izy, hikapa hahita ny tonony, handidy hahita ny vaniny, eo amin’ny asa aman-draharaha sahaniny. RAMATOA RAZAIARISOA Olga nanaiky ho filoha mpitarika ny asa fikarohana izay nataonay. Nahafoy tena sy fotoana nanampiana anay. Fantatray fa maro ny adidy sahaniny nefa tsy nitarain-tana-miempaka fa nanao izay tratry ny heriny noho ny fitiavana anay. Koa mankasitraka azy eram-po eran-tsaina, hahita fahombiazana amin’izay rehetra ataony anie izy. RAMATOA MPITSARA RAMANAMBELINA Henriette, nanaiky am- pitiavana nitsara izao asanay izao. Asa sarotra izany ary adidy goavana. Nekeny tamim-pitiavana anefa ny nanatontosa izany. Koa mankasitraka, mankatelina. Enga anie izy mba ho lava andro iainana, hivimbina ny soa sy ny tsara hatrany eo amin’ny fiainana. RAMATOA mpitarika ny asa fikarohana, Prôfesora SOLO- RAHARINJANAHARY RAHARIMALALA Anatolie, singaninana manokana ary tsy azo odian-tsy hita satria izy no antoka nahatontosa izao asa izao, nanaiky hamaha ny olana nosedraina talohan’ny hahatongavana amin’izao dingana izao izy. Nitarika sy nanitsy anay tamin’ny fanatontosana ny asa na maro aza ny andraikitra sahaniny. Atolotra azy ny fisaorana amam-pirarian-tsoa, ny voninahitra sy ny haja. i Andriamatoa solombavambahoakan’ny distrikan’i Tsaratanàna sy Andriamatoa Ben’ny tanànan’ny kaominina Keliloha. Nandray anay tamim-pitiavana sy nanampy anay tamin’ny fanangonana ny akora. Misaotra Tompoko. Ny tangaleman’Andriamena sy Keliloha, ireo sokajin’olona samihafa nanaiky nifampidinihana izay tsy ho voatanisa eto, fa kosa tolorana fisaorana bevata. Manaraka izany teo ny fianakaviana nanohana anay hatrany tamin’ny lafiny rehetra. Mankasitraka anareo rehetra. Maro ireo namana sy sakaiza tsy nahafoy nanohana anay, nifaneraseranay, nitondra anay am-bavaka. Zava-dehibe taminay ny fandraisanareo rehetra anjara tamin’ny lafiny rehetra. Mankasitraka mankatelina anareo. Tsy adinoina ny misaotra ny fikambanan-dry masera GUADALOUPAINES DE LA SALLE, naniraka anay hianatra, nanohana tamin’ny lafiny rehetra. Misaotra manokana ny SECOLI, mankasitraka an’i Môpera CASTIGLIONE Mario ao amin’ny OSST ray mpiahy ny tenanay. Misaotra amin’ny fitiavana. Mankasitraka anareo rehetra ny tenanay, enga anie ianareo ho tratra antitra, ho lava velona, hanam-bola hanan-karena ary hisondro-boninahitra eo amin’ny tany ama-monina misy anareo. Misaotra Tompoko. LANDIARINJATO Lyve Michaelà. ii LISITRY NY SARIN-TANY Saritany 1: Maneho ny faritra 22 eto Madagasikara............................................20 Saritany 2: Maneho nyfaritra Betsiboka .............................................................21 Saritany 3: Maneho ny distrikan’i Tsaratanàna...................................................23 Saritany 4: Maneho ny kaominina Keliloha........................................................25 LISITRY NY SARY Sary 1: Ny tanànan’Ambodivoara......................................................................26 Sary 2: Ny reniranon’i Tsimalahy......................................................................29 Sary 3: Ny tsangambaton-dRABEZAVANA....................................................30 Sary 4: Ny fasan’ANDRIAMANARAKANAKA.............................................46 Sary 5: Ny zafikely miasa..................................................................................63 Sary 6: Ny fanafody nampiasaina......................................................................74 Sary 7: Ny joro...................................................................................................78 Sary 8: Ny zafikely misakafo............................................................................84 iii LISITRY NY FAFANA Fafana 1: Ny toetr’andro....................................................................................28 Fafana 2: Ny karazana trano..............................................................................35 Fafana 3: Ny isan’ny mpianatra.........................................................................43 Fafana 4: Ny isan’ny kristianina........................................................................47 Fafana 5: Ny fitsinjarana asa.............................................................................60 Fafana 6: Ny fizarana ny hena...........................................................................80 Fafana 7: Ny vidim-panafodin’omby..............................................................120 Fafana 8: Ny vidin-javatra sy ny vidin’omby.................................................122 Fafana 9: Ny olona nanaovana fanadihadiana...................................................xx iv FANAFOHEZAN-TENY AR: Ariary CE: Cours Moyen. CEPE: Certificat d’Etude Primaire CSBII: Centre de Santé de Base CD: Compact Disc. ENS: Ecole Normale Supérieure. EPP: Ecole Primaire Publique. EKAR: Eglizy Katolika Romana. EVA: Education à la Vie et à l’Amour FJKM: Fiangonanan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara. LMD: Licence Master Doctorat.. Md: Masindahy INSTAT: Institut National de la STATistique IPA: Iharilanto Patrick Andriamangatiana OSST: Ordre de la Sainte Trinité RN: Route Nationale. T°: Température. SECOLI: Service de Coopération Lasallienne Internationale v DIKANTENY B Babe: Renibe Benahoana: Olona samy hafa fiaviana no mitambatra D Dadilahy: Dadabe J Jamà: Lanonana fanao amin’ny fanatontosana fomban-drazana Jiba= Fotsy K Kobana: Farafara L Lapa: Tranon-drazana (tranobe any antsimo) M Misaika: Mandro Manabôtibôty: Mitaiza, mikolokolo Mandronto: Miantso amin’ny feo avo Manikin-jaza: Mamora zaza, manao zazalahy Moletry: Omby atolotra ny ray aman-drenin’ny zazavavy alaina vady Masitasita: Mahery setra, tia sotasota Mandrombo: Mitehaka fanao indrindra miaraka amin’ny hiraketsa... O Omby fangaro mainty: Omby mainty fotsy rambo Omby jiba tongotra, jiba tanana: fotsy tongotra , fotsy tanana. Omby fehikira: omby misy fotsy kely manodidina eo ambonin’ny sahondran-drambo vi FANOROAM-PEJY Teny fisaorana..........................................................................................................i Lisitry ny sarin-tany:...............................................................................................iii Lisitry ny sary:.........................................................................................................iii Lisitry ny fafana:......................................................................................................iv Fanafohezan-teny:....................................................................................................v Dikanteny:.................................................................................................................vi Fanoroam-pejy:.......................................................................................................1 Teny fampidirana....................................................................................................7 0.1. Petraka olana....................................................................................................8 0.2. Petraka hevitra.................................................................................................9 0.3. Ny tanjona kendrena........................................................................................9 0.4. Ny haitsikera...................................................................................................10 0.4.1. Ny famaritana ny tebo-kevitra...................................................................10 0.4.2. Ny teôria nampiasaina.................................................................................11 0.5. Ny fomba fiasa.................................................................................................13 0.6 Ireo mpamaky lay............................................................................................15 0.7. Ny olana nosedraina sy ny vahaolana...........................................................16 0.8. Ny fetran’ny asa..............................................................................................17 - 1 - 0.9. Ny drafitra......................................................................................................17 FIZARANA VOALOHANY:
Details
-
File Typepdf
-
Upload Time-
-
Content LanguagesEnglish
-
Upload UserAnonymous/Not logged-in
-
File Pages166 Page
-
File Size-