Rakotoarimananaantsasoana2

Rakotoarimananaantsasoana2

1 UNIVERSITE D’ANTANANARIVO ECOLE NORMALE SUPERIEURE DEPARTEMENT DE LA FORMATION INITIALE C.E.R LANGUE ET LETTRES MALGACHES -°°°° 0O0 °°° - MEMOIRE POUR L’OBTENTION DU CERTIFICAT D’APTITUDE PEDAGOGIQUE DE L’ECOLE NORMALE (CAPEN) NY TONONKALON’I HEMERSON ANDRIANETRAZAFY, MIRONA AMIN’NY FIKATSAHANA SY FAMPIVOARANA NY MAHA OLONA BOKY FAHAROA Présenté par : RAKOTOARIMANANA Antsasoa Ny Aina Directeur de recherche : ANDRIAMANATSILAVO Seth Maître de conferences __ ANTANANARIVO __ 06 – Juin - 2016 1 TENY FISAORANA “Vavolombelon’ny mpiasa ny bainga voavadika”, ary porofo manamarika ny fahavitan’ny dimy taona nandalovana teto amin’ny sekoly ambony manofana ho mpampianatra any amin’ny ambaratonga fahatelo, ny fahavitan’ny boky. Tsy hihambo ho nahavita irery ity asa ity anefa izahay, fa maro ireo olona nanampy tamin’izany. Toloranay fisaorana feno sy fankasitrahana eram-po, eran-tsaina izy rehetra ireny. Andriamatoa filoha RAKOTOARINIA Ratrema William, nitsara ny asanay. Fantatray tompoko, fa maro ny adidy amana andraikitra sahaninao. Na teo aza anefa izany, dia tsy nanosi-bohon-tanana anay ianao fa nandray ny asa sy nitsara izany. Ho lava andro iainana anie ianao tompoko, ary hifanantitra amin’ny zanaka aman-jafy. Ramatoa mpitsara RAHARIMALALA Beby Fanja Olive, izay niasa andro sy alina, tsy nitandro hasasarana tamin’ny fitsarana ny asa. Toloranay fisaorana ombam- pitiavana mitafotafo ianao tompoko tamin’ny fandavan-tena nasehonao taminay. Misondrota amin’ny ambony indrindra, ary tongava amin’ny tanjona irina. Laka-nitàna nahafahana nanatontosa izao asa izao Andriamatoa ANDRIAMANATSILAVO Seth, mpampaka-teny sy nitarika anay nandritra ny fananganana ny asa. Tsy kivy nanoloana ny fitavozavozana nisy taminay. Nitan- tsoroka sy tsy reraka nanitsy, nitsara ary nanoro hevitra hatrany. Eram-po, eran-tsaina tompoko ny fisaorana atolotray anao. Ho lava andro iainana anie ianao, ho mamy tian’ny vola, ary hangidy lavitry ny faty. Ny mpampianatra rehetra eto amin’ny ENS Ampefiloha, indrindra ireo ao amin’ny Sampana Teny Aman-tsoratra Malagasy, izay tarihan’Andriamatoa RANDRIAMAHAZO Jean Claude. Ny Ray mpiahy ny ANDIANY AINGA, Andriamatoa RAKOTOARISOA Victor James. Ny mpanoratra Andriamatoa ANDRIANETRAZAFY Hemerson, angady nananana sy vy nahitana izao asa izao. Nanaiky nandray anay hatrany tamin’ny fotoana rehetra nilàna ny fanampiany. Nankahery, nifanampy betsaka taminay, ary 2 nanome izay nilaina rehetra. Misaotra, mankasitraka, mankatelina tompoko. Misondrota voninahitra eo anivon’ny kanto. Ny ANDIANY AINGA (Andry Iankinan’i Nosy GAsikara) nisy anay. Niara- namakivaky ny dimy taona nandalovana teto amin’ny sekoly. Ireo Ray aman-dReny nitaiza anay. Andriamatoa RANDRIANARIJAO Nainamalala Fidèle sy Ramatoa RASOANOROLALA Nirina Eveline. Tsy nitandro vola aman-karena tamin’ny fampitana sy fampianarana anay. Ny kibo nitoerana tompoko no tsy tao aminareo, fa nahatsiaro hatrany ho nanana Ray sy Reny nianteherana izahay nanana anareo. Onera be ny lany tompoko, ho tratra antitra ary hifanantitra aminay taranaka rehetra. Farany, tao ireo nanao “tongotra miara-mamindra, tanana miara-manoratra, saina miara-mihevitra” taminay, nitondra anjara biriky tamin’ny fanampiana, na ankolaka na mivantana, kanefa tsy àry ho voatonona eto avokoa. “Sitraka enti-matory ireny tompoko, ka hovaliana raha mahatsiaro” ! Antsa 3 FIZAHAN-TAKILA TENY FISAORANA ................................................................................................... 1 FIZAHAN-TAKILA .................................................................................................... 3 LISITRY NY FAFANA ............................................................................................. 10 LISITRY NY KISARY ................................................. 10Erreur ! Signet non défini. LISITRY NY FANAFOHEZAN-TENY ................................................................... 11 0 – TENY FAMPIDIRANA ...................................................................................... 12 0 – 1 – ny sehatra nirotsahana ................................................................................. 12 0 – 2 – ny lohatenin’ny asa fikarohana ................................................................... 12 0 – 3 – ny anton’ny safidy ...................................................................................... 13 0 – 4 – ny zava-kendrena amin’ny asa .................................................................... 14 0 – 5 – ny petraka olana sy ny petraka hevitra ....................................................... 15 0 – 6 – ny fomba nanatontosana ny asa .................................................................. 15 0 – 7 – ny olana nosetraina sy ny vahaolana noraisina ........................................... 16 0 – 8 – ny haitsikera nampiasaina ........................................................................... 16 0 – 9 – ny fetran’ny asa ........................................................................................... 18 0 – 10 – ny drafitry ny asa ...................................................................................... 20 FIZARANA VOALOHANY : NY TANTARAM-PIAINAN’NY MPANORATRA : HEMERSON ANDRIANETRAZAFY TOKO VOALOHANY : NY TANJOZOTRA ARA-PIANAKAVIANA 1-1-Ny loharano nipoirany sy ny fiaviany ................................................................. 24 1-1-1-ny lafin-kavana avy amin’ny Rainy .............................................................. 25 1-1-2- ny lafin-kavana avy amin'ny Reniny ………………….………………….26 1-2-Ny fotoam-pahazazany ........................................................................................ 28 1-2-1-Ireo toe-javatra nisongadina nanamarika ny vanim-potoanan’ny fahazazan’ny mpanoratra ........................................................................................ 29 4 1-2-1-1- ny fotoam-pahazazany tao Soavinandriana Itasy ................................ 29 1-2-1-2- ny fotoam-pahazazany tao Faratsiho .................................................... 33 1-2-1-3- ny fotoam-pahazazany tao Antsirabe .................................................... 34 1-2-2- ny fitaizana sy fanabeazana azony nandritra io vanim-potoanan’ny fahazazany io .......................................................................................................... 36 1-2-2-1- ny fitaizana sy fanabeazana azony teo anivon’ny ankohonana ............ 36 1-2-2-2- ny fitaizana sy fanabeazana azony teo anivon’ny fiarahamonina ........ 38 1-3-ny fotoam-pahatanorana ...................................................................................... 40 1-3-1- ireo toe-javatra nisongadina nanamarika ny fahatanorany .......................... 40 1-3-2- ireo toetra nampiavaka azy nandritra io dingana io ..................................... 43 TOKO FAHAROA : NY TANJOZOTRA NIVOARAN’NY MPANORATRA 2-1- ireo sehatra nivelarany teto Madagasikara ......................................................... 47 2-1-1- ireo sekoly namolavola azy sy ny mari-pahaizana azony ............................ 47 2-1-1-1- ireo sekoly nianarany ............................................................................ 48 2-1-1-2- ireo mari-pahaizana azony .................................................................... 49 2-1-2- ny asany ....................................................................................................... 50 2-1-2-1- ny asa fampianarana nandritra ny fanompoam-pirenena ...................... 50 2-1-2-2- ireo asa nosahaniny ............................................................................... 53 2-2- ny tany ivelan’i Madagasikara ............................................................................ 54 2-2-1- ny fianarana norantoviny ............................................................................. 54 2-2-2- Ireo toe-javatra nanamarika azy ................................................................... 55 2-3- ny foto-kevitra mampiavaka azy ........................................................................ 56 TOKO FAHATELO : NY FIFANDRAISANY AMIN’NY TONTOLON’NY KANTO 3-1- ireo antony nahatonga azy ho mpanoratra .......................................................... 59 3-1-1- talenta nolovàna ........................................................................................... 59 3-1-2- ny fanabeazana noraisiny ............................................................................. 60 5 3-1-3- fahatsapana sy filàna avy ao anaty ............................................................... 62 3-2- ny fivelarany eo amin’ny tontolon’ny kanto ...................................................... 63 3-2-1- ireo tara-kevitra resahany ao amin’ny tononkalony .................................... 63 3-2-2- ny fikambanana V.A.I.K.A 3-2-2-1- ny fiforonany ........................................................................................ 65 3-2-2-2- ny foto-kevitra ijoroany ........................................................................ 67 3-2-2-3- ireo hetsika niarahan’ny mpanoratra taminy ........................................ 67 3-2-3- ireo boky sy famelabelaran-kevitra samihafa efa nataon’ny mpanoratra .. 70 3-2-3-1- ireo boky nataony na lohahevitra nofakafakainy .................................. 70 3-2-3-2- ireo famelabelaran-kevitra efa nataony ................................................ 73 3-3- ny fifandraisany amin’ny mpanjifa ..................................................................... 75 3-3-1- ny fampirantiana asa soratra arahina hosodoko ........................................... 75 3-3-2-

View Full Text

Details

  • File Type
    pdf
  • Upload Time
    -
  • Content Languages
    English
  • Upload User
    Anonymous/Not logged-in
  • File Pages
    216 Page
  • File Size
    -

Download

Channel Download Status
Express Download Enable

Copyright

We respect the copyrights and intellectual property rights of all users. All uploaded documents are either original works of the uploader or authorized works of the rightful owners.

  • Not to be reproduced or distributed without explicit permission.
  • Not used for commercial purposes outside of approved use cases.
  • Not used to infringe on the rights of the original creators.
  • If you believe any content infringes your copyright, please contact us immediately.

Support

For help with questions, suggestions, or problems, please contact us