UNIVERSITE D’ANTANANARIVO ECOLE NORMALE SUPERIEURE DEPARTEMENT FORMATION INITIALE LITTERAIRE C.E.R. LETTRES MALGACHES MEMOIRE DE FIN D’ETUDE POUR L’OBTENTION DU CERTIFICAT D’APTITUDE PEDAGOGIQUE DE L’ECOLE NORMALE (CAPEN) PAR RAKOTONIRINA Lantoniaina Claudia NY TANTARAN’NY LITERATIORA MALAGASY TEO ANELANELAN’ NY TAONA 2002-2006 BOKY I Directeur de Mémoire: Andriamatoa ANDRIAMANATSILAVO Seth Maître de Conférences ANTANANARIVO 2008 Date de soutenance : 14 Novembre 2008 UNIVERSITE D’ANTANANARIVO ECOLE NORMALE SUPERIEURE DEPARTEMENT FORMATION INITIALE LITTERAIRE C.E.R. LETTRES MALGACHES MEMOIRE DE FIN D’ETUDE POUR L’OBTENTION DU CERTIFICAT D’APTITUDE PEDAGOGIQUE DE L’ECOLE NORMALE (CAPEN) PAR RAKOTONIRINA Lantoniaina Claudia NY TANTARAN’NY LITERATIORA MALAGASY TEO ANELANELAN’ NY TAONA 2002-2006 BOKY I Directeur de Mémoire: Andriamatoa ANDRIAMANATSILAVO Seth Maître de Conférences ANTANANARIVO 2008 Date de soutenance : 14 Novembre 2008 TENY FISAORANA Amim-panetren-tena no ilazanay fa tsy tanteraka izao asa fikarohana ataonay izao, raha tsy teo ny fanoloran-tanana nataon’ny olona maro samihafa. Ety am-piandohana, dia tsy hainay ny tsy hankasitraka ireo mpanabe rehetra teto amin’ny Sekoly, izay namolavola anay nandritra izay dimy taona izay. “ Ny hazo, hono, no vanon-ko lakana, ny tany naniriany no tsara ”. Nanana ray aman- dreny tokoa izahay nanana anareo, ka tonga amin’izao toerana izao. Singaninay manokana amin’izy ireo Andriamatoa RAHARIJAONA Alphonse, izay nanaiky ho Filoha mpitantana ny asa izay nataonay. Toloranay fisaorana ihany koa Andriamatoa RAJAONARISON Jean Edouard, tamin’ny nanekeny handray an-tanana ny fitsarana ny asanay. Tsy hadinoinay ihany koa Andriamatoa ANDRIAMANANTSILAVO Seth, nanaiky nohelingeleninay nandritra ny fotoana maro. Tsy nitandro hasasarana sy nanana fandavan-tena tokoa tamin’ny fanomezana torohevitra samihafa nentina nanatsarana ny asanay. Ankoatra izany, dia maneho fisaorana feno an’Andriamatoa RANDRIAMAHAZO Jean Claude, Filohan’ny Sampana Teny Malagasy, noho ny fanampiany anay hatramin’izay. Zava-poana ny fenitra tian-kotratrarina, raha tsy teo ianareo mpanoratra mpikambana samihafa. Ianareo no angady nananana sy vy nahitana izao asa izao, ka mankasitraka tompoko. Na izany aza toloranay fisaorana manokana eto ianareo Filohan’ny fikambanana samihafa. Anisan’izany Andriamatoa RAHAINGOSON Henri, Filohan’ny HAVATSA-UPEM, Andriamatoa RAKOTOSOLOFO Joseph, Filoha mpitantana ny FARIBOLANA SANDRATRA, tsy hadinoina ihany koa Andriamatoa RAVALOSON Mbato, Filohan’ny Fikambanan’ny Mpanao Teatra Malagasy. Tsaroanay ka isaoranay be dia be ianareo mpanoratra rehetra, noho ny nandraisanareo anay tsy tamim-pihambahambana. I Mendri-pisaorana ihany koa ianareo rehetra nanampy sy nanohana anay tamina lafin-javatra maro. Anisan’izany ianareo ray aman-dreny, ianareo mpiray tampo, izay nifanome tanana taminay. Isaorana feno toraka izany koa ianareo fianakaviana rehetra. Ankoatra ireo voatanisa rehetra ireo, dia tsy ataonay ambany maso tsy hita ireo mpandraharaha isan-tsokajiny rehetra, ianareo namana akaiky, indrindra fa ny andiany Tambatra. Sitraka enti-matory, Tompoko, ny soa nataonareo rehetra ka hovaliana raha mahatsiaro. Mankasitraka, Tompoko! R.L.N. II FIZAHAN-TAKILA LISITRY NY FAFANA LISITRY NY KISARY LISITRY NY FANAFOHEZAN-TENY TENY FAMPIDIRANA ANKAPOBENY ............................................................... 1 0. 1. NY ANTON’NY SAFIDY .................................................................................. 2 0. 2. NY TANJONA KENDRENA ............................................................................ 4 0. 3. NY HAITSIKERA AMPIASAINA ................................................................... 5 0. 4. NY FETRAN’NY ASA ....................................................................................... 8 0. 5. NY FOMBA NANATANTERAHANA NY ASA ............................................. 9 0. 6. NY OLANA NOSETRAINA SY NY VAHAOLANA TAMIN’IZANY ................................................................................................ 11 0. 7. NY DRAFITRA ARAHINA ............................................................................ 13 Fizarana voalohany: IREO ZAVA-NISY TEO ANELANELAN'NY TAONA 2002-2006 1. 1. NY ZAVA-NISY ERAN-TANY SY TETO MADAGASIKARA TEO ANELANELAN’NY TAONA 2002-2006 ...................................................... 14 1.1.1. Ny zava-nisy talohan’ny taona 2002 ............................................................ 14 1.1.1.1. Ny zava-nisy eran-tany talohan’ny taona 2002. .................................... 15 1.1.1.2. Ny zava-nisy teto Madagasikara talohan’ny taona 2002. ...................... 18 1.1.2. Fanamarihana ny zava-nisy teo anelenelan’ny taona 2002-2006 ................. 21 1.1.2.1. Ny zava-nisy tany ivelany nandritra ny taona 2002 .............................. 21 1.1.2.2. Ny zava-nisy teto Madagasikara nandritra ny taona 2002 .................... 32 1. 2. IREO GAZETY MIVOY NY LITERATIORA MALAGASY ................... 48 1.2.1. Ireo gazety tsotra .......................................................................................... 48 1.2.1.1. Ny Gazetiko ........................................................................................... 49 1.2.1.2. Ny gazety Taratra .................................................................................. 57 III 1.2.2. Ireo gazetin’ny fikambanana mpanoratra .................................................... 60 1.2.2.1. Ny gazety Valiha .................................................................................. 60 1.2.2.2. Ny gazety Ambioka .............................................................................. 66 1. 3. IREO FIKAMBANANA MPANORATRA NANAMARIKA NY VANIM- POTOANA ......................................................................................................... 71 1.3.1. Ny HAVATSA-UPEM................................................................................. 71 1.3.1.1. Ny tantarany ......................................................................................... 71 1.3.1.2. Ny fitsipika mifehy azy ........................................................................ 73 1.3.1.3. Ny rafitra misy ao ................................................................................. 74 1. 3.1.4. Ny fomba fiasa teo anivon’ny fikambanana ......................................... 79 1.3.2. Ny FARIBOLANA SANDRATRA ............................................................ 80 1.3.2.1. Ny tantarany .......................................................................................... 80 1.3.2.2. Ny fitsipika mifehy azy sy ny tanjona kendreny ................................... 82 1.3.2.3. Ny hetsika natao hanatrarana ny tanjona ............................................... 83 1.3.2.4. Ny fomba fiasany: ................................................................................. 84 Fizarana faharoa: NY VONTOATIN'NY LITERATIORA 2. 1. NY TARA-KEVITRY NY LITERATIORA TALOHAN’NY TAONA 2002 ....................................................................... 86 2.1.1. Ny fikaloana ny fitiavana ............................................................................. 86 2.1.2.1. Ny fitiavan'olon-droa ............................................................................. 87 2.1.1.2. Ny fitiavana eo anivon’ny fiarahamonina ............................................. 91 2.1.2.3. Ny fitiavan-tanindrazana ....................................................................... 92 2.1.2. Ny fampiharihariana ny fiaimpiainan’ny vahoaka ....................................... 93 2.1.3. Ny fitsikerana ny fiainana pôlitika ............................................................... 96 IV 2. 2. NY RIVOTRA NITSOKA TETO MADAGASIKARA NANDRITRA NY TAONA 2002-2006 .................................................................................... 99 2.2.1. Ny fitadiavam-pahafahana .......................................................................... 99 2.2.1.1. Ho an’ny mpitondra ............................................................................... 99 2.2.1.2. Ho an’ny vahoaka ................................................................................ 100 2.2.2. Ny firosoana ho amin’ny “ fandrosoana / fampandrosoana ” .................... 102 2.2.2.1. Ny sehatry ny fitantanan-draharaham-panjakana ................................ 103 2.2.2.2. Ny sehatry ny tekinôlôjia .................................................................... 103 2.2.2.3. Ny sehatry ny kojakojam-piainana andavanandro .............................. 104 2.2.3. Ny vokatry ny rivotra nitsoka .................................................................... 104 2.2.3.1. Ny vokatry ny fitadiavam-pahafahana ................................................ 104 2.2.3.2. Ny vokatry ny firosoana ho amin’ ny “fandrosoana / fampandrosoana” ................................................................................. 105 2. 3. NY TARA-KEVITRA NIOMPANAN’ NY LITERATIORA TEO ANELANELAN’NY TAONA 2002-2006 ............................................................. 107 2.3.1. Fanehoana ny fiainana andavanandron’ny mponina .................................. 107 2.3.1.1. Ny fiatrehana ireo olana isan-karazany ............................................... 108 2.3.1.2. Ny fitaintain-dava manoloana ny tsy fandriampahalemana. ............... 126 2.3.1.3. Ny fizakana ny fahasimban’ny tontolo iainana ................................... 134 2.3.2. Fikaloana ny fitiavan’olon-droa ................................................................
Details
-
File Typepdf
-
Upload Time-
-
Content LanguagesEnglish
-
Upload UserAnonymous/Not logged-in
-
File Pages313 Page
-
File Size-