Ny Endrika Fanampiana Mpianatra Ataon'ny Ceres

Ny Endrika Fanampiana Mpianatra Ataon'ny Ceres

UNIVERSITE D’ANTANANARIVO ECOLE NORMALE SUPERIEURE DEPARTEMENT DE LA FORMATION INITIALE LITTERAIRE CER Langue et Lettres malgaches Mémoire de fin d’études pour l’obtention de Certificat d’Aptitude Pédagogique de l’Ecole Normale (CAPEN) NY ENDRIKA FANAMPIANA MPIANATRA ATAON’NY CERES SY NY AKONY EO AMIN’NY FANDROSOANA / FAMPANDROSOANA, TARAFINA AMIN’NY SEKOLY KATÔLIKA SAINT MICHEL, KAOMININA ANDRANOVORIVATO, FARITRA MATSIATRA AMBONY Présenté par : ANDRIAMASINORO Tohy Miahy Rabetokotany Directeur de mémoire : Madame SOLO-RAHARINJANAHARY RAHARIMALALA Anatolie, Professeur titulaire et Directrice de recherche à l’ Université d’Antananarivo – Ecole Normale Supérieure 06 JUILLET 2015 1 UNIVERSITE D’ANTANANARIVO ECOLE NORMALE SUPERIEURE DEPARTEMENT DE LA FORMATION INITIALE LITTERAIRE CER Langue et Lettres malgaches Mémoire de fin d’études pour l’obtention de Certificat d’Aptitude Pédagogique de l’Ecole Normale (CAPEN) NY ENDRIKA FANAMPIANA MPIANATRA ATAON’NY CERES SY NY AKONY EO AMIN’NY FANDROSOANA / FAMPANDROSOANA, TARAFINA AMIN’NY SEKOLY KATÔLIKA SAINT MICHEL, KAOMININA ANDRANOVORIVATO, FARITRA MATSIATRA AMBONY Présenté par : ANDRIAMASINORO Tohy Miahy Rabetokotany Directeur de mémoire : Madame SOLO-RAHARINJANAHARY RAHARIMALALA Anatolie, Professeur titulaire et Directrice de recherche à l’ Université d’Antananarivo – Ecole Normale Supérieure 06 JUILLET 2015 3 TENY FISAORANA « Miala any, miala any ! ‘’Pimp-pimp’’. Tonga soa e ! ». Izany hoe noraisinay ho toy ny dia lavitra tamin’ny fiarakodia ny fanatontosana ity asa fikarohana ity. Tonga soa izahay ankehitriny. Ary koa satria tonga soa izahay, dia mamelà anay ianareo hisaotra eram-po eran- tsaina : ny jiron’ny fiara, izay nitsilo ny dianay nandritra ny alina sy tamin’ny zavona vao maraina, tsy iza izany fa Ramatoa mpitarika SOLO-RAHARINJANAHARY RAHARIMALALA Anatolie. ny fahatsaram-pon’ireo zandary teny an-dalana, izay namela anay nandeha rehefa avy nisava ny taratasy, na dia teo aza ny tsy fahatomombanana madinidinika teo amin’ny fiara, dia ireo mpitsara izany, Ramatoa filoha mpitsara, RAMANAMBELINA Henriette, sy Ramatoa mpitsara namany, RASOLOARIVONY Theis Voahangy . ny solika, izay nampihodina ny maotera ka nampandeha ny fiara hatramin’ny farany, dia tsy iza izany fa ireo ray aman-dreninay. ny kodiaran’ny fiara, izay nampiroso ny dia, dia tsy iza izany fa ny CERES, ny kolejy Saint Michel Andranovorivato, ny Kaominina Andranovorivato, ary ny fianakaviana izay nampiantrano anay nandritra ny firotsahana an-tsehatra. Ary marihinay etoana fa tsy nisy vaky ireo kodiarana ireo na dia iray aza, na nisolo teny an-dalana. Ireo mpiara-mianatra, ny fianakaviana, ary ny tapaka sy namana, nanaitaitra anay mpamily tsy hatory na hilalao an-dalana be loatra. Isaorana ihany koa Andriamatoa Talen’ny sekoly, ANDRIANARIMANANA Jean Claude Omer, sy ny Talen’ny sampana, Andriamatoa RANDRIAMAHAZO Jean Claude, ny reny mpiahy ny andiany MAMITA, izay andiany misy anay, Ramatoa RAMANAMBELINA Henriette, ary ireo mpampianatra anay rehetra tsy an-kanavaka, satria hono ny hazo dia vanon-ko lakana raha tsara ny tany naniriany . ANDRIAMASINORO Tohy Miahy Rabetokotany. 5 FIZAHAN-TAKILA TENY FAMPIDIRANA 0.1. NY PETRAKA OLANA…………………………………………………………01 0.2. NY ANTONY NISAFIDIANANA NY LOHAHEVITRA………………………03 0.3. NY PETRA-KEVITRA…………………………………………………………..04 0.4. NY TANJONA MANOKANA…………………………………………………..05 0.5. NY HAITSIKERA NAMPIASAINA……………………………………………05 0.6. NY FOMBA NANATONTOSANA NY ASA…..………………………………06 0.7. NY OLANA NOSEDRAINA SY NY VAHAOLANA NORAISINA…………..07 0.8. NY FETRAN’NY ASA…………………………………………………………..08 0.9. NY DRAFITRA NITONDRANA NY ASA……………………………………..08 FIZARANA VOALOHANY : FANOLORANA NY TOERANA NANAOVANA FIKAROHANA 1.1. NY LAFINY JEOGRAFIKA…………………………………………………….09 1.1.1. Ny toerana misy ny kaominina Andranovorivato………………………..09 1.1.2. Ny satan’Andranovorivato……………………………………………….10 1.1.3. Ireo fokontany mandrafitra ny kaominina………………………………..13 1.1.3.1. Ny halaviran’ny fokontany tsirairay miohatra amin’ny fokontany Andranovorivato………………………………………………...14 1.1.3.2. Ny firafitry ny fokontany ao anaty kaominina…………………..15 1.1.4. Ireo tanàna mandrafitra ny kaominina sy ny fokontany………………….16 1.1.4.1. Ny tanàna mandrafitra ny fokontany Andranovorivato………….16 1.1.4.2. Ireo tanàna mandrafitra ny fokontany Fenoarivo………………..17 1.1.4.3. Ireo tanàna mandrafitra ny fokontany Andrainjato……………...18 I 1.1.5. Ny toe-tany……………………………………………………………….19 1.1.5.1. Ny vohon-tany…………………………………………………...19 1.1.5.2. Ny mari-pana…………………………………………………….19 1.1.5.3 Ny rotsaka orana………………………………………………….20 1.1.5.4. Ny sori-drano…………………………………………………….21 1.1.6 Ireo zava-misy ao amin’ny kaominina……………………………………21 1.2. NY LAFINY TANTARA………………………………………………………...22 1.3. NY LAFINY SOSIALY………………………………………………………….23 1.3.1. Ny mponina mandrafitra ny kaominina…………………………………..23 1.3.2. Ny fiaraha-monin’ireo foko samihafa mandrafitra ny kaominina……….24 1.3.3. Ny fiaimpiainan’ny mponina amin’ny ankapobeny……………………...25 1.3.3.1. Ny vanim-potoana lalovan’ny mponina ara-pivelomana………..25 a. Ny « havaratana »………………………………………………..26 b. Ny « hasotry »…………………………………………………...27 1.3.3.2. Ny fari-piainan’ny mponina……………………………………..28 1.3.4. Ny tontolon’ny fampianarana……………………………………………29 1.3.4.1. Ny isan’ny sekoly ao amin’ny kaominina……………………….29 1.3.4.2. Ny kalitaon’ny mpampianatra eo anivon’ny sekoly……………..31 1.3.4.3. Ny fiaimpiainan’ny mpianatra amin’ny ankapobeny……………31 a. Ny endrika ivelany ahitana ny mpianatra………………………..31 b. Ny fanaka misy ao an-tranon’ny mpianatra……………………..32 d. Ny jiro ianaran’ny mpianatra……………………………………32 e. Ny raharaha sahanin’ny mpianatra andavanandro………………33 f. Ny fotoana ianaran’ny mpianatra ao an-trano…………………...34 g. Ny akon’ny ‘’hasotry’’ sy ny ‘’havaratana’’ eo amin’ny mpianatra………………………………………………………..34 II 1.3.4.4. Ny fanaraha-maso ataon’ny ray aman-dreny amin’ny fianaran’ny ankizy…………………………………………………………...35 1.3.5. Ny tontolon’ny fahasalamana……………………………………………36 1.3.6. Ny lafiny finoana…………………………………………………………37 1.4. NY LAFINY TOE-KARENA……………………………………………………40 1.4.1. Ny tsena…………………………………………………………………..40 1.4.1.1. Ny fotoanan’ny tsena…………………………………………….40 1.4.1.2. Ny fiavahan’ny tsena be sy ny tsena kely………………………..40 1.4.1.3. Ny fitabataban’ny tanàna mandritra ny tsena……………………41 1.4.2. Ny fiharian’ny mponina ao amin’ny kaominina…………………………42 1.4.2.1. Ny fambolena sy fiompiana……………………………………...43 a. Ny fambolena……………………………………………………43 b. Ny fiompiana…………………………………………………….46 1.4.2.2. Ny fanaovana asa tanana………………………………………...46 1.4.2.3. Ireo asa hafa……………………………………………………...47 1.4.3. Ireo asa fampandrosoana misy ao amin’ny kaominina…………………..48 1.5. NY OLANA SEDRAIN’NY KAOMININA : NY TSY FANDRIAM-PAHALEMANA………………………………………..49 1.5.1. Ireo tanàna itrangana fanafihana matetika……………………………….50 1.5.2. Ny antony mahatonga ny tsy fandriam-pahalemana……………………..50 1.5.3. Ny endrika isehoan’ny tsy fandriam-pahalemana………………………..51 1.5.3.1. Ny halatra omby…………………………………………………51 1.5.3.2. Ny fanolanana ankizivavy……………………………………….52 1.5.3.3. Ny vono olona……………………………………………………53 1.5.4. Ny vahaolana nentin’ny tantsaha………………………………………...54 FAMINTINANA NY FIZARANA VOALOHANY…………………………………………55 III FIZARANA FAHAROA : NY CERES SY NY FOMBA FIASANY 2.1. FAMPAHAFANTARANA NY « CERES »……………………………………..56 2.1.1. Famaritana ny « CERES »……………………………………………….56 2.1.2. Ny dingam-panampiana mpianatra ataon’ny CERES……………………56 2.1.3. Ny tanjon’ny CERES…………………………………………………….58 2.1.3.1. Ny tanjona ankapobeny………………………………………….58 2.1.3.2. Ny tanjona manokana……………………………………………59 2.1.4. Ny fiaraha-miombona antoka ao amin’ny CERES (partenariat)………...59 2.1.4.1. Ny mpiara-miombona antoka amin’ny ankapobeny……………..59 2.1.4.2. Ny mpiara-miombona antoka any ifotony……………………….60 2.1.4.3. Ny votoatin’ny fiaraha-miombona antoka……………………….61 2.1.4.4. Ny fitantanana ny fandaharana asa CERES……………………...62 2.1.4.5. Fandravonana mikasika ny fiaraha-miombona antoka…………..62 2.1.5. Ny PROMES tomponandraikitra voalohany eo amin’ny fandaharana asa CERES………………………………………………….63 2.1.5.1. Ny fifandraisana misy eo amin’ny PROMES sy ny CERES…….63 2.1.5.2. Ny fijoroan’ny PROMES ara-panjakana………………………...63 2.1.5.3. Ny iraka imasoany……………………………………………….63 2.1.6. Ny firafitry ny CERES…………………………………………………...64 2.1.6.1. Ny birao foibe……………………………………………………64 2.1.6.2. Ny sampana……………………………………………………...64 2.1.7. Ny fomba fifidianan’ny CERES ny toerana iasany……………………...65 2.1.7.1. Ny mason-tsivana………………………………………………..65 2.1.7.2. Ny dingana arahin’ny CERES amin’ny fifidianana sekoly……...66 2.1.7.3. Ny tomponandraikitra manao sonia ny fifanekena……………....67 2.1.8. Ny taninketsa CERES……………………………………………………67 IV 2.1.8.1. Ny sekoly miara-miasa amin’ny CERES………………………..68 2.1.8.2. Ny antony tsy nifidianana mpianatra an-tanàn-dehibe…………..69 2.1.8.3. Ny mpianatra raisin’ny CERES………………………………….71 a. Ny mason-tsivana fandraisana mpianatra………………………..71 b. Ny isan’ny mpianatra raisina…………………………………….74 2.1.9. Ny antony nahatonga ny CERES hiasa any amin’ny faritr’i Fianarantsoa………………………………………76 2.2. NY FOMBA FIASAN’NY CERES……………………………………………...77 2.2.1. Ny fanamafisana ny fampitam-pahalalana……………………………….78 2.2.1.1. Ny fanomezana fampianarana fanampiny ireo mpianatra (cours de renforcement)………………………………………...78 a. Ny taranja anaovana fampianarana fanampiny………………….79 b. Ny mpampianatra mampanao ny fampianarana fanampiny……..81 d. Ny fomba fampianarana ifotoran’ny CERES……………………82 e. Ny tanjona amin’ny fanaovana ny fampianarana fanampiny……………………………………………………….84 2.2.1.2. Ny fanomezana torolalana ireo mpianatra amin’ny fomba fianarana lesona………………………………………………….84 2.2.1.3. Ny fampiofanana

View Full Text

Details

  • File Type
    pdf
  • Upload Time
    -
  • Content Languages
    English
  • Upload User
    Anonymous/Not logged-in
  • File Pages
    195 Page
  • File Size
    -

Download

Channel Download Status
Express Download Enable

Copyright

We respect the copyrights and intellectual property rights of all users. All uploaded documents are either original works of the uploader or authorized works of the rightful owners.

  • Not to be reproduced or distributed without explicit permission.
  • Not used for commercial purposes outside of approved use cases.
  • Not used to infringe on the rights of the original creators.
  • If you believe any content infringes your copyright, please contact us immediately.

Support

For help with questions, suggestions, or problems, please contact us