Lesona fototra Sahaja Yoga 7:

Toetra: Fahatanterahana ara-panahy, yoga, saina tony tsy misy eritreritra, fitambaran’ny ireo toetra tsara rehetra, fihavanana, fahanginana, Hafaliana, fahasoavana, fahafahana tanteraka Mifehy : zone limbique ao anaty atidoha Elemanta: tsio-drivotra mangatsiatsiaka (vibrations fraîches) Mantra: Shri Mataji, Shri Kalki Eo amin’ny tànana: afovoan’ny felatànana Andro: alatsinainy Planeta: plotona Vatosoa: perla Loko: fotsy

Mbola lavitry ny ego sy super-ego isika ao anaty mety ny vibrations, izay mety na ny tsia amin’ny Sahasrara, izany hoe : lavitry ny “izaho” izay fivoaram-Panahi-ntsika. Rehefa miaina ilay saina voafetra. Eto, ao anaty fahanginan’ny saina tony tony tsy misy eritreritra isika dia tsy toy ny tsy misy eritreritra no afahan-tsika mihaona fitaovana fieritreretana intsony ny atidoha fa toy ny amin’Andriamanitra. Io no tanjon-tsika, toerana radio-récepteur fotsiny ihany. Io no “the Divine izay afahantsika mahatratra ny tsy misy fiafarana. Radio” izay nolazain’I Gandhi.

Ao amin’ny Sahasrara no fitoeran’ireo toetra tsara Antony mampikatona rehetra anananan-tsika. Samy mahazo ny toerany, Tsy finoana an’Andriamanitra, ahiahy na tsy Ao, ireo chakra ka hifoha avokoa. fatokisana an’Andriamanitra sy i Shri Mataji, fanarahana mpampianatra diso. Toetra Rehefa tafakatra ao amin’ny Sahasrara ny Fanatsarana ny Sahasrara dia manomboka mivelatra ireo felana • Amin’ny vavaka arivony. Ny fahatsapan-Tenantsika (Atma) dia Sahasrara havia : hiray amin’ny fahatsapan-Tena tsy manam-petra ”Reny Masina ô, noho ny fahasoavanao, voaharo (Paramatma). Io no Fahatanterahana na amin’ny sakana rehetra aho ary mpandresy Fahaterahana indray. Io « Nirvana »-ny manoloana ireo sakana rehetra amin’ny Boddhisma, « résurrection »-ny Islam ary fitomboako (ara-panahy).” « Moksha »-ny hindoisma. Tany am-boalohany dia ilay lazain’ny kristianina fa batisa na batemy. Ny Sahasrara afovoany : teny yoga dia midika “firaisana” na “fifandraisana” - ”Reny Masina ô, omeo ahy ny Fahatanterahana ary mandefa ny firaisana ao anaty any amin’ny ara-Panahy.” tontolo tsy manam-petra. Ny “religion” na - ”Reny Masina ô, miangavy anao aho, monena fivavahana dia avy amin’ny teny latina “religere”, ato an-dohako Ianao.” mampifandray. - ”Reny Masina ô, miangavy anao aho, ekeo ny fanolorantenako sy ny fisaorako Anao noho ny Azontsika henoina io firaisana io amin’ny tsio- nanaovanao ahy ho isan’ny Sahaja .” drivotra mangatsiaka, sahala amin’ny hery mangatsiatsiaka ao amin’ny lohamalemy ao. Io no Sahasrara havanana : fiatombohan’ny fahatsapana hery, ny fitaovantsika ”Reny Masina ô, Ianao tokoa no fandresena dia mifandrify tsara amin’ilay hery tsy manam- manoloana ireo sakana rehetra amin’ny fivoarako petra. Azontsika henoina sy fantarina ireo tsy mety (ara-panahy).” rehetra ao anatintsika ao. Azontsika atao ihany koa ny mampiasa ny vibrations mba hanomezana Torohevitra hery, raha ilaina izany, mba hampiverina ny - Atodiho any amin’ny sarin’i Shri Mataji ny tànana firindrana. Ny firaisana amin’Andriamanitra dia azo havia. Tsindrio mafy amin’ny tànana havanana ny amafisina amin’ny alalan’ny meditation na ny saina lohamalemy, atsory tsara ny ratsantànana, tony tsy misy eritreritra. Mifandray amin’ilay ahodino manaraka ny fihodin’ny famataranandro loharanon’ny fahalalana tsisy fetra, lazain’I Carl im-pito, arahina vavaka hoe : ”Reny Masina ô, Jung hoe : “inconscient collectif”, isika amin’io omeo ahy ny Fahatanterahana ara-Panahy.” fotoana io. Milaza amintsika izay mety sy ny tsy - Fehezo tsara ny tena sy ny fihetseham-po.

Tsy azo amidy ny lesona rehetra ato amin’ny Sahaja Yoga Aogositra 2012 € Sahaja Yoga Madagasikara