SARAGNA Organisation de Conseils & Appuis Tsimahavaobe, (619) MAlagasy HEniky ny FAhasalamana

COMMUNE BEROBOKA – Zoma, Aogositra 29, 2014 PRÉSENTATION DES RÉSULTATS DE L'ÉVALUATION FINALE

Ny programa MAHEFA dia tetikasa misahana manokana ny fampandrosoana ny lafiny ara-pahasalamana sy ara-tsosialy eny ifotony, mikendry indrindra ny fampandraisana andraikitra ny mpiara-monina, amin'ny alàlan'ny fomba fiasa iray antsoina hoe "Kaominina Mendrika Salama Miabo".

Manana vokatra andrasana karazany 3 ny tetikasa, dia ny 1. Hampitombo ny filàn'ny vahoaka ireo tolotra ara-pahasalamana manara- penitra (amin'ny alàlan'ny ASA FANENTANANA) 2. Hampitombo ny fisian'ny tolotra ara-pahasalamana manara-penitra (amin'ny alàlanan'ny ASA FANDRAISANA AN-TANANA) 3. Hanatsara ny kalitaon'ny asa fandraisana an-tanana ataon'ny AC eny anivon'ny fokontany (amin'ny alalàn'ny ASA FANARAHAMASO sy TANTSOROKA)

Ireto avy kosa ireo lohahevitra hanatanterahana izany asa fanentanana sy fandraisana an-tanana izany, dia ny: 1. Fahasalaman'ny Reny sy ny Zaza 2. Fandrindrana fiterahana 3. Ady amin'ny tazomoka 4. Fanjarian-tsakafo 5. Rano, fanadiovana, fidiovana

COMMUNE BEROBOKA – Zoma, Aogositra 29, 2014 Tamin'ny volana JOLAY 2014 lasa teo no lasa Kaomina Mendrika Salama miabo ny Kaominina BEROBOKA, satria raha 70 point sur 100 no naoty takiana, dia nahazo naoty 87 sur 100 ny Kaominina BEROBOKA, noho ny fiaraha-mientan'ireo mpandray anjara rehetra; singanina manokana amin'ny izany ireo AC, Chef CSB, ireo Chefs COSAN, ny PA ary ireo Chefs Fokontany. Farafahakeliny 12 amin'ireo AC 16 no nahazo ireo fiofanana rehetra nomen'ny MAHEFA ary afaka manatanteraka ireo asa fanentanana tsara izy ireo. 8 amin'ny fokontany 8 ato amin'ny Kaominina BEROBOKA no misy AC izay efa nahazo fankatoavana fa afaka manao ireo asa fandraisana an-tanana mikasika ny o Fandraisana an-tanana ireo aretina mpahazo ny zaza eny anivon'ny fiarahamonina o Fandrindrana fiterahana (pilina atelina sy ny fanindromana depo) o Fanjarian-tsakafo o Rano, fanadiovana, fidiovana Araka izany, nandritra iny OKOTOBRA 2013 ka hatramin'ny MAI 2014 iny, o 62 zaza latsaky ny 5 taona voan'ny aretim-pivalanana no voatsabo teny anivon'ny fokontany;

o 123 zaza latsaky ny 5 taona voan'ny tazomoka no voatsabo teny anivon'ny fokontany tao anatin'ny 24 ora aorian'ny fisehoan'ny hafanan-koditra;

o 62 zaza latsaky ny 5 taona voan'ny aretin'ny fitaovam-pisefoana "pnemonia" no voatsabo teny anivon'ny fokontany;

o 136 Vehivavy vao sambany hanao fandrindrana fiterahana moderina no hita teny

Page 1 | 2

SARAGNA Organisation de Conseils & Appuis Tsimahavaobe, Morondava (619) MAlagasy HEniky ny FAhasalamana

amin'ny AC (pilina atelina sy depo);

o 57 Vehivavy bevohoka nalefan'ny AC ho eny amin'ny Tobimpahasalamana, mba hanao ny fisafoana faha-4;

o 116 tokantrano no manana fitaovana fanasana tanana";

o 39 lavapiringa nohatsaraina no misy eny anivon'ny fokontany;

o 756 zaza latsaky ny 2 taona voalanja teny anivon'ny AC;

o Fokontany 1 amin'ny 8 no efa manana toby iasan'ny AC, ka entanina ireo fokontany 7 ambiny mba hanamboatra ny azy mba ahafahan'ireo AC ireo miasa malalaka tsara. Araka ireo tarehy marika ireo, dia zavatra efa misy ary efa mipetraka eny anivon'ny fokontany tsirairay ato amin'ny Kaominina BEROBOKA ny vokatry ny asan'ny programa MAHEFA, ka mbola manentana ny vahoaka izahay mba: o Hanatona ireo AC raha misy ilàna torohevitra;

o Hanampy ireo AC ihany koa amin'ny fanamorana ny fanatanterahany ny andraikiny (ohatra ny fanamboarana ny toby iasan'izay ireo, satria isika sy zanatsika no mahazo tombony voalohany amin'izany);

o Hamalavala azy ireo koa mba tsy hioa-pefy, satria misy fetrany ny zavatra azon'izy ireo atao;

o Hanohy hatrany koa ny famonjena ny Tombim-pahasalamana raha misy olona ara- pahasalamana mahazo ny tsirairay.

Page 2 | 2

SARAGNA Organisation de Conseils & Appuis Tsimahavaobe, Morondava (619) MAlagasy HEniky ny FAhasalamana

COMMUNE BELO-SUR-TSIRIBIHINA – Asabotsy, Aogositra 23, 2014 PRÉSENTATION DES RÉSULTATS DE L'ÉVALUATION FINALE

Ny programa MAHEFA dia tetikasa misahana manokana ny fampandrosoana ny lafiny ara-pahasalamana sy ara-tsosialy eny ifotony, mikendry indrindra ny fampandraisana andraikitra ny mpiara-monina, amin'ny alàlan'ny fomba fiasa iray antsoina hoe "Kaominina Mendrika Salama Miabo".

Manana vokatra andrasana karazany 3 ny tetikasa, dia ny 1. Hampitombo ny filàn'ny vahoaka ireo tolotra ara-pahasalamana manara- penitra (amin'ny alàlan'ny ASA FANENTANANA) 2. Hampitombo ny fisian'ny tolotra ara-pahasalamana manara-penitra (amin'ny alàlanan'ny ASA FANDRAISANA AN-TANANA) 3. Hanatsara ny kalitaon'ny asa fandraisana an-tanana ataon'ny AC eny anivon'ny fokontany (amin'ny alalàn'ny ASA FANARAHAMASO sy TANTSOROKA)

Ireto avy kosa ireo lohahevitra hanatanterahana izany asa fanentanana sy fandraisana an-tanana izany, dia ny: 1. Fahasalaman'ny Reny sy ny Zaza 2. Fandrindrana fiterahana 3. Ady amin'ny tazomoka 4. Fanjarian-tsakafo 5. Rano, fanadiovana, fidiovana

COMMUNE BELO-SUR-TSIRIBIHINA – Asabotsy, Aogositra 23, 2014 Tamin'ny volana JONA 2014 lasa teo no lasa Kaomina Mendrika Salama miabo ny Kaominina BELO-SUR-TSIRIBIHINA, satria raha 70 point sur 100 no naoty takiana, dia nahazo naoty 80 sur 100 ny Kaominina BELO-SUR-TSIRIBIHINA, noho ny fiaraha- mientan'ireo mpandray anjara rehetra; singanina manokana amin'ny izany ireo AC, Chef CSB, ireo Chefs COSAN, ny PA ary ireo Chefs Fokontany. Farafahakeliny 56 amin'ireo AC 62 no nahazo ireo fiofanana rehetra nomen'ny MAHEFA ary afaka manatanteraka ireo asa fanentanana tsara izy ireo. 31 amin'ny fokontany 31 ato amin'ny Kaominina BELO-SUR-TSIRIBIHINA no misy AC izay efa nahazo fankatoavana fa afaka manao ireo asa fandraisana an-tanana mikasika ny o Fandraisana an-tanana ireo aretina mpahazo ny zaza eny anivon'ny fiarahamonina o Fandrindrana fiterahana (pilina atelina sy ny fanindromana depo) o Fanjarian-tsakafo o Rano, fanadiovana, fidiovana Araka izany, nandritra iny OKOTOBRA 2013 ka hatramin'ny MAI 2014 iny, o 564 zaza latsaky ny 5 taona voan'ny aretim-pivalanana no voatsabo teny anivon'ny fokontany;

o 575 zaza latsaky ny 5 taona voan'ny tazomoka no voatsabo teny anivon'ny fokontany tao anatin'ny 24 ora aorian'ny fisehoan'ny hafanan-koditra;

o 309 zaza latsaky ny 5 taona voan'ny aretin'ny fitaovam-pisefoana "pnemonia" no

Page 1 | 2

SARAGNA Organisation de Conseils & Appuis Tsimahavaobe, Morondava (619) MAlagasy HEniky ny FAhasalamana

voatsabo teny anivon'ny fokontany;

o 1,273 Vehivavy vao sambany hanao fandrindrana fiterahana moderina no hita teny amin'ny AC (pilina atelina sy depo);

o 478 Vehivavy bevohoka nalefan'ny AC ho eny amin'ny Tobimpahasalamana, mba hanao ny fisafoana faha-4;

o 366 tokantrano no manana fitaovana fanasana tanana";

o 642 lavapiringa nohatsaraina no misy eny anivon'ny fokontany;

o 556 zaza latsaky ny 2 taona voalanja teny anivon'ny AC;

o Fokontany 15 amin'ny 31 no efa manana toby iasan'ny AC, ka entanina ireo fokontany 16 ambiny mba hanamboatra ny azy mba ahafahan'ireo AC ireo miasa malalaka tsara. Araka ireo tarehy marika ireo, dia zavatra efa misy ary efa mipetraka eny anivon'ny fokontany tsirairay ato amin'ny Kaominina BELO-SUR-TSIRIBIHINA ny vokatry ny asan'ny programa MAHEFA, ka mbola manentana ny vahoaka izahay mba: o Hanatona ireo AC raha misy ilàna torohevitra;

o Hanampy ireo AC ihany koa amin'ny fanamorana ny fanatanterahany ny andraikiny (ohatra ny fanamboarana ny toby iasan'izay ireo, satria isika sy zanatsika no mahazo tombony voalohany amin'izany);

o Hamalavala azy ireo koa mba tsy hioa-pefy, satria misy fetrany ny zavatra azon'izy ireo atao;

o Hanohy hatrany koa ny famonjena ny Tombim-pahasalamana raha misy olona ara- pahasalamana mahazo ny tsirairay.

Page 2 | 2

SARAGNA Organisation de Conseils & Appuis Tsimahavaobe, Morondava (619) MAlagasy HEniky ny FAhasalamana

COMMUNE – Talata, Aogositra 26, 2014 PRÉSENTATION DES RÉSULTATS DE L'ÉVALUATION FINALE

Ny programa MAHEFA dia tetikasa misahana manokana ny fampandrosoana ny lafiny ara-pahasalamana sy ara-tsosialy eny ifotony, mikendry indrindra ny fampandraisana andraikitra ny mpiara-monina, amin'ny alàlan'ny fomba fiasa iray antsoina hoe "Kaominina Mendrika Salama Miabo".

Manana vokatra andrasana karazany 3 ny tetikasa, dia ny 1. Hampitombo ny filàn'ny vahoaka ireo tolotra ara-pahasalamana manara- penitra (amin'ny alàlan'ny ASA FANENTANANA) 2. Hampitombo ny fisian'ny tolotra ara-pahasalamana manara-penitra (amin'ny alàlanan'ny ASA FANDRAISANA AN-TANANA) 3. Hanatsara ny kalitaon'ny asa fandraisana an-tanana ataon'ny AC eny anivon'ny fokontany (amin'ny alalàn'ny ASA FANARAHAMASO sy TANTSOROKA)

Ireto avy kosa ireo lohahevitra hanatanterahana izany asa fanentanana sy fandraisana an-tanana izany, dia ny: 1. Fahasalaman'ny Reny sy ny Zaza 2. Fandrindrana fiterahana 3. Ady amin'ny tazomoka 4. Fanjarian-tsakafo 5. Rano, fanadiovana, fidiovana

COMMUNE TSARAOTANA – Talata, Aogositra 26, 2014 Tamin'ny volana JONA 2014 lasa teo no lasa Kaomina Mendrika Salama miabo ny Kaominina TSARAOTANA, satria raha 70 point sur 100 no naoty takiana, dia nahazo naoty 73 sur 100 ny Kaominina TSARAOTANA, noho ny fiaraha-mientan'ireo mpandray anjara rehetra; singanina manokana amin'ny izany ireo AC, Chef CSB, ireo Chefs COSAN, ny PA ary ireo Chefs Fokontany. Farafahakeliny 20 amin'ireo AC 20 no nahazo ireo fiofanana rehetra nomen'ny MAHEFA ary afaka manatanteraka ireo asa fanentanana tsara izy ireo. 10 amin'ny fokontany 10 ato amin'ny Kaominina TSARAOTANA no misy AC izay efa nahazo fankatoavana fa afaka manao ireo asa fandraisana an-tanana mikasika ny o Fandraisana an-tanana ireo aretina mpahazo ny zaza eny anivon'ny fiarahamonina o Fandrindrana fiterahana (pilina atelina sy ny fanindromana depo) o Fanjarian-tsakafo o Rano, fanadiovana, fidiovana Araka izany, nandritra iny OKOTOBRA 2013 ka hatramin'ny MAI 2014 iny, o 144 zaza latsaky ny 5 taona voan'ny aretim-pivalanana no voatsabo teny anivon'ny fokontany;

o 141 zaza latsaky ny 5 taona voan'ny tazomoka no voatsabo teny anivon'ny fokontany tao anatin'ny 24 ora aorian'ny fisehoan'ny hafanan-koditra;

o 18 zaza latsaky ny 5 taona voan'ny aretin'ny fitaovam-pisefoana "pnemonia" no voatsabo teny anivon'ny fokontany;

o 160 Vehivavy vao sambany hanao fandrindrana fiterahana moderina no hita teny

Page 1 | 2

SARAGNA Organisation de Conseils & Appuis Tsimahavaobe, Morondava (619) MAlagasy HEniky ny FAhasalamana

amin'ny AC (pilina atelina sy depo);

o 113 Vehivavy bevohoka nalefan'ny AC ho eny amin'ny Tobimpahasalamana, mba hanao ny fisafoana faha-4;

o 469 tokantrano no manana fitaovana fanasana tanana";

o 382 lavapiringa nohatsaraina no misy eny anivon'ny fokontany;

o 706 zaza latsaky ny 2 taona voalanja teny anivon'ny AC;

o Fokontany 8 amin'ny 10 no efa manana toby iasan'ny AC, ka entanina ireo fokontany 2 ambiny mba hanamboatra ny azy mba ahafahan'ireo AC ireo miasa malalaka tsara. Araka ireo tarehy marika ireo, dia zavatra efa misy ary efa mipetraka eny anivon'ny fokontany tsirairay ato amin'ny Kaominina TSARAOTANA ny vokatry ny asan'ny programa MAHEFA, ka mbola manentana ny vahoaka izahay mba: o Hanatona ireo AC raha misy ilàna torohevitra;

o Hanampy ireo AC ihany koa amin'ny fanamorana ny fanatanterahany ny andraikiny (ohatra ny fanamboarana ny toby iasan'izay ireo, satria isika sy zanatsika no mahazo tombony voalohany amin'izany);

o Hamalavala azy ireo koa mba tsy hioa-pefy, satria misy fetrany ny zavatra azon'izy ireo atao;

o Hanohy hatrany koa ny famonjena ny Tombim-pahasalamana raha misy olona ara- pahasalamana mahazo ny tsirairay.

Page 2 | 2

SARAGNA Organisation de Conseils & Appuis Tsimahavaobe, Morondava (619) MAlagasy HEniky ny FAhasalamana

COMMUNE MASOARIVO – Zoma, Aogositra 29, 2014 PRÉSENTATION DES RÉSULTATS DE L'ÉVALUATION FINALE

Ny programa MAHEFA dia tetikasa misahana manokana ny fampandrosoana ny lafiny ara-pahasalamana sy ara-tsosialy eny ifotony, mikendry indrindra ny fampandraisana andraikitra ny mpiara-monina, amin'ny alàlan'ny fomba fiasa iray antsoina hoe "Kaominina Mendrika Salama Miabo".

Manana vokatra andrasana karazany 3 ny tetikasa, dia ny 1. Hampitombo ny filàn'ny vahoaka ireo tolotra ara-pahasalamana manara- penitra (amin'ny alàlan'ny ASA FANENTANANA) 2. Hampitombo ny fisian'ny tolotra ara-pahasalamana manara-penitra (amin'ny alàlanan'ny ASA FANDRAISANA AN-TANANA) 3. Hanatsara ny kalitaon'ny asa fandraisana an-tanana ataon'ny AC eny anivon'ny fokontany (amin'ny alalàn'ny ASA FANARAHAMASO sy TANTSOROKA)

Ireto avy kosa ireo lohahevitra hanatanterahana izany asa fanentanana sy fandraisana an-tanana izany, dia ny: 1. Fahasalaman'ny Reny sy ny Zaza 2. Fandrindrana fiterahana 3. Ady amin'ny tazomoka 4. Fanjarian-tsakafo 5. Rano, fanadiovana, fidiovana

COMMUNE MASOARIVO – Zoma, Aogositra 29, 2014 Tamin'ny volana JOLAY 2014 lasa teo no lasa Kaomina Mendrika Salama miabo ny Kaominina MASOARIVO, satria raha 70 point sur 100 no naoty takiana, dia nahazo naoty 83 sur 100 ny Kaominina MASOARIVO, noho ny fiaraha-mientan'ireo mpandray anjara rehetra; singanina manokana amin'ny izany ireo AC, Chef CSB, ireo Chefs COSAN, ny PA ary ireo Chefs Fokontany. Farafahakeliny 21 amin'ireo AC 22 no nahazo ireo fiofanana rehetra nomen'ny MAHEFA ary afaka manatanteraka ireo asa fanentanana tsara izy ireo. 11 amin'ny fokontany 11 ato amin'ny Kaominina MASOARIVO no misy AC izay efa nahazo fankatoavana fa afaka manao ireo asa fandraisana an-tanana mikasika ny o Fandraisana an-tanana ireo aretina mpahazo ny zaza eny anivon'ny fiarahamonina o Fandrindrana fiterahana (pilina atelina sy ny fanindromana depo) o Fanjarian-tsakafo o Rano, fanadiovana, fidiovana Araka izany, nandritra iny OKOTOBRA 2013 ka hatramin'ny MAI 2014 iny, o 204 zaza latsaky ny 5 taona voan'ny aretim-pivalanana no voatsabo teny anivon'ny fokontany;

o 286 zaza latsaky ny 5 taona voan'ny tazomoka no voatsabo teny anivon'ny fokontany tao anatin'ny 24 ora aorian'ny fisehoan'ny hafanan-koditra;

o 152 zaza latsaky ny 5 taona voan'ny aretin'ny fitaovam-pisefoana "pnemonia" no voatsabo teny anivon'ny fokontany;

o 956 Vehivavy vao sambany hanao fandrindrana fiterahana moderina no hita teny

Page 1 | 2

SARAGNA Organisation de Conseils & Appuis Tsimahavaobe, Morondava (619) MAlagasy HEniky ny FAhasalamana

amin'ny AC (pilina atelina sy depo);

o 206 Vehivavy bevohoka nalefan'ny AC ho eny amin'ny Tobimpahasalamana, mba hanao ny fisafoana faha-4;

o 874 tokantrano no manana fitaovana fanasana tanana";

o 518 lavapiringa nohatsaraina no misy eny anivon'ny fokontany;

o 509 zaza latsaky ny 2 taona voalanja teny anivon'ny AC;

o Fokontany 7 amin'ny 11 no efa manana toby iasan'ny AC, ka entanina ireo fokontany 4 ambiny mba hanamboatra ny azy mba ahafahan'ireo AC ireo miasa malalaka tsara. Araka ireo tarehy marika ireo, dia zavatra efa misy ary efa mipetraka eny anivon'ny fokontany tsirairay ato amin'ny Kaominina MASOARIVO ny vokatry ny asan'ny programa MAHEFA, ka mbola manentana ny vahoaka izahay mba: o Hanatona ireo AC raha misy ilàna torohevitra;

o Hanampy ireo AC ihany koa amin'ny fanamorana ny fanatanterahany ny andraikiny (ohatra ny fanamboarana ny toby iasan'izay ireo, satria isika sy zanatsika no mahazo tombony voalohany amin'izany);

o Hamalavala azy ireo koa mba tsy hioa-pefy, satria misy fetrany ny zavatra azon'izy ireo atao;

o Hanohy hatrany koa ny famonjena ny Tombim-pahasalamana raha misy olona ara- pahasalamana mahazo ny tsirairay.

Page 2 | 2

SARAGNA Organisation de Conseils & Appuis Tsimahavaobe, Morondava (619)

COMMUNE ANDIMAKY – Alakamisy, Aogositra 14, 2014 PRÉSENTATION DES RÉSULTATS DE L'ÉVALUATION FINALE

Ny programa MAHEFA dia tetikasa misahana manokana ny fampandrosoana ny lafiny ara-pahasalamana sy ara-tsosialy eny ifotony, mikendry indrindra ny fampandraisana andraikitra ny mpiara-monina, amin'ny alàlan'ny fomba fiasa iray antsoina hoe "Kaominina Mendrika Salama Miabo".

Manana vokatra andrasana karazany 3 ny tetikasa, dia ny 1. Hampitombo ny filàn'ny vahoaka ireo tolotra ara-pahasalamana manara- penitra (amin'ny alàlan'ny ASA FANENTANANA) 2. Hampitombo ny fisian'ny tolotra ara-pahasalamana manara-penitra (amin'ny alàlanan'ny ASA FANDRAISANA AN-TANANA) 3. Hanatsara ny kalitaon'ny asa fandraisana an-tanana ataon'ny AC eny anivon'ny fokontany (amin'ny alalàn'ny ASA FANARAHAMASO sy TANTSOROKA)

Ireto avy kosa ireo lohahevitra hanatanterahana izany asa fanentanana sy fandraisana an-tanana izany, dia ny: 1. Fahasalaman'ny Reny sy ny Zaza 2. Fandrindrana fiterahana 3. Ady amin'ny tazomoka 4. Fanjarian-tsakafo 5. Rano, fanadiovana, fidiovana

COMMUNE ANDIMAKY – Alakamisy, Aogositra 14, 2014 Tamin'ny volana JONA 2014 lasa teo no lasa Kaomina Mendrika Salama miabo ny Kaominina Andimaky, satria raha 70 point sur 100 no naoty takiana, dia nahazo naoty 74 sur 100 ny Kaominina Andimaky, noho ny fiaraha-mientan'ireo mpandray anjara rehetra; singanina manokana amin'ny izany ireo AC, Chef CSB, ireo Chefs COSAN, ny PA ary ireo Chefs Fokontany. Farafahakeliny 19 amin'ireo AC 24 no nahazo ireo fiofanana rehetra nomen'ny MAHEFA ary afaka manatanteraka ireo asa fanentanana tsara izy ireo. 11 amin'ny fokontany 12 ato amin'ny Kaominina Andimaky no misy AC izay efa nahazo fankatoavana fa afaka manao ireo asa fandraisana an-tanana mikasika ny o Fandraisana an-tanana ireo aretina mpahazo ny zaza eny anivon'ny fiarahamonina o Fandrindrana fiterahana (pilina atelina sy ny fanindromana depo) o Fanjarian-tsakafo o Rano, fanadiovana, fidiovana Araka izany, nandritra iny OKOTOBRA 2013 ka hatramin'ny MAI 2014 iny, o 219 zaza latsaky ny 5 taona voan'ny aretim-pivalanana no voatsabo teny anivon'ny fokontany;

o 720 zaza latsaky ny 5 taona voan'ny tazomoka no voatsabo teny anivon'ny fokontany tao anatin'ny 24 ora aorian'ny fisehoan'ny hafanan-koditra;

o 119 zaza latsaky ny 5 taona voan'ny aretin'ny fitaovam-pisefoana "pnemonia" no voatsabo teny anivon'ny fokontany;

Page 1 | 2

SARAGNA Organisation de Conseils & Appuis Tsimahavaobe, Morondava (619)

o 151 Vehivavy vao sambany hanao fandrindrana fiterahana moderina no hita teny amin'ny AC (pilina atelina sy depo);

o 76 Vehivavy bevohoka nalefan'ny AC ho eny amin'ny Tobimpahasalamana, mba hanao ny fisafoana faha-4;

o 331 tokantrano no manana fitaovana fanasana tanana";

o 18 lavapiringa nohatsaraina no misy eny anivon'ny fokontany;

o 764 zaza latsaky ny 2 taona voalanja teny anivon'ny AC;

o Fokontany 4 amin'ny 12 no efa manana toby iasan'ny AC, ka entanina ireo fokontany 8 ambiny mba hanamboatra ny azy mba ahafahan'ireo AC ireo miasa malalaka tsara. Araka ireo tarehy marika ireo, dia zavatra efa misy ary efa mipetraka eny anivon'ny fokontany tsirairay ato amin'ny Kaominina Andimaky ny vokatry ny asan'ny programa MAHEFA, ka mbola manentana ny vahoaka izahay mba: o Hanatona ireo AC raha misy ilàna torohevitra;

o Hanampy ireo AC ihany koa amin'ny fanamorana ny fanatanterahany ny andraikiny (ohatra ny fanamboarana ny toby iasan'izay ireo, satria isika sy zanatsika no mahazo tombony voalohany amin'izany);

o Hamalavala azy ireo koa mba tsy hioa-pefy, satria misy fetrany ny zavatra azon'izy ireo atao;

o Hanohy hatrany koa ny famonjena ny Tombim-pahasalamana raha misy olona ara- pahasalamana mahazo ny tsirairay.

Page 2 | 2

SARAGNA Organisation de Conseils & Appuis Tsimahavaobe, Morondava (619) MAlagasy HEniky ny FAhasalamana

COMMUNE – Alakamisy, Aogositra 21, 2014 PRÉSENTATION DES RÉSULTATS DE L'ÉVALUATION FINALE

Ny programa MAHEFA dia tetikasa misahana manokana ny fampandrosoana ny lafiny ara-pahasalamana sy ara-tsosialy eny ifotony, mikendry indrindra ny fampandraisana andraikitra ny mpiara-monina, amin'ny alàlan'ny fomba fiasa iray antsoina hoe "Kaominina Mendrika Salama Miabo".

Manana vokatra andrasana karazany 3 ny tetikasa, dia ny 1. Hampitombo ny filàn'ny vahoaka ireo tolotra ara-pahasalamana manara- penitra (amin'ny alàlan'ny ASA FANENTANANA) 2. Hampitombo ny fisian'ny tolotra ara-pahasalamana manara-penitra (amin'ny alàlanan'ny ASA FANDRAISANA AN-TANANA) 3. Hanatsara ny kalitaon'ny asa fandraisana an-tanana ataon'ny AC eny anivon'ny fokontany (amin'ny alalàn'ny ASA FANARAHAMASO sy TANTSOROKA)

Ireto avy kosa ireo lohahevitra hanatanterahana izany asa fanentanana sy fandraisana an-tanana izany, dia ny: 1. Fahasalaman'ny Reny sy ny Zaza 2. Fandrindrana fiterahana 3. Ady amin'ny tazomoka 4. Fanjarian-tsakafo 5. Rano, fanadiovana, fidiovana

COMMUNE BEREVO – Alakamisy, Aogositra 21, 2014 Tamin'ny volana JONA 2014 lasa teo no lasa Kaomina Mendrika Salama miabo ny Kaominina BEREVO, satria raha 70 point sur 100 no naoty takiana, dia nahazo naoty 75 sur 100 ny Kaominina BEREVO, noho ny fiaraha-mientan'ireo mpandray anjara rehetra; singanina manokana amin'ny izany ireo AC, Chef CSB, ireo Chefs COSAN, ny PA ary ireo Chefs Fokontany. Farafahakeliny 15 amin'ireo AC 16 no nahazo ireo fiofanana rehetra nomen'ny MAHEFA ary afaka manatanteraka ireo asa fanentanana tsara izy ireo. 8 amin'ny fokontany 8 ato amin'ny Kaominina BEREVO no misy AC izay efa nahazo fankatoavana fa afaka manao ireo asa fandraisana an-tanana mikasika ny o Fandraisana an-tanana ireo aretina mpahazo ny zaza eny anivon'ny fiarahamonina o Fandrindrana fiterahana (pilina atelina sy ny fanindromana depo) o Fanjarian-tsakafo o Rano, fanadiovana, fidiovana Araka izany, nandritra iny OKOTOBRA 2013 ka hatramin'ny MAI 2014 iny, o 112 zaza latsaky ny 5 taona voan'ny aretim-pivalanana no voatsabo teny anivon'ny fokontany;

o 343 zaza latsaky ny 5 taona voan'ny tazomoka no voatsabo teny anivon'ny fokontany tao anatin'ny 24 ora aorian'ny fisehoan'ny hafanan-koditra;

o 26 zaza latsaky ny 5 taona voan'ny aretin'ny fitaovam-pisefoana "pnemonia" no voatsabo teny anivon'ny fokontany;

o 274 Vehivavy vao sambany hanao fandrindrana fiterahana moderina no hita teny

Page 1 | 2

SARAGNA Organisation de Conseils & Appuis Tsimahavaobe, Morondava (619) MAlagasy HEniky ny FAhasalamana

amin'ny AC (pilina atelina sy depo);

o 93 Vehivavy bevohoka nalefan'ny AC ho eny amin'ny Tobimpahasalamana, mba hanao ny fisafoana faha-4;

o 334 tokantrano no manana fitaovana fanasana tanana";

o 94 lavapiringa nohatsaraina no misy eny anivon'ny fokontany;

o 343 zaza latsaky ny 2 taona voalanja teny anivon'ny AC;

o Fokontany 2 amin'ny 8 no efa manana toby iasan'ny AC, ka entanina ireo fokontany 6 ambiny mba hanamboatra ny azy mba ahafahan'ireo AC ireo miasa malalaka tsara. Araka ireo tarehy marika ireo, dia zavatra efa misy ary efa mipetraka eny anivon'ny fokontany tsirairay ato amin'ny Kaominina BEREVO ny vokatry ny asan'ny programa MAHEFA, ka mbola manentana ny vahoaka izahay mba: o Hanatona ireo AC raha misy ilàna torohevitra;

o Hanampy ireo AC ihany koa amin'ny fanamorana ny fanatanterahany ny andraikiny (ohatra ny fanamboarana ny toby iasan'izay ireo, satria isika sy zanatsika no mahazo tombony voalohany amin'izany);

o Hamalavala azy ireo koa mba tsy hioa-pefy, satria misy fetrany ny zavatra azon'izy ireo atao;

o Hanohy hatrany koa ny famonjena ny Tombim-pahasalamana raha misy olona ara- pahasalamana mahazo ny tsirairay.

Page 2 | 2

SARAGNA Organisation de Conseils & Appuis Tsimahavaobe, Morondava (619) MAlagasy HEniky ny FAhasalamana

COMMUNE – Alakamisy, Aogositra 14, 2014 PRÉSENTATION DES RÉSULTATS DE L'ÉVALUATION FINALE

Ny programa MAHEFA dia tetikasa misahana manokana ny fampandrosoana ny lafiny ara-pahasalamana sy ara-tsosialy eny ifotony, mikendry indrindra ny fampandraisana andraikitra ny mpiara-monina, amin'ny alàlan'ny fomba fiasa iray antsoina hoe "Kaominina Mendrika Salama Miabo".

Manana vokatra andrasana karazany 3 ny tetikasa, dia ny 1. Hampitombo ny filàn'ny vahoaka ireo tolotra ara-pahasalamana manara- penitra (amin'ny alàlan'ny ASA FANENTANANA) 2. Hampitombo ny fisian'ny tolotra ara-pahasalamana manara-penitra (amin'ny alàlanan'ny ASA FANDRAISANA AN-TANANA) 3. Hanatsara ny kalitaon'ny asa fandraisana an-tanana ataon'ny AC eny anivon'ny fokontany (amin'ny alalàn'ny ASA FANARAHAMASO sy TANTSOROKA)

Ireto avy kosa ireo lohahevitra hanatanterahana izany asa fanentanana sy fandraisana an-tanana izany, dia ny: 1. Fahasalaman'ny Reny sy ny Zaza 2. Fandrindrana fiterahana 3. Ady amin'ny tazomoka 4. Fanjarian-tsakafo 5. Rano, fanadiovana, fidiovana

COMMUNE ANKALALOBE – Alakamisy, Aogositra 14, 2014 Tamin'ny volana JONA 2014 lasa teo no lasa Kaomina Mendrika Salama miabo ny Kaominina Ankalalobe, satria raha 70 point sur 100 no naoty takiana, dia nahazo naoty 72 sur 100 ny Kaominina Ankalalobe, noho ny fiaraha-mientan'ireo mpandray anjara rehetra; singanina manokana amin'ny izany ireo AC, Chef CSB, ireo Chefs COSAN, ny PA ary ireo Chefs Fokontany. Farafahakeliny 20 amin'ireo AC 24 no nahazo ireo fiofanana rehetra nomen'ny MAHEFA ary afaka manatanteraka ireo asa fanentanana tsara izy ireo. 11 amin'ny fokontany 12 ato amin'ny Kaominina Ankalalobe no misy AC izay efa nahazo fankatoavana fa afaka manao ireo asa fandraisana an-tanana mikasika ny o Fandraisana an-tanana ireo aretina mpahazo ny zaza eny anivon'ny fiarahamonina o Fandrindrana fiterahana (pilina atelina sy ny fanindromana depo) o Fanjarian-tsakafo o Rano, fanadiovana, fidiovana Araka izany, nandritra iny OKOTOBRA 2013 ka hatramin'ny MAI 2014 iny, o 240 zaza latsaky ny 5 taona voan'ny aretim-pivalanana no voatsabo teny anivon'ny fokontany;

o 574 zaza latsaky ny 5 taona voan'ny tazomoka no voatsabo teny anivon'ny fokontany tao anatin'ny 24 ora aorian'ny fisehoan'ny hafanan-koditra;

o 240 zaza latsaky ny 5 taona voan'ny aretin'ny fitaovam-pisefoana "pnemonia" no voatsabo teny anivon'ny fokontany;

o 1,085 Vehivavy vao sambany hanao fandrindrana fiterahana moderina no hita teny

Page 1 | 2

SARAGNA Organisation de Conseils & Appuis Tsimahavaobe, Morondava (619) MAlagasy HEniky ny FAhasalamana

amin'ny AC (pilina atelina sy depo);

o 137 Vehivavy bevohoka nalefan'ny AC ho eny amin'ny Tobimpahasalamana, mba hanao ny fisafoana faha-4;

o 322 no tokantrano manana fitaovana fanasana tanana";

o 9 no lavapiringa nohatsaraina eny anivon'ny fokontany;

o 809 zaza latsaky ny 2 taona voalanja teny anivon'ny AC;

o Fokontany 6 amin'ny 12 no efa manana toby iasan'ny AC, ka entanina ireo fokontany 6 ambiny mba hanamboatra ny azy mba ahafahan'ireo AC ireo miasa malalaka tsara. Araka ireo tarehy marika ireo, dia zavatra efa misy ary efa mipetraka eny anivon'ny fokontany tsirairay ato amin'ny Kaominina Ankalalobe ny vokatry ny asan'ny programa MAHEFA, ka mbola manentana ny vahoaka izahay mba: o Hanatona ireo AC raha misy ilàna torohevitra;