LVRP 30 VM.Pdf

LVRP 30 VM.Pdf

NY FEON’NY MPIOMPY TRONDRO Ny gazetin’ny fiompiana trondro eto Madagasikara Febroary 2016 - n° 30 - Mivoaka isaky ny telo volana Lohahevitra : NY FANATAVIZANA fIofanana an-TSEKoLY MIKaSIKa nY FIOMPIANA TRONDRO an-TanIMbarY (P.2) FIOMPIANA KarPa an-TanIMbarY MORA atao no AHOANA NO AHAZOANA MAMPIdI-boLa (P. 9-10) TRONDRO LEHIBE ? Ireo fepetra manova ny fitombon’ny trondro (P. 7 - 9) fiompiana amin’ny FANAMaSaHANA fahavaratra DOBO (P. 4) nY FOMBA fIoMANANA FAMAHANANA TSara (P. 3) TRONDRO (P. 5- 6) ny feon’ny Mpiompy Trondro n° 30 SaSInTEnY Karazana fomba fiompiana trondro Ry mpamaky hajaina, IrEo LEnTaM-PaMoKARANA SaMY HAFA Miovaova araka ny fomba famokarana ampiasaina ny vokatra azo Faly miarahaba anareo rehetra nahatratra ity taom-baovao ity amin’ny fiompiana trondro. Samy manana ny tombony sy ny lafy ny ekipa misahana ny gazety «Ny Feon’ny Mpiompy Trondro» ratsiny avy ny fomba famokarana tsirairay ho an’ny mpiompy iray (FMT). Ho taom-pahombiazana ho anareo mpiara-miasa rehe- izay te hamokatra betsaka. Andeha àry hampitahaintsika ireo len- tra anie ny taona 2016. ta-mpamokarana lehibe telo misy. Tamin’ny laharana farany isika dia niresaka ny momba ny fa- Fomba famokarana voajanahary mokarana zana-trondro. Hiompana amin’ny «Fanatavizana Mifototra amin’ny famokarana voaja- trondro» kosa ity laharana vaovao atolotray anareo ity. Ho hita- nahary ananan’ny dobo io fomba io, ny nareo ato, tahaka ny mahazatra, ny teknika sy fomba fanatavi- fahafahan’ny natiora mamokatra sakafo zana : ireo fepetra tokony hajaina hahazoana trondro lehibe, ny ho an’ny trondro : bibikely tsy hita maso, fanamasahana dobo sy tanimbary, ny famahanana. Homena fa- lomotra, biby madinika… Tsy mamaha- © APDRA 2016 halalana maro ihany koa ianareo mikasika ny karazam-pamoka- Dobon’i Joseph Emile na (na kely) ary tsy manamasaka dobo Rakotomanga ao Vatomandry rana trondro, ny «Niches écologiques» ifampiankinan’ny karpa (na kely) amin’izany. Miankina amin’ny sy ny tilapia... Hizara ny traikefany momba ny fomba fiompiany harena voajanahary ao an-dobo (miankina amin’ny fahazoan’ny amintsika kosa ireo namana avy amin’ny faritra maro manerana dobo tara-masoandro sy ny kalitaon’ny tany) sy ny velaran-tany ny Nosy hahazoantsika tsara izay voalaza ato anatin’ny gazety. ampidirana trondro izany ny vokatra azo. Manatombo io fomba fa- Antenainay àry fa hanampy anareo amin’ny fampiharana izay mokarana io satria kely mason-karena : mividy na mamokatra zana- ataonareo ny gazetintsika ! trondro dia mampiasa olona fotsiny. Tsy atahorana loatra koa ny Ny ekipan’ny FMT aretina satria vitsy ny trondro ompiana. Amin’ity fomba famoka- rana ity dia latsaky ny 1 taonina/ha isan-taona mazàna ny vokatra. Amin’ny fiompiana an-tanimbary afovoan-tany kosa dia mifana- INONA NO VAOVAO ? raka amin’ny fotoam-pambolena vary ny vokatra ka manodidina fIofanana MoMba nY fIoMPIana Trondro ny 250 hatramin’ny 400 kilao/ha/fotoam-pambolem-bary izany. an-TanIMbarY EnY an-TSEKoLY Fomba famokarana mampiasa Tanterahina eto afovoan-tany ny tetik’asa entina manapariaka eny teknika an-tsekoly ny fomba fiompiana trondro an-tanimbary. Ny tanjony Amin’ity fomba famokarana ity dia ma- dia ny hanome ireo tanora mpianatra eny ambanivohitra fiofanana sahana ny dobo hiforonan’ireo bibikely azo ampiharina avy hatrany ary © APDRA 2016 tsy hita maso sady mamahana trondro koa hanentanana ireo ray aman- Mpiompy iray mamahana ny ihany koa. Ny fanamasahana tsara, dreny hanao ny fiompiana trondro trondrony taratra amin’ny hamaitson’ny rano, dia an-tanimbary. Ny taom-pianarana mety hampihena ny famahanana. Sarotra kokoa ny fitantanana ity 2014-2015 no nisantarana izany, fomba famokarana ity. Raha be loatra mantsy ny fanamasahana tao amin’ny faritra Itasy, Vakinan- dia hiteraka tsy fahampiana oksizena. Raha tafahoatra kosa ny karatra ary Matsiatra Ambony, ka famahanana dia hahatonga fanandaniam-poana sy famoronana mpianatry ny kilasy faha 6 hatra- azota be loatra. Tokony ho voalanjalanja tsara, araka izany, ny min’ny faha 9 manodidina ny 5000 fatran’ny sakafo. Voafetra ho 10 taonina/ha/taona isan-dobo eo ho teo anivon’ny sekoly ambanivohitra eo ny vokatra azo amin’izany. Mitaky fananana tahirim-bola man- miisa 20 no nahazo fiofanana. dava-taona ny fanaovana ity famokarana ity ahafahana mividy sa- kafo sy zezika ara-potoana. Sarotra ho an’ny mpiompy ny manarina Miditra amin’ny andiany faharoa ny fatiantoka raha misy tranga toy ny halatra, fahavakisana fefiloha, ny tetik’asa ankehitriny ka mpia- aretina…mandritra ny fotoam-piompiana. Raha mizotra tsara kosa natry ny kilasy faha 6 sy faha 7 ny fiompiana sady mampiasa teknika sy foto-drafitrasa voaaro, dia © APDRA 2015 manodidina ny 12000 eo ani- Toy izao ny fonon’ilay boky kely ho betsaka kokoa ny tombony. mirakitra ny tantara an-tsary von’ny sekoly miisa 80 eny am- banivohitra no vinavinaina omena Fomba famokarana avo lenta fiofanana amin’izany. Mahazo tombotsoa amin’ity andiany faharoa ity Ambony dia ambony ny hakitroka ampia- ny faritra Amoron’i Mania. Ny APDRA miara-miombon’antoka amin’ny saina amin’ity fomba famokarana avo lenta DREN, CISCO sy DRRHP no manatanteraka io tetik’asa io ary vat- ity. Mila sakafo betsaka sy manan-karena sian’ny Vondrona Eropeanina vola amin’ny alalan’ilay tetik’asa Smart- hery fanorenana na «protéines» amin’iza- Sary : Frédéric BISSON Fish izay sahanin’ny Vaomieran’ny Ranomasim-be Indiana sy ny FAO. ny. Ny fahalovan’io akora io mantsy no mi- Foto-drafitrasa lafo vidy Fitaovam-pampiofanana mahomby teraka fandaniana oksizena sy famokarana « ammoniaque » betsaka. Tokony hametraka fitaovana fampidiran-drivotra, noho izany, hanent- Hanamoràna ny fampitana ny fiofanana amin’ireo mpianatra eny senana ny tsy fahampian’ny oksizena ary fitaovana fitatavanan-drano ambanivohitra dia natonta ny tantara an-tsary natao ho azy ireo. hanariana ireo singa misy azota ratsy (ammoniaque, nitrite, nitrate). Tantara mifono hatsikana, hafatra ara-tekinika sy ara-tontolo iaina- Lafo vidy ny fanaovana fiompiana avo lenta. Voafetra ny fahafahana na, ara-piaraha-monina ary ara-toekarena mahakasika ny fiompia- manao izany eto Madagasikara noho ny tsy fisian’ny herinaratra eny na trondro an-tanimbary ety afovoan-tany no natao ! Tantaran’ny ambanivohitra sy ny tsy fananan’ny mpamokatra ny vola ilaina. Amin’ity tanora mpianatra mitovy amin’izy ireo no naseho. Ankehitriny dia fomba famokarana ity dia ny lanjan’ny trondro (kilao) azo amin’ny rano misy ihany koa ny fanodinana horonantsary ho azy ireo. 1 m3 nampiasaina no andrefesana ny vokatra. febroary 2016 2 ny feon’ny Mpiompy Trondro n° 30 Fiompiana trondro amin’ny fotoanan’ny orana nY foMba fIoManana TSara Voakasiky ny fotoam-pahavaratra ireo faritra rehetra iasan’ny APDRA. Ny fiomanana tsara dia mety hampihena ireo voka-dratsin’ny rano be : fisafidianana ny tanimbary hiompiana sy ny fanaovana fanajariana mifanaraka amin’ny fiompiana an-dobo. Fisafidianana tanimbary Fanajariana Tsy ny tanimbary rehetra no mety hiompiana Rehefa voafidy ny tanimbary dia tokony hiroso amin’ny asa fanajariana ny mpiompy trondro. Tokony hahafeno ireo fepetra maro- hahatomombana ny fizotry ny fiompiana (jereo ny sary eo ambany). maro takian’ny fiompiana trondro ilay tanim- Fanajariana tanimbary 1. sy 2. Lakan-drano bary tiana hiompiana : 3. Tahalaka (50 sm x 50 sm, 80 sm ny foto- - Akaiky trano hanamora ny fanaraha-maso, tra) : Hialana amin’ny fihoaran’ny rano sy ny fahavakisan’ny fefiloha, ahafahana mampia- ny fikojakojana ary ny fiambenana ; katra ny haavon’ny rano hifanaraka amin’ny halavan’ny vary sy ny haben’ny trondro. - Tanimanga sady talaky masoandro ; 4. Tata-belona (50 sm ny fototra, 80 sm ny - Ahafahana mifehy rano tsara, farafaharat- halaliny) : Hialana amin’ny fahaverezan’ny trondro, hampahazo aina ny trondro, hana- siny mandritra ny fanatavizana : azo ritina, morana ny fakana ny trondro vokatra 1 5. Karakaran-tsivana (miankina amin’ny ha- azo hamainina ; lehiben’ny lakan-drano/fantsona) : Hanaka- - Mora ampidirana rano ; nana ny trondro na/sy biby mpanimba sy ny fivoahan’ny trondro ompiana. - Tsy mora tondraka amin’ny fotoam-pahavaratra. 2 5 3 4 © APDRA 2016 © APDRA 2016 Tanimbary manamora ny fifehezana rano Fotoanan’ny rivo-doza : ahoana no ialana amin’ny fahavakisan’ny fefiloha ? Ireo fahasimbana izay tsy mbola fahitanay !» Ramatoa Sylvie, vadin’i David, tompona dobo barazy mirefy 27 Ireo fepetra fiomanana ara ao Ampitak’ihosy Toamasina, no nanaiky hitantara amintsika Hialàna na hampihenana ny fahavakisana fefiloha amin’ny fiompiana an- ny fahavakisan’ny fefilohan’izy ireo taorian’ny ora-mikija ny volana dobo barazy dia indro misy toro-làlana vitsivitsy omena anareo mpiompy : febroary 2015 : - Mihainoa radio hahazoam-baovao mikasika ireo daty andalo- «Ny alin’ny voalohan’ny volana febroary no nitrangan’ny loza. Nisy van’ny rivo-doza ; oram-baventy tamin’izay ary nanorana tsy an-kiato. Tamin’io alina - Ampidino ny haavon’ny rano ao an-dobo, andro vitsivitsy mialoha io no nandrenesanay feon-javatra mafy be. Ny ampitso, very daho- ny fiavian’ny rivo-doza ; lo ny trondro tao an-dobo. Tena kivy aho tamin’izay. Ora vitsivitsy - Alalaho ny «trop plein» ary aza asiana tsato-kazo eo amin’ny vavany taorian’izay anefa dia niverina tao an-dobo ny trondro sasantsasa- na makarakara na lay sao manelingelina ny fivoahan’ireo fakon-java- ny. Kely dia kely ireo trondro ireo tamin’ny nampidirana azy kanefa maniry ; tena nihalehibe tokoa na dia fohy aza ny fotoana niompiana. - Alalaho ny vavan’ny «moine» hanamora ny fikorianan’ny rano, Antony maro no nahavaky ny fefiloha : tsy fisian’ny fefiloha mia- esory ny makarakara, ny lay… ; loha ny dobo, kely loatra koa ny «revanche» ary tery loatra ny - Alalaho ary diovy ny lakan-drano fandritana hahamora ny fivoahan- «trop plein» (tatatra fanarian-drano mihoatra). Nifamaly izahay drano amin’ny alalan’ny «moine» ; mivady tamin’ny nanamboatra ny «revanche» satria niteny taminy - Araho maso ny toetoetry ny rano manodidina ny fefiloha (fito- aho ny hanajana ny fomba fanaovana izany saingy tsy nohenoiny, sahan’ny rano…) isaky ny misy oram-baventy ary hamarino raha tezitra mafy aho tamin’izay ! Tsy nandray ny fepetra rehetra toko- miasa tsara ny «trop plein», izany hoe ny haavon’ny rano ao ana- ny ho natao izahay fa faly nijery ny dobo feno rano fotsiny, tranga tiny.

View Full Text

Details

  • File Type
    pdf
  • Upload Time
    -
  • Content Languages
    English
  • Upload User
    Anonymous/Not logged-in
  • File Pages
    12 Page
  • File Size
    -

Download

Channel Download Status
Express Download Enable

Copyright

We respect the copyrights and intellectual property rights of all users. All uploaded documents are either original works of the uploader or authorized works of the rightful owners.

  • Not to be reproduced or distributed without explicit permission.
  • Not used for commercial purposes outside of approved use cases.
  • Not used to infringe on the rights of the original creators.
  • If you believe any content infringes your copyright, please contact us immediately.

Support

For help with questions, suggestions, or problems, please contact us