Harena voajanahary tsara tantana, fiaraha-monina mirindra sy mivoatra Laharana 10- Jolay 2012 Kaominina Ankarimbelo, Ambinanitromby Fiahiana ara-tsakafo sy ny Fitrandrahana volamena tsy ara-dalàna amin’ireo fitantanana ny harena voajanahary Kaominina manamorina ny Tandavan’ala Voalaza fa mahomby ny fiahiana ara-tsakafo raha mipetraka ireto fepetra telo ireto : misy ny sakafo, malalaka ny fahafahana mahazo ireo sakafo ireo ary afaka ampiasaina Kaominina amin’ny tokony ilàna azy. Raha ampifandraisina amin’ny Ankarimbelo fitantanana ny harena voajanahary kosa indray ny fiahiana ara-tsakafo dia azo lazaina fa ny fampiroboroboana ny fambolena sy ny famokarana no tena fototra satria dia ireo Nanomboka ny taona 2010 harena voajanahary no singa entina mamokatra (karazana mankaty dia tsy nitsahatra tany, ranomamy, ranon’orana...), izany hoe, raha tiana tena nitombo tokoa ireo hisy ny fahavokarana ara-tsakafo dia ilaina ny hatsaran’ny mpitrandraka volamena ao tany sy ny fahampian’ny rano. amin’ny Alan’Ankarimbelo. Raha mbola amam-polony izy Iaraha-mahalala fa tany amboalohany dia mbola tsara ny ireo tany amboalohany dia azo nofontany satria mbola tsy nodorana ny tanety, mbola tsy tombanana ho mihoatra ny 500 nosimbaina tamin’ny fampiasana vokatra simika ny tsiron’ny isa izany amin’izao fotoana tany ary mbola tsy notrandrahina ihany koa ny any anoratana ny lahatsoratra izao ambanin’ny tany. Ny rano ampy tsara satria dia mbola tsy araka ny filazan’ny COBA. tototra ireo loharano ary mbola avy amin’ny fotoana maha Ny toerana tena nasibatr’ireto mety azy ny orana. Noho izany dia mbola nipetraka ilay hoe mpitrandraka ireto amin’izany tonon’androm-pambolena ka afaka namokatra amin’ny ara- dia ny ao Sahamalo izay dalàna sy mahazo vokatra ampy tsara ny mpamboly. manakaiky ny loharanon’I Matitanana, Ankehitriny anefa dia toa efa mananosarotra ny mahazo Tsenam-barotra ao anaty Kaominina Banjamalalaka izay efa manodidina satria ireo hazo vokatra tsara, na amin’ny habetsahan’ny vokatra io na ala manamorona ny alan’ny Ambinanitromby eny amin’ny sisin’ny rano dia amin’ny hatsarany. Antony maromaro no mahatonga izany: Miarinarivo, ampiasain’ireo mpitrandaka miha tery ny tany azo volena, miha ratsy ihany koa ny Zavatra mbola tsy fahita Bevamborozaha, Ankoatra an’Ankarimbelo dia mba hitazonany ny milina tsy nofontany, tsy ampy intsony ny rano. Rehefa tsy ampy anefa matetika izany hoe misy Taolandambo, mampanahy ihany koa ny hihetsika hany ka atahorana ny vokatra dia manjaka ny tsy fahampian-tsakafo, sahirana tsenam-barotra ao anaty ala : Tsangàna , Ivonosy. fitrandrahana ataon’ny sinoa hihotsaka hatramin’ny arabe. ny mponina ka ny laharam-pahamehana aloha dia ny ny andron’ny tsena dia Miteraka voka-dratsy tokoa ity ao amin’ny Kaominina fitadiavana sakafo mba hamenoana ny kibo noana. Alahady ny ao fitrandrahana tsy ara-dalàna ity, Ambinanitromby. Ao amin’ny -Araka ny heno tamin’ny Vokatr’izany dia tsy mba afa-mihary ny fianakaviana ka miha Bevamborozaha ary zoma ny indrindra ho an’ny loharanon’ny reniranon’Ihomby sy Ionilahy Ben’ny tanàna iray dia malaza mahantra hatrany hatrany. Matitanana satria dia hita fa ao Taolandambo. Araka ny raha ny marimarina kokoa. fa tonga hatramin’ny fanodi - heno dia hita ao anatin’ny mihena ny loharano nefa izy kodinana (detournement de Raha zohina anefa ny zava-misy dia ny fikajiana ny tontolo tsena ao avokoa ireo no mamatsy ny rano fampiasa Ny tena ilazana fa mineur) ny zavatra ataon’ireto ianana sy ny harena voajanahary ihany no antoka karazana vokatra rehetra : ny sy fisotron’ny mponina amin’ny mampanahy mantsy dia tsy sinoa ka ny zazavavy 14 ka hitazonana ny hatsaran’ny tany sy ny fahampian’ny rano vidim-bary ohatra dia sahandriak’Andohanimatitanan sandry sy angady intsony no hatramin’ny 16 taona no tena mba hampahomby ny famokarana, hisian’ny fanjariana ara- manodidina ny 350 – 400 a iny. Porofo hita taratra ny manao ny fitrandrahana fa dia nasibatra amin’izany, toy ny tsakafo. Ny zavatra tsapa aloha dia mbola mila fotoana ariary ary mahalany kisoa iray paompin-drano tapaka milina avy hatrany. hita ao Onilahy. lavalava indray ny fanarenana ny tontolo simba. matetika vokatry ny fihenan’ny isaky ny andro tsena ny Mamakivaky manaraka ny mpivarotra. loharano. rano ity milina ka mitrongy ireo Mampalahelo izany sehon- Raha ho an’ireo Kaominina vitsivitsy manamorona ny ala fasika any anaty rano sy javatra izany. Loza mitatao ho izay iasan’ny CMP Tandavanala mandritra ny taona vitsivitsy Raha mbola mitohy izao dia manivana izany mba an’ny firenena ny fanimbana dia efa manomboka ny fanajariana miandalana ireo toeram- atahorana mafy ho lasa Araka ny fanadihadiana, dia hazahoany ireo karazana sy ny fitrandrahana hita etsy sy pambolena. Omena fiofanana ara-pambolena ireo mponina tanàn-dehibe ao anaty ala ao misy antony vitsivitsy no tena harena an-kibon’ny tany maro. eroa. Tsy vitan’ny hoe simba eny ifotony mba hanatsarana ny tekinikam-pambolena ka ka ho ringana tanteraka ny mahatonga ny olona hiditra sy ny tontolo ianana sy ny harena mba ahazoana vokatra tsaratsara kokoa. Ireo olona tena tandavan’ala. hitrandraka any anatin’ny ala : Ireo fasika nahavitana voajanahary fa mitondra nomena andraikitra tamin’ny famindrana fitantanana ny ala eo aloha ny faharatsian’ny fanivanana kosa indray dia faisana ihany koa ireo moa no tena voakasika satria fantatra fa rehefa manjaka ny Efa niezaka ihany ny nofontany ka tsy ahafahana atobak’izy ireo eny amoron- taranaka Malagasy, tsy fahampian-tsakafo sy ny fahantrana dia iharan’ny Federasionan’ny COBA mamokatra betsaka sy tsara drano sy eny amoron-dalàna mampanahy ny ho avintsika! fitrandrahana sy ny fandringanana ireo harena voajanahary, nandefa tatitra sy fitarainana intsony, eo ihany ny filazana fa rehetra eny, vokatr’izany dia: indrindra fa ny ala. any amin’ny ambaratonga midina araka izay tsy izy ny Koa ny irariana dia ny Araka izany dia mifampiankina tanteraka ny fiahiana ara- isany. Nisy ny fihaonan’ny vidin’ny kafe ka toa tsy mahazo - Mora azon’ny tondran-drano fandraisana andraikitry ny tsakafo sy ny fitantanana ny harena voajanahary satria raha faritra sy ny DREF sy ireo vola tahaka ny taloha intsony ny lalàna ifamezivezena noho tsirairay: manaitra antsika ampy sakafo, miaina ara-dalàna, afaka mihary ny mponina mpisehatra rehetra amin’ny ny olona, ary ny fahatelo dia ny fibosesiky ny fasika, tanora mba hitsinjo sy dia hihena ireo tsindry mianjady amin’ny harena tontolo iainana ka hisy fepetra mieritreritra ny mponina fa ny indrindra moa fa ilay tetezana hiambina ny ho avy. Manaitra voajanahary. fitrandrahana harena an- hentitra horaisin’ny fanjakana (radié) eo Ambinanitromby. koa antsika Raiamandreny sy ato ho ato ho fanasaziana kibon’ny tany dia azahoana ireo Ekipa Tandavanala vola haingana. ireo mpitrandraka tsy ara- -Maloto ihany koa ny ny rano mpitondra isan-tsokajiny sy dalàna ao anaty ala. satria voakorotan’ilay milina,. isan’ambaratongany, ary ahiana koa ny fiparitahan’ny indrindra ny tsirairay, mba CMP TANDAVANALA solika manodina ny milina. Io samy hahatsapa tena fa Enceinte de la Direction Régionale de l’Elevage, rano io ihany anefa no rano sarobidy ireo harentsika « L’écologie est aussi et surtout un problème Besorohitra - Fianarantsoa fisotron’ny mponina voazimbazimba sy culturel. Le respect de l’environnement passe Tel: 020 75 516 58 033 09 291 72 034 20 516 58 m anodidina. voahosihosy ireo ka arovy. BP: 1099 par un grand nombre de changements compor - Courriel: [email protected] / [email protected] -Mihotsaka ny tany Ra - Zozy tementaux. » Site web: http://www.tandavanala.org Nicolas Hulot Aprily 2012 Vaovaon’ny Corridor Vaovaon’ny Corridor -Ny fambolenao ve tsy manimba ny 05 jiona: Fankalazana ny andro maneran- tany, amin’ny alalan’ny fampiasana vokatra simika ohatra? tany ho an’ny tontolo iainana -Ny fihazàna na fanjonona ataonao ve mba mitsinjo ny fitombon’ny taranaky ny biby, ohatra hoe mba 05 jiona : Miara-mahalala isika fa io avela hitombo aloha ireo biby datin’ny 5 jiona io dia daty manan- “Fiharian-karena maitso, aiza ho madinika vao alaina? daza satria dia andro maneran-tany aiza ianao?” ho an’ny Tontolo Iainana. -Raha mpitondra fiara indray ianao : Samy manamarika izany avokoa Araka ny mahazatra dia misy ny fiaranao ve mikajy ny tontolo ireo firenena maro maneran-tany hatrany ny lohahevitra amin’ny iainana ? izany hoe, tsy irony amin’ny alalan’ny fihetsiketsehina fankalazana ny andron’ny tontolo mandoto rivotra amin’ny alalan’ny maro samihafa. iainana, ka tamin’ity taona 2012 dia setroka mainty irony. niompana tamin’ny resaka fiharian- Faritra Matsiatra Ambony karena maitso ny lohahevitry ny -Raha mampiasa taratasy indray andron’ny 5 jiona izay niraisan’izao ianao: mahay mitsitsy ny Raha ny teto amin’ny Faritra tontolo izao. fampiasana taratasy ve ianao? Matsiatra Ambony manokana ohatra Ny “fiharian-karena maitso” moa satria ny taratasy moa dia dia nisy ny fankalazana io andro raha azavaina dia ny fiharian- amboarina avy amin’ny hazo, koa maneran-tany ho an’ny tontolo karena, izany hoe ireo asa aman- raha mahay mandanjalanja ny iainana io, izay nokarakarain’ny draharaha sy fitadiavam-bola fampiasana taratasy ianao dia Faritra sy ny Sampan-draharaha mandala sy mikajy ny tontolo iainana mampihena ny hazo tapaka. misahana ny ala sy ny tontolo mba hampaharitra azy ho an’ny iainana eto Fianarantsoa izay taranaka faramandimby. Koa ny -Raha asa mampiasa hazo no niaraha-nisalahy tamin’ireo mpiara CMP Tandavanala, nandray anjara tamin’ny foaran’ny tontolo iainana teto amin’ny fanontaniana mipetraka dia hoe ataonao, voasolo hatrany ve ireny miombon’antoka rehetra eo amin’ny faritra Matsiatra Ambony. Niaraka tamin’ireo mpikambana ao amiin’y Alliance “aiza ho aiza ianao?” anjaran’ny hazo tapaka ampiasainao ireny ? fikajiana sy fitantanana ny tontolo Voahary Gasy aty amin’ny Faritra. tsirairay no mamaly io fanontaniana iainana. Hetsika maro no io, mandala ny tontolo iainana tokoa Mbola maro dia maro ireo notanterahina toy ny: foaran’ny aman-jery.
Details
-
File Typepdf
-
Upload Time-
-
Content LanguagesEnglish
-
Upload UserAnonymous/Not logged-in
-
File Pages4 Page
-
File Size-