REPOBLIKAN'I MADAGASIKARA Tanindrazana - Fahafahana - Fa ndrosoana LOI n° 2008 - 036 portant fusion des Communes d'Ivato Firaisana et d'Ivato Aéroport dans le District d'Ambohidratrimo, Région Analamanga EXPOSE DES MOTIFS L'accueil du Sommet de l'Union Africaine de 2009 à Madagascar nécessite une coordination rigoureuse de toutes les actions qui s'y rapportent. Dans ce cadre, les deux Communes dénommées Ivato Aéroport et Ivato Firaisana sont particulièrement au centre de toutes les attentions, étant donné que bon nombre des infrastructures d'accueil dudit Sommet s'y trouvent : aéroport, hôtel cinq é toiles, centre de conférence internationale, villas présidentielles, … La fusion de ces deux Communes et la création conséquente de la Commune dénommée « Commune d'Ivato » se justifient à plus d'un titre. Elle facilite la coordination des efforts menés dans le sens du bon déroulement des préparatifs du Sommet. Les deux Communes concernées constituent en quelque sorte « la vitrine de Madagascar » lors de cet évènement grandiose. Les yeux du monde entier s'y focalisent. La présente loi vise ainsi à fusionner les anciennes Communes d'Ivato Firaisana et d'Ivato Aéroport dans le District d'Ambohidratrimo, Région Analamanga et à ériger en conséquence la Commune d'Ivato. Tel est l'objet de la présente Loi. 2 REPOBLIKAN'I MADAGASIKARA Tanindrazana - Fahafahana - Fa ndrosoana LOI n° 2008 - 036 portant fusion des Communes d'Ivato Firaisana et d'Ivato Aéroport dans le District d'Ambohidratrimo, Région Analamanga Le Sénat et l'Assemblée Nationale ont adopté en leur séance respective en date du 18 décembre 2008, la Loi dont la teneur suit : Article premier .- Les Communes d'Ivato Aéroport et Ivato Firaisana dans le District d'Ambohidratrimo, Région Analamanga sont fusionnées. La Commune issue de cette fusion est dénommée Commune d'Ivato. Elle est classée Commune urbaine. Article 2 .- Jusqu'au renouvellement général des Maires et des membres des Conseils, la Commune est dirigée par une Délégation Spéciale composée de trois membres désignes par Arrêté du Ministre chargé de l'Intérieur, sur proposition du Représentant de l'Etat territorialement compétent. Ladite Délégation Spéciale comprend : - un Président ; - deux Vice-Présidents chargés respectivement des affaires économiques et sociales et des affaires générales et territoriales. Article 3 .- Les ressources humaines, matérielles et financières des anciennes Communes composantes seront transférées à la Commune d'Ivato. Article 4 .- En raison de l'urgence, et conformément aux dispositions de l'article 4 de l'Ordonnance n° 62-041 du 19 septembre 1962 relative aux dispositions générales de droit interne et de droit international privé, la présente loi entre immédiatement en vigueur dès qu'elle aura reçu une publication par émission radiodiffusée et télévisée ou affichage indépendamment de son insertion au Journal Officiel de la République. Article 5 .- Sont et demeurent abrogées toutes dispositions antérieures contraires à la présente loi. 3 Article 6 .- La présente Loi sera publiée au Journal Officiel de la République. Elle sera exécutée comme Loi de l'Etat. Antananarivo, le 18 décembre 2008 LE PRESIDENT DE L'ASSEMBLEE NATIONALE, LE PRESIDENT DU SENAT, Jacques SYLLA Yvan RANDRIASANDRATRINIONY 4 REPOBLIKAN'I MADAAGASIKARA Tanindrazana - Fahafahana - Fa ndrosoana ANTENIMIERAMPIREN ENA VOLAVOLAN-DALANA LAHARANA FAHA-040/2008 tamin'ny 11 desambra 2008 anatambarana ny Kaominina Ivato firaisana sy Ivato Seranana eo anivon'ny Distrika Ambohidratrimo, Faritra Analamanga FILAZALAZANA NY ANTONANTONY Ny fandraisana ny Fivoriana antampon'ny Firaisambe Afrikana hatao amin'ny taona 2009 eto Madagasikara dia mitaky fandrindrana hentitra ireo lahasa mifandraika amin'izany. Koa satria ireo fotodrafitr'asa andraisana ny fivoriana Antampony voalaza etsy ambony : seranam-piaramanidina, trano fandraisam- bahiny kintana dimy, foibe fandraisana fivoriana iraisam-pirenena, trano andraisana ireo fikambanam-pirenena, …dia hita amin'ireo Kaominina ireo. Noho izany, hisarika ny sain'ny besinimaro ny Kaominina roa antsoina hoe Ivato Seranana sy Ivato Firaisana. Antony maro no nahatonga ny fanambàrana ireo Kaominina ireo sy ny famoronana ny Kaominina antsoina hoe : “Kaominina Ivato ”. Mampirindra ny ezaka atao amin'ny fanatontosana antsakany sy andavany ny fanomanana ny fivoriana Antampony. Ireo kaominina roa voakasika dia atao toy ny fitaratr'i Madaagasikara mandritra io fotoan-dehibe io. hijery akaiky ny zava-mitranga ny mason'izao tontolo izao. Izao lalàna izao dia mikendry indrindra ny hanambatra ny Kaominina Ivato firaisana sy Ivato seranana ao amin'ny Distrika Ambohidtratrimo, Faritra analamanga ary hananganana noho izany ny Kaominina Ivato. Izany sy izany no antonanton'izao Volavolan-dalàna izao. 5 REPOBLIKAN'I MADAAGASIKARA Tanindrazana - Fahafahana - Fa ndrosoana ANTENIMIERAMPIREN ENA VOLAVOLAN-DALANA LAHARANA FAHA-040/2008 tamin'ny 11 desambra 2008 anatambarana ny Kaominina Ivato firaisana sy Ivato Seranana eo anivon'ny Distrika Ambohidratrimo, Faritra Analamanga Nolanian'ny Antenimierampirenena tamin'ny fivoriana izay nataony ny faha- ………… , izao Volavolan-dalàna manaraka izao : Andininy voalohany .- Ny Kaominina Ivato seranana sy Ivato Firaisana ao anatin'ny Distrika Ambohidratrimo, faritra analamanga dia natambatra. Ny Kaominina avy amin'io fanakambanana io dia antsoina hoe Kaominina Ivato. Sokajiana ho Kaominina ambonivohitra izany Kaominina izany. Andininy 2 .- Mandra-panavaozana ireo Ben'ny Tanàna sy ireo mpikambana ao amin'ny Filankevitra, dia Délégasiona manokana izay ahitana mpikambana telo, tendrena amin'ny alàlan'ny didim-pitondrana raisin'ny Minisitra miadidy ny Atitany, araka ny tolo-kevitra avy amin'ny Solontenam-panjakana mahefa, no mitarika ny Kaominina. Io Delegasiona manokana io dia ahitana : - Filoha iray ; - Filoha mpanampy roa izay misahana avy ireo raharaha ara- toekarena sy sosialy ary ireo raharaha ankapobeny sy lafintany. Andininy 3 .- Ireo mpiasa sy fitaovana ary loharanom-bola, tao amin'ireo Kaominina teo aloha dia hafindra amin'ny Kaominina Ivato. Andininy 4 .- noho ny hamehana sy araka ireo fepetra voalazan'ny andininy faha-4 amin'ny Hitsivolana laharana faha-62-041 tamin'ny 19 septambra 1962 miaksika ny fepetra ankapobe soritan'ny lalàna ifampitondrana eto an-toerana sy ny lalàna iraisam-pirenen-tsamihafa amin'ny fifampitondrana ivelan'ny Fanjakana dia manankery avy hatrany izao lalàna izao raha vantany vao nampahafantarina ny besinimaro amin'ny alàlan'ny famoahana azy amin'ny fampielezan-peo sy ny fahitalavitra na peta-drindrina ankoatra ny famoahana azy amin'ny Gazetim- panjakan'ny Repoblika. Andininy 5 .- Foanana ary dia foana ireo fepetra rehetra teo aloha ka 6 mifanohitra amin'izao lalàna izao. Andininy 6 .- Havoaka amin'ny Gazeim-panjakan'ny Repoblika izao Lalàna izao. Hotanterahina izany fa Lalàm-panjakana. Antananarivo, faha NY FILOHAN'NY ANTENIMIERAMPIRENENA, NY SEKRETERA, Jacques SYLLA.
Details
-
File Typepdf
-
Upload Time-
-
Content LanguagesEnglish
-
Upload UserAnonymous/Not logged-in
-
File Pages6 Page
-
File Size-